Politika

diloo ( 23/08/2009 17:02)
Ary toa matahotra mafy mihintsy ingahy Ramaroson tsy anjaka toa ny fomba fanaony nandritra ity vanomptoana HAT ity e. Toa malahelo tsy afaka mampijaly vahoaka tena izy, atsy ho atsy. Ary toa tsy ma... tohiny
novalian'i penguin ny 24/08/2009 09:30
bazylou ( 22/08/2009 08:43)
no tsara maka ny fitondrana, raha mahay. rehefa tsy misy ny mahay noho i tgv dia amazotoa manaradrenirano daholo ry tsonjo maty, :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 24/08/2009 22:59
xxx ( 22/08/2009 06:48)
akory dol dia tgv iany izany no lehiben'ny tetezamita mandra-patonga ny fifidianana sa tsy marina io,izy no niantomboka ny tatara teo :^) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:25
Noue ( 21/08/2009 19:34)
zany hono eee ! rajoelina tsy mety mihaino an'iza na iza fa miandry an'i la frantsa !! atao inona ??? [size=70][color=blue][b]L'accord signé dans la nuit du 8 au 9 août à Maputo (Mozambique) ... tohiny
bazylou ( 21/08/2009 17:46)
ny mahita ireto vahoaka 20.000.000 lany andro lalaovin'iretsy 4asy sy gaufrety iretsy marina, ampiana ronon antavy dia voky daholo izy mianakavy; ntssssooo aza manambe e,, :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:36
bazylou ( 21/08/2009 17:11)
maputo firy ary no ho azo mandra-pahatapitr'ilay 15 volana e????? izay mahita ny valiny dia omeko vatomamy :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:35
MonamiPierro ( 21/08/2009 10:03)
Fanadihadiana : Iza no ho Filohan'ny Tetezamita vaovao http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=8&start=40... tohiny
vitamatavy ( 20/08/2009 20:38)
sondage dia mazotoa mifidy e http://www.villalesfleurs.com/forum/viewtopic.php?f=3&t=8&start=30... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 04:00
bazylou ( 20/08/2009 18:45)
lay firenena mivara lila , tsy misy lohany tsy misy vodiny , ary mihanahana sy ady varotra lava izao sisa no atao, tsy aleo atao prezda daholo ny gasy 20.000.000 dia vita; :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:20
milamm ( 19/08/2009 22:25)
kizo lalina vokatry ny fanonganam-panjakana 07/02/09 dia mila vahaolana faingana ny firenena satria ao anaty ny fiahiny vondrona iraisam-pirenena isika izao/sous prectorat de la Communaute Internatio... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 04:10
xxx ( 19/08/2009 18:06)
Tena mankaleo be ny dinika ato @ politika. Tena tsy misy hidiran'ny politika intsony fa lasa resaka tsy manjary.... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:34
benkintana ( 19/08/2009 16:33)
tantara BD sisa ny ato,le kely foana hotran'ny dessins animés reny foana no manala ato =D> ... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 03:54
halloween ( 19/08/2009 16:27)
jereo angeh ny resakiry zareo é, samy makafy be anle resaka ry zareo, jereo fa tsisy miala mintsy izy roa, d efa tsy hoela zany d ahazo vaovao isika na marina na lainga ny filazana fa lam séebai le ... tohiny
novalian'i ouiandry ny 28/08/2009 09:12
remahity ( 19/08/2009 12:57)
PKOI Manandafy no tsy mety manasonia ny reconnaissance ny accord Maputo: satria hono izy tia tanindrazana! Tia ny TIM, Tia an-dravalo Non Mais, il se prend pour qui ce Guignol ???? [u]et le... tohiny
sitlo ( 19/08/2009 08:13)
novalian'i pikatti ny 20/08/2009 13:19
locl ( 18/08/2009 20:02)
Izaho manokana dia mihevitra fa tokony ho neutre ny olona mitondra ny tetezamita, izany hoe ny président sy ny vice-président. Ny praiministra 3 no hifanjarana. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:28
dadabe ( 18/08/2009 15:55)
araka ny voalaza tetsy ambany dia hisy ny Maputo 5 donk [b][u]Jereo eto[/u][/b] he he ho aiza no tsy ho voako daholo anefa nareo eee...sangodipanina politika daholo zany bainn a :-D :-D ... tohiny
novalian'i dadabe ny 22/08/2009 16:36
ravatorano ( 18/08/2009 13:30)
vita anikeho maraina teo ny fitsara ireo parlementaire tim avy any antsirabe izay solombavambahaoaka telo ary senatera iray (ex daholo moa zany ireo) Araka ny didy nivoaka tao dia nahazo sazy mianton... tohiny
novalian'i pikatti ny 21/08/2009 11:25
TEGEVE ( 18/08/2009 13:27)
Anaka isany, Voatery tsy maintsy mandeha fa poritra be ,ny volantsika rahateo efa tsy mahampy ,ny ato @ miaramila mamely isan'alina Aza dia homena tsiny ity namana adala ity raha ataon'olona miredir... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:30
ouiandry ( 18/08/2009 13:16)
aiza lity izy zany an, toa tsy miady ny baolina ao amabany ao fa nankaiza elah misotro aloha rano, d au vue ny resultat androany d efa mihamafy loha elah fa tsy mbola mendrika ny ho TGV100% Tsisy fang... tohiny
novalian'i ouiandry ny 28/08/2009 09:16
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2048