Politika

bazylou ( 03/09/2009 17:47)
gtt tamin'ny tgv daholo le listen'ny olona nisaboty an'i lery teny ivato ireny, izao ry leronytsy tafiditra any mada intsony, :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:59
remahity ( 03/09/2009 11:18)
Cela me rappelle ce guignol de RAVALOMANANA qui disait, tsy omena ny putchiste ny fanjakana fa lasa ohatra ratsy ho an'ny AFRIKA: [quote]Les paras gabonais chargent à Libreville Posté le: Jeu ... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/09/2009 23:33
xxx ( 03/09/2009 09:45)
...omaly tena amanjatony mihitsy :-D :-D :-D :-D ireny hono ny vahoaka malagasy :-D :-D :-D tena manampatsinay le Andry rajaelina iny ka :-D :-D :-D tena voateriny basiny Charle marina :-D ... tohiny
nytsiry ( 03/09/2009 07:15)
kozy an ! hialana ary tsy hiankin-doha amin'ireo mpamatsy vola mahazatra intsony ve izany ny firenena malagasy rah ireny kabary nataon'Ingahy Andry Nirina Rajoelina omaly tetsy Ambohitsorohitra ireny... tohiny
novalian'i pikatti ny 04/09/2009 23:36
pikatti ( 03/09/2009 07:09)
Lasa vakansy ry tgv isany hono e ha ha ha ,kay lisany tony bandy tsisy tia tanindrazana akory fa mody miwawa eto fotsiny klé :-D :-D :-D zah tsy zany ndray moa le izy ry wiwi,ahoana leity zany a,ka... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/09/2009 19:48
ravatorano ( 03/09/2009 05:54)
tsy naka sarotra mhitsy ny minisitry ny teti-bolam-panjakana omaly nilaza fa misy ny voala na ny ariary na ny vola vahiny ka tsy tokony hatahotra ny amin'izany ny vahoaka sy ny mpandraharaha. Tena na... tohiny
novalian'i gesster ny 14/05/2025 09:31
patrick2002 ( 03/09/2009 01:14)
Dia raikitra izany ny fiarahany mouvance telo ,hanilika an`i Andry TGV fa tsy mety hizara fahefana mpanatanteraka (pouvoir executif ) i Andry . Ny olana dia tsy mety homeny Andry TGV an`i mouvance Za... tohiny
novalian'i pink ny 04/09/2009 22:20
ifiona ( 02/09/2009 18:05)
Miarahaba antsika rehetra indray, Tanteraka androany zany ilay fivoriam-bahoaka nataon'ireo mpiara-dia @ Andry TGV tao Ambotsirohitra. T@ zany no nilazàny sy namafisiny fa [b] tsy ho any Maputo in... tohiny
novalian'i diloo ny 05/09/2009 22:33
swann ( 02/09/2009 17:11)
Tsy mba manaiky ze fandaminana apetraka mitsy reto TIM reto fa de hanao fanerena ndray hono !!! hanery KALACK hipoaka ve ? sa hanery vavahadin'i Tsiafahy hisokatra sa hanery ny vavahadin'ny lanitra na... tohiny
novalian'i xxx ny 04/09/2009 10:10
terrywui ( 02/09/2009 16:32)
mba nahita ioriranana kely ndray ry TIM de be horakoraka eto am serasera ! nefa ny alatsinainy manotolo bongo maso daholo ! afa-tsy mirana sy ifiona irery no mba nitombandahy namaly teto ! hatramin ha... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 20:46
locl ( 02/09/2009 16:12)
Hanao fihetsiketsehana eo @ place des nations unies ao Geneve ny Malagasy eto Suisse, koa dia manainga ny mpisera avy eto schweiz izany ho avy marobe. Indrindra amin'izao didoha ataon'ny TGV izao. ... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 21:16
xxx ( 02/09/2009 06:36)
[quote=hery]Dia reveo manja eto aloha ny politika fa izahay mbola miraoziraozy manao vakansy e Ny anay anie ny politika tsy fiainana hoe tsy maintsy atao e. Rehefa manam-potoana dia mandalondalo fa ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/09/2009 11:37
fijo ( 01/09/2009 22:47)
Investisseurs « saoudiens » Une ardoise de 3000 euros de frais d'hôtel 2 milliards de dollars. C'est le montant des investissements que des hommes d'affaires saoudiens promettaient de faire... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:55
zoam ( 01/09/2009 19:09)
tena kivy tgv e,saika hanao manifs eo kianjan'ny mahamasina rahampitso dia matahotra ny tsy ahazo kil dia hoe atao ao kianja mitafo ny mahamasina,nefa mbola matahotra ihany soa tsy feno io kianja io d... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 07:00
ifiona ( 01/09/2009 15:16)
miarahaba antsika Rahampitso dia tanterahina ao @ kianja mitafo Mahamasina ny "mini-référendum" mifanaraka amin'ilay hevitra hoe consultation populaire efa tian'ny mouvance Rajoelina tanterahina ... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:14
vitamatavy ( 01/09/2009 15:02)
hany mba promesse tokana tanteraka jusqu'a maintenant dia hoe hivarotra vary 2500fmg,saingy indrisy hay vary nangalarina tsy misy mason karenena ve no mba nampananantenaina ny vahoaka nefa le vary aza... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:42
xxx ( 01/09/2009 14:05)
hiditra zao ny mpianatra nahazo fanampiana daholo ny mpianatra indrindra ny tany ambanivohitra t@ andron-dra8,fa @ ty betsaka ny tsy hiditra an-tsekoly! http://www.youtube.com/watch?v=IOz0HEdp3j8&eur... tohiny
novalian'i xxx ny 05/09/2009 20:20
Onjakeli ( 01/09/2009 11:38)
sy takona afenina izany izao ny ady an-trano ao amin’ny fitondrana izay efa mitatra amin’ny ady amin’ny fangalana ny varin’ny Magro. Vaky ny ady eo amin-dry Pety Rakotoniaina sy ny Minisitry ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/09/2009 20:34
ravatorano ( 01/09/2009 07:16)
iza avy moa ireo mpanao politika tany maputo ireo ? iza no olona azo atao hoe vaovao : i Andry Rajoelina sy Monja roindefo ary azo atao koa hoe i Ravalomanana fa ny ankoatran'izay dia efa hatramin'ny... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:11
TEGEVE ( 01/09/2009 04:41)
Anaka isany , Nieritretra ny hiala ihany aho tany Mputo fa tena tsy zakan'ny ambavafoko izany hoe izaho no prezidà nandrava haingana indrindra ny fanabeazana ny tanora,ny toekarena,ny kolotsaina ,ts... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 14:00
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.148