Politika

ravatorano ( 27/08/2009 10:42)
raha izao kosa aloha dia tena mamohehatra mihitsy indrindra fa ny iray mbola anisan'ny delegasiona mavitrika any Maputo : [b]Riz de Tiko à Toamasina Pety et Voninahitsy accusés par Jean Claude... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:37
rabaradaka ( 27/08/2009 07:42)
Un proverbe malgache dit « Le mensonge ressemble à la ceinture : il n'attache que son propriétaire ». Désormais quelques noms de poseurs et organisateurs de bombes artisanales circulent dan... tohiny
novalian'i fijo ny 01/09/2009 22:41
ouiandry ( 27/08/2009 07:14)
vitamatavy mou d tsy iza fa le mpametaka afisy ihany, pokatti ny sainy ka tsy omena tsiny izy, efa zatra ny- minomino foan ihany kou, ao ambany ao izy d milaz a fa nimpitsika teto @ serasera zahay reh... tohiny
novalian'i pikatti ny 03/09/2009 07:20
diloo ( 26/08/2009 23:17)
Sao dia sanatria ka kobo tao ra-Sarla kle. Sécurité-n'ny mouvance Rajoelina ireo kobo ireo tao @'ny Hotel. Vakio ito: Saika anao forcing @'ny fomba mahazatra indray ry zalahy: Ataovy Présid... tohiny
novalian'i fijo ny 02/09/2009 20:27
rajy ( 26/08/2009 18:27)
Salut daoly Tsy hiresaka politika ah androany fa miandry vokatra avy any maputo. Rahampitso ami 12 sy 30 mn alina dia ho tazana eny @ habakabaka ny planety mars izay hilahatra @ volana ary izy no l... tohiny
ntss ( 26/08/2009 16:41)
Tsy misy anjaran-dratsiraka sy ra8 tsony eto fa tohizo ny programanao sy ny tapaka tamin'ny assise. Tsy misy tombontsoa ho anao ny Maputo 2 fa aleo ija nona any. Tsika gasy mahay midebra fa tsy mila... tohiny
salopard ( 26/08/2009 15:13)
C''est le seul à mettre tout le monde d'accord, satria miresaka @ rehetra, tsy mba manana fahavalo na iray aza: 1)Ny satroboriny : mampahatsiahy an'i Pdt Tsiranana 2)1991-1992: akama farany ... tohiny
novalian'i pikatti ny 28/08/2009 06:02
swann ( 26/08/2009 12:37)
Azon'ny TGV natao anie ny tsy nande tamze Maputo sy ny tariny reo e! azo natao tsara ny nikarakara fifidianana samirery sy tsy nanaiky ze condition natao rehetra reny ! --fa rehefa mba nanaiky tsotr... tohiny
novalian'i diloo ny 26/08/2009 19:12
terrywui ( 26/08/2009 12:27)
Nareo angah no tompon'ny Fanjakana ? ny teo ampelatananareo aza narianareo fotsiny toy ny fako !! ka zao nareo hoe hampiditra oul ao amn GVT e , mila Praiministra avy aminay e! fa voatavo ve ny Fitond... tohiny
novalian'i pikatti ny 02/09/2009 20:50
Simpona ( 26/08/2009 07:00)
Toa mahakivy ihany ny mieritreritra ny raharaha politika eto amitsika, hita taratra samy miady seza sy miaro ny tombo-tsoany manokana daholo ireo olona milaza azy ho manana andraikitra sy te hanana fa... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:47
ifiona ( 25/08/2009 16:36)
amin'izao ora hanoratana izao dia re fa efa nihato indroa ny fifampidinihana any Maputo, izay marihina fa ny delegasiona Rajoelina foana no mangataka ny hampiato azy. Ny mampikatso ny dinika dia ny mo... tohiny
novalian'i pink ny 28/08/2009 22:16
remahity ( 25/08/2009 15:25)
Je suis Indigné, scandalisé, outré, halluciné, et très très remonté. Aiza le fahendren\'ny razana hoe: TOKANTRANO TSY AHAHAKA? Ces gens agissent comme des eleves à la maternelle, ils n\'a... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/08/2009 12:57
diloo ( 25/08/2009 00:25)
Arabaina izany fa navoaka tsy fidiny ny Ray-aman-dreny be Manandafy. Nilaza azy ho mafy be ingahy Sarles, kanefa dia very maina sy nampijaly olona @'ny tsisy antony. Tsaroko falifaly ery ny mpiseras... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:07
vitamatavy ( 24/08/2009 23:02)
rehefa avy nifoana tany @ pikatti sy noue i andry wui dia nilaza fa fa tsy hanao politika intsony aorinan'ny MAP auto2 fa hiova ho hendry tsara amin'izay ... tohiny
novalian'i pikatti ny 01/09/2009 13:39
bazylou ( 24/08/2009 17:32)
sy mandroso ary mandala ny fihavanana e?? aiza le gasuy le lazainareo mianakavy hoe mbola neutre sy bonne ary be diploma sy intelligent noho i tgv sy ireo antidahy isany iretsy e?? aiza , toa zary tro... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:04
penguin ( 24/08/2009 09:34)
Mba menatra ry tarika tgv fa fotoana famahana olana ary fampandrosoana ny firenena izao fa tsy faly hiady sy hilaza ho mpandresy hatrany akory. Ny sasany dia milaza ny hoe : HIRAVAKA NY VANGINY satria... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:02
zoam ( 23/08/2009 21:33)
http://menalamba.wordpress.com/2009/08/ ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 17:59
diloo ( 23/08/2009 18:16)
Le chef de la médiation conjointe du GIC, Joaquim Chissano, a été ferme : « Les accords de Maputo en général et l’article 22 de la Charte en particulier relatif à la mise en place du ComitÃ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:43
bazylou ( 23/08/2009 18:02)
izay no vaha olana e :-D ... tohiny
novalian'i pikatti ny 26/08/2009 18:26
bazylou ( 23/08/2009 17:46)
rehefa tsy misy maharesy an'i tgv; fa lany andro e, izay maputo midona amin'ny poto lava izao no anadaniana andro eto, beeeuurrk :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 24/08/2009 22:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0584