Politika

ketaka67 ( 13/08/2009 13:43)
"Nomarihiny aza fa efa eo am-pelatanan’ny tomponandraikitra farany afaka manao ny taratasy ny raharaha saingy mbola milaza hanontany ny hevitry ny tomponandraikitra ao amin’ny fitondrana ity faran... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:37
mamyandry ( 13/08/2009 09:13)
Efa tena mankaleo ity fiadiana seza ity e, ny antsika ny fanaovana politika dia fitadiavam-bola. Tsy mba menatra ve ami'ity toetra mampijaly vahoaka ity. Ny vahoaka foana no tsy maintsy atao tohatra f... tohiny
novalian'i mamyandry ny 16/08/2009 14:21
rabaradaka ( 13/08/2009 08:01)
Jereo ange : Rehefa notanana roa andro teny amin’ny zandary eny Betongolo ny Filohan’ny fikambanana AV7 (fikambanan’ny olona tra-doza teny Ambohitsorohitra tamin’ny 7 febroary 2009 sady koa mp... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 20:08
penguin ( 13/08/2009 05:28)
Nanantintrantitra Andriamatoa Azhali Ben Marouf tarika Ratsiraka ary namaly ny fitenin-dratsirahonana hoe ny FIJERINAY ary famerimberenanity farany ny hoe izahay foana. Isiaka Malagasy iray manontolo ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:41
mathla ( 12/08/2009 22:12)
Izay angamba zao no azo hanalavana ny HAT ve? Toa ratsy faneno loatra manko ilay hoe FAT(Y) sady misy an'ilay fonosana..... Kanefa tena amoron-tevana marina ve izy io? Ny hita taratra manko tamin'ny... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:45
fijo ( 12/08/2009 20:48)
manahy mafy ny amin'io rangahy io aho,fa toa hendry lavitra noho i ngahy odon izy ,ka mety hanelingelina andry zareo.hatramin'izao,dia tena fampihavanana no ataony ,fa tsy toa ilay raika lahy mpitarib... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:39
Noue ( 12/08/2009 19:38)
[size=70][color=blue][b]Le congrès de la transition (Assemblée Nationale) serait composé de 90 membres de la mouvance Ravalomanana, 56 membres pour chacune des autres mouvances pour un total de 258... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 20:37
xxx ( 12/08/2009 18:15)
Mba vakivakio ihany fa mety ahasoa antsika rehetra somary lava be fa mahanana patience: mila ti jerijery ihany isika rehetra e... Quote: Inona no tena tanjon’ny Frantsay amin’izao raharaha eto ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:49
bazylou ( 12/08/2009 16:57)
vonona ny anao declaration de patrimoine ny pds vaovao, aiza le prezda fopla honoris kozatra, naninonano tsy sahy nanao, ??? beuurrk, resy e :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i mathla ny 12/08/2009 22:28
penguin ( 12/08/2009 14:16)
Ny Jeneraly efa tsy hamokatra ka manino moa raha ny kaporaly mahery fo manampahaizana manokana momban'ny baomba no tsy ampiakarina haingana ? Lazaina fa mahafoy ny ainy ny anao lahy ary tena tsy mipoa... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 20:47
news2dago ( 12/08/2009 13:51)
Mahagaga fa mifandimby maneho hevitra ny mpikambana ao @ fat ankehitriny ao ny sasany mampiakam-peo mafy oe tsy maintsy izy no mitarika ny tetezamita sy ny praiminisitra ary maro an'isa ao @ kongresy ... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 20:46
bozyboleta ( 12/08/2009 11:32)
Tsy miafina intsony ry faty sy ny forongony. [quote]Gazety Taratra Saika haka volan’olona - Fis enin-dahy nosamborin’ny zandary Polisy roa, zandary roa, miaramila roa miasa ao anat... tohiny
novalian'i fijo ny 14/08/2009 21:05
ntss ( 12/08/2009 10:19)
Ny tena maharatsy be itony fifanarahana vita sonia itony dia ny tsy maintsy hanarahana antsakany sy andavany ny voarakitra ao anatiny. Raha sanatria nefa ka mahatsiaro ho maty antoka tampoka ny ankola... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 20:42
nytsiry ( 12/08/2009 09:09)
[b]NANAMAFY NY GIC Nofoanana ny fiampangana an-dRavalomanana[/b] Niteraka resabe ny momba ny Filoha teo aloha, Ravalomanana, taorian’ny fifanarahana politika sy ny satan’ny tetezamita tany Map... tohiny
ari.malala ( 12/08/2009 08:41)
[quote]INDRAIM-BAVA Tsy naharitra izahay fa mba te hizara vaovao lehibe aminareo havana aman-tsakaiza rehetra. Amin-kafaliana lehibe no ilazana aminareo fa teraka tany Mozambika, ny alaha... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/08/2009 08:11
halloween ( 12/08/2009 05:20)
vita iny ny Maputo navela i Ravalomanana,navela i Ratsiraka ary ny eto @ serasera mba afaka miverina ve ireo fianakaviana TGV 100% voapeka teto ny PS-ny nony fiandaniany @ Andry Rajoelina (fanontanian... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/08/2009 07:57
mathla ( 11/08/2009 19:45)
Fanontaniana sendra nandalo ihany io raha namaky ny filazam-baovao sasany milaza fa tsy tonga namonjy sy nanatrika ny fivorian'ny governemanta taorian'ny fiverenan'ireo nandeha nidinika tany Maputo ny... tohiny
novalian'i fijo ny 12/08/2009 20:58
Noue ( 11/08/2009 19:32)
Vita aloha iny ny dinika tany Maputo, dingana iray azo lazaina ho goavana iny, hany ka naha lasa saina ahy ity hira ity. Koa satria koa raha jerevana ity vidéo ity dia 3 mouvances nifandray tanana... tohiny
novalian'i fijo ny 13/08/2009 21:02
zoam ( 11/08/2009 17:08)
i tgv mantsy no gracier an'i koutiti, pouvoir illegal donc koutiti izany nahazo aminstie pôlitika,sa tafiditra ao anatin'nle crime de sang dia mety hiverina any tsiafahy rehefa misy gouvernement leg... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:13
essera ( 11/08/2009 11:49)
Asa izay nahita an'ilay interview Ratsiraka iny fa nisy tena nanohina ny fo na d hoe nisy ts nety aza ny nataony tam zan fotoana d ity : [u]Journaliste[/u] : Rahoviana moa izany ianao Andriamatoa D... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7825