Taorian'ny Maputo
1. Noue
(
11/08/2009 19:32)
Vita aloha iny ny dinika tany Maputo, dingana iray azo lazaina ho goavana iny, hany ka naha lasa saina ahy ity hira ity.
Koa satria koa raha jerevana ity vidéo ity dia 3 mouvances nifandray tanana ary niredona ity hira ity ka hoy aho hoe ka ho tanteraka ve izy io sa ahoana ??
Zany oe FIRAISANA NY 3 MOUVANCES ITY
http://www.youtube.com/watch?v=dg5iEVriTps&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana.free.fr%2F&feature=player_embedded
1- Zanahary ô, tahio ny tanindrazanay
Handroso lalandava, handry fahizay.
Enga anie hanjaka ao ny saina mahay miray,
Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikaranay.
2- Ireo mpitondranay arovy lalandava koa
Tolory saina hendry, kinga sy mahay.
Ka ny marina anie no mba hanjaka ao tokoa,
Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikaranay.
3- Ny taranakay tahio ho vanona tokoa;
Ireo no solofo, dimby, rahatrizay
Mba ho tena mahatoky, feno fahendrena koa,
Dia ho tany sambatra, ilay Madagasikaranay.
http://www.youtube.com/watch?v=F1ZDiZY63tQ

novalian'i fijo ny 13/08/2009 21:02
2. zoam
(
11/08/2009 21:48)
vita ny hirampivavahana dia raikitra amin'izay ny ady seza ,tsy hifandrenesana mihitsy avy avy eo fa dia tacle be mahatsiravina
4. zoam
(
11/08/2009 22:31)
aleo hafotako mihitsy ,aiza ka ny akoho sy ny vorona ary ambodia ao daholo
6. patrick2002
(
12/08/2009 00:45)
zoam:
aleo hafotako mihitsy ,aiza ka ny akoho sy ny vorona ary ambodia ao daholo
nefa ianareo ity mividy big boss hatsefotra ao @ ambasady ny olona ary mifandray tanana ,sao dia ho faty faty foana letsy ra zoam ,
ialahy aloha raha mikitika ahy eo no eo ialahy dia vita . :lol: :lol:
8. fijo
(
12/08/2009 21:34)
aza hadino rapa,fa fiarovana ny aradalana ny zavatra nisytao paris.soa nisyandry zalahy tao sahy nijoro niaro izany aradalana izany
10. fijo
(
13/08/2009 21:02)
ka iza no nanao ny tsy aradalana tao???iza no namaky ny varavaran'ny ambasady???????iza no namaky ny fitaratra tao anaty ambasady?????iza no niditra ankeriny tao?????