Politika

pikatti ( 18/08/2009 12:37)
Coucou ,remahity=ouiandry ,efa nisakafo ve elah io aloha e,sao mantsy gly eto ka zah ndray no lasa no assistance à personne en danger :-D Nalefako eto ty dinika ty fa tsy mahita sokajy hoe hatsikan... tohiny
novalian'i pikatti ny 27/08/2009 12:46
vitamatavy ( 18/08/2009 07:38)
@ asabotsy izao dia misy bal karakarain'ny gtt tim eto ile de france villabe sud de paris Paf 20euros ho fanohanana an'i Ravalomanana Marc... tohiny
novalian'i pink ny 21/08/2009 23:43
remahity ( 17/08/2009 17:24)
ka lany andro @ accord ny Maputo isika, TGV ne respectera pas cet accord. souvenez-vous de DAKAR 2: Ravalomanana a signé DAKAR 2 en 2002, revenu à Madagascar, il l'a ignoré [u][b]PKOI ? l... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/08/2009 15:08
Noue ( 17/08/2009 16:39)
Ilay accord n°5 tany Maputo nilaza oe [b]Article 5 Les membres du Gouvernement de Transition s’engagent à ne pas se présenter à l’élection présidentielle organisée par la Transition... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/08/2009 12:44
zoam ( 17/08/2009 15:40)
http://www.youtube.com/watch?v=o-kL9Ruerbw ... tohiny
novalian'i pikatti ny 18/08/2009 12:18
bazylou ( 17/08/2009 15:26)
ny ahy izao ny maputo 30000 no andrasako :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i Noue ny 17/08/2009 16:23
pimaso ( 17/08/2009 14:20)
Mba ho azo ny AGOA; ny Reconnaissance Internationale; ny Echange Internationale; ny lutte contre le chomage; ny fanarenana ny trano nodorana sy norobaina ny 26 janvier sy 17 mars 2009; ny fametra... tohiny
novalian'i Noue ny 17/08/2009 16:41
ketaka67 ( 17/08/2009 13:03)
to tsy mba misy mpiresaka ilay vahoaka é? mba te-ahazo vao² ah fa tara indray ... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:38
ari.malala ( 17/08/2009 11:27)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=16845 [quote=Midi Madagasikara androany]Les membres du TGV dans la région DIANA réclame le changement et exige la nomi... tohiny
novalian'i pink ny 21/08/2009 23:49
rabaradaka ( 17/08/2009 09:39)
"2012 est une date importante dans l’histoire humaine. Elle marque la fin d’un cycle de 5.125 ans et d’un cycle de 13 ans. Le grand spécialiste américain de l’astrologie Maya, Bruce Scofie... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:33
xxx ( 17/08/2009 08:45)
...ary hitohy ny tolona raha mianakendry eo i andry rajoelina, ary mety hiafara aminy fitsarambahoaka satria efa noana loatra ny vahoaka, nohony fidongiany andry rajoelina toerana no tsy ivoahany fana... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:30
zama91 ( 16/08/2009 19:45)
nivoaka ry Raharinaivo sy ny akolitany izay lazaina fa nikotrika ny fametrahana baomba na dia tsy nahitana preuve aza aloha pour l'instant,mnsieur Richard lehiben'ny mossade any dago moa dia tsy henoh... tohiny
novalian'i pikatti ny 18/08/2009 09:42
Onjakeli ( 16/08/2009 16:16)
Tsy zakan'ny sain'ilay Kely ny fandehan'ny raharaha ka sasatra ny torana le dala tany Maputo. in-2 be izao. Sady mampahalahelo no maharikoriako. Bandy miana-kendry. Mbola miseho be saina ihany nefa ef... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:28
harybe ( 16/08/2009 10:47)
misy tranokala iray mahavarina ahy ito!! ny anarany dia oe 'ravalomanana" dia nefa resaka transistion (HAT) no ao anatiny!! misy afaka manazava ve? www.ravalomanana.com... tohiny
novalian'i TEGEVE ny 16/08/2009 22:16
xxx ( 15/08/2009 23:45)
=)) =)) =)) =)) =)) ka hatrany amboalohany ka hatrany aminy farany komika be daholo no hita ato =D> =D> =D> =D> =D> Gratuit =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pikatti ny 16/08/2009 10:10
pikatti ( 15/08/2009 18:02)
Mampmé ndray le zanaka capsat ato fa mitaraina sahady klé,ao fa ataoko moramora lesy a :wink: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 19/08/2009 07:58
ouiandry ( 15/08/2009 17:57)
jereo fa vo treromina njay mandé fotsiny le rajako sy TEGEVE faupla d mipitsika d elah anefa milaza fa hihinana pop-corn, tandremo fa sao d ho gaver-na katsamanta elah vo tsy halevokanina eo an, sa m... tohiny
novalian'i ouiandry ny 27/08/2009 07:29
Rajakoo ( 15/08/2009 17:37)
Efa ela no nandefera zay fa aleo hampiriatinay ireto tgv ireto rehefa tsy mahya mizara seza :twisted: :twisted: ... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:24
bazylou ( 15/08/2009 17:31)
mihoatran'i tgv ao mada, ary raha atao ary hoe misy izany, mbola trondro maty izy izao ,mpanaraka fotsiny fatsy sahy mijoro , ary manao baomba fopla aza no hainy aloha hatreto, :-D :-D vive tgv... tohiny
novalian'i pikatti ny 17/08/2009 22:12
TEGEVE ( 15/08/2009 16:40)
Anaka isany, Nataoko ny tsy hiteny saingy diso tafahoatra ny adalana ataon'i tony milaza azy fa tgv saingy mandoto sy manalabaraka ny tena tgv!!! tsy mila anao izahay andrywui =ouiandry=terryoui=hall... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 17/08/2009 11:08
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0835