Politika

hery ( 31/08/2009 19:35)
Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e :-) Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa tsy io no... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:18
Mirananirina ( 31/08/2009 15:36)
Dia mbola sahy miteny ihany ianareo tgv fa tsy mandroba fananan'olona sy tanàna sisa ataonareo???Mankaleo fa mialà amin'izay :x :x :x Leo izahay vahoaka,mila olona vaovao.Milaza fa tsy mty ny atao... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:15
ifiona ( 31/08/2009 14:58)
miarahaba antsika indray nanomboka ny andro niverenan'ireo ankolafi-kery avy any Maputo andihany faharoa (MAputo II) dia niverina koa ny hetsik'ireo mpitaky ny ara-dalàna etsy Magro Ankorondrano.... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:18
swann ( 31/08/2009 13:20)
indrisy mantsy ty niafaranareo ry ara-dalana , fa mijery lavitra fotsiny ts sahy miditra eto ! ----ngah ra hiady de mora milefitra toy izny e ! mila mafimafy loha rah te ho tafita fa tsy sarimbavy ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:18
remahity ( 31/08/2009 12:59)
3 à 4 jours be izao, alors que mafana dia mafan ty raha à madagasy ao, ils n'ont rien à dire les bannes normal, ils se repetent, lany kabary, fohy loatra ty raha hay ka la, miverimberina le... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:22
terrywui ( 31/08/2009 12:52)
miandriandry vaovao sa miandry fivadiky ny tantara ho tsartsara vao hipoitra eto ry Penguin , Rahery , Noue ,Pikatti(mipikaty) ,zoam , locl ,cyril ,nancy ,bekitana .....aa!! aiza ee!!! mivoaha rah m... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:05
ndotofetsy ( 30/08/2009 14:24)
hosamborina izay manarakaraka hat sy ny hafa eo fa hanokatra fitondrana vaovao i ndefo sy i sarla ary i deba :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 07:15
bazylou ( 29/08/2009 11:20)
tonga any amin'ny maputo 3000. ialahyisany , fa raha izay 1 zsy 2 tsy olana fa samy manao tourisme e, :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 14:59
terrywui ( 29/08/2009 10:27)
TSY HOE VAO MISY ZAVATRA KELY MANDONA RY TIM DE MILENTIKA ANY DAHOLO AFA MIVOAHA HIFANAZAVA A! TSY MISY MITONDRA BASY ETO AKORY KA HATAHORANA ! ha ha ha ha !! ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:19
terrywui ( 29/08/2009 09:19)
Otrizao ataon'ny Tim ato am serasera zao no "fihidiny" rehefa misy zavatra mafimafy kely atao azy na mihatra aminy! mbola vao resaka Maputo fotsiny ve ry zalah no mitady hitsefotr d'efa mikonetaka tsi... tohiny
diloo ( 29/08/2009 00:05)
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:15
diloo ( 28/08/2009 21:47)
Tsy afa manoatra marina i Andry TGV kle: vakio ito: - 01h00 - Les militaires mutins menés par le ministre Noél et le CEMGAM Andre se sont réunis hier soir avec tous les chefs de corps de Tanà ... tohiny
novalian'i diloo ny 30/08/2009 07:59
sylvain ( 28/08/2009 15:55)
bandy 1 any RFI tsy lany CAPSAT 20 http://www.youtube.com/watch?v=Je0zL5Wz89Q... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:33
swann ( 28/08/2009 13:33)
Efa hatao daolo ze sitrapondry zalah amlé hevitra avaoakany rehetra oe avoahy ny gadranay TIM e! ataovy anzao e! zao e! mbola mikonetaka otran'ny Pikatti ihany ! ka tsy aleo ve Prezida adaboka any ze... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:12
terrywui ( 28/08/2009 13:04)
Raha sanatri ka misy fiovanjavatra ka hiterak famotehana ny miaramila izany ! indrindra ry zalahy berets rouge de efa nametraka plannnn ny amzany ny tafika rehetra izao (tafika rehetra)hoy aho satri ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:09
ifiona ( 28/08/2009 12:12)
miarahaba antsika Raha vao nigadona tao @ aéroport Ivato ny mouvance Ravalomanana dia indro fa nisy miaramila tarihin'ny commandant Charles nikasa hisambotra an'i Manandafy Rakotonirina. Nisahota... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:20
bazylou ( 28/08/2009 10:44)
io ihany no ady eo e, sady zany maputo midona poto izany tsy ho poinsa le hoe le8 no atao prez de i tgv Pm, tsy misy io, ary tsy hisy mandrakizay, ary ny maputo 3 izao no efa miala any, beeeuurrk viv... tohiny
novalian'i dadabe ny 06/09/2009 14:48
penguin ( 28/08/2009 05:44)
Tsy andron'ny fifanasana vangy izao hoy aho ka tsy hivalapatra hanaratsy ny hafa aho fa mampatsiahy fotsiny. Na feno olona aza teny @ kianjan'ny 13 Mai tsy midika fa tsisy olona intsony eran'i Madagas... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:51
klitika ( 28/08/2009 02:32)
Raikitra ve sa ahoana eh? Maputo 2, sa mbola asiana Maputo 3 indray? Voatery niantso vonjy tamin'i Maman malala indray i TGV ny hariva manontolo. Mba asaivo misara-nono amin'izay io akamako io. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/08/2009 06:13
bazylou ( 27/08/2009 18:09)
izy telo mitsama contre le mpanao ronon antavy e; :-D :-D :-D :-D , aza manody ny ronono matsoboka marina, :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 05:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7428