nahazo famotsora keloka ve izany koutiti

1. zoam ( 11/08/2009 17:08)
i tgv mantsy no gracier an'i koutiti, pouvoir illegal donc koutiti izany nahazo aminstie pĂ´litika,sa tafiditra ao anatin'nle crime de sang dia mety hiverina any tsiafahy rehefa misy gouvernement legal eo ?
novalian'i fijo ny 11/08/2009 22:13
2. xxx ( 11/08/2009 17:24)
i lery aza efa lasa nipa koa ahoana izany
3. remahity ( 11/08/2009 17:25)
kotity, ratsiraka, ravalo, pety, hery hajaina, fidy doivent tous payer

on n'oublie pas

nous sommes chretiens, RAHA MIAKY NY FAHOTANA RY ZAREO dia amnistier-na.

Fa tsy maintsy miakiky aloha


EXCUSE PUBLIC ET DEVANT LES PARENTS DES VICTIMES
4. Noue ( 11/08/2009 17:25)
efa nanjavaona lery ee
5. xxx ( 11/08/2009 18:02)
ALEO HANDEHA ANY FA TSY MIS ILAINA AN'IRENY ATY ATY MPAMONO OLONA BE IZAO
6. Noue ( 11/08/2009 19:00)
remahity:

kotity, ratsiraka, ravalo, pety, hery hajaina, fidy doivent tous payer
indrindra fa i tgvendrana


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. ndotofetsy ( 11/08/2009 21:39)
iza le hery sao de ra hery serasera aloha ra8 eva difitra fa avereno ny vovon i deba aloha ary aleo y boay kely hirevy fa aza mifandamaka :^) :^) :^) :^) :^) :^)
8. fijo ( 11/08/2009 22:13)
raha ny novakiako tamin'ilay zavatra vita sonia,dia tsy mahazo famotsorankeloka ny nahavita famonoana.noho izany rah any momba an'i kotiti dia tsy tokony ahazo izy,fa raha efa dila moa izy ,avelao hoany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1819