aiza ho aiza ao anaty accord moa no milaza fa...?
1. xxx
(
11/08/2009 10:32)
hoe mahazo mirotsaka ho fidiana ny filohan'ny tetezamita vaovao e?
rehefa novakiana mantsy ilay accord dia zao no voasoratra mazava:
V.- Participation aux élections organisées par la Transition
Article 5
Les membres du gouvernement de transition s'engagent à ne pas se présenter à l'élection présidentielle organisée par la Transition.
Ny hitako tatsy ambany tatsy hoy ny sasany hoe :" sauf le président de la transition". Primo, tsy zany no voasoratra ao anatin'io article io. Secondo, afaka milaza ny sasany hoe "ka ny président anie tsy ao anaty gouvernement e". Zao ary: raha tsy ao anaty gouvernement izy, fa maninona no manitatra hoe "sauf le président de la transition"?
misy afaka manazava ve azafady
:oops:

novalian'i fijo ny 12/08/2009 21:28
2. essera
(
11/08/2009 11:02)
Io ndray nareo fa matahotra an'i Andry, ohatra an'ilay fitenin'ny sasany hoe matahotra an Dada Valo
3. ravatorano
(
11/08/2009 11:18)
essera < :-D :-D :-D
fanazavana less no anontaniany fa tsy resaka fatahorana an !
lety koa d mahita avaly foana kle :-D :-D :-D :-P :-P :-P
za tsy afaka manazava satria amiko dia tsy ampy sy tsy feno io charte io fa nohon'ny hamehana fotsiny ihany angamba no nahatonga izao.Natao io zany mba hahafahana maka ny hevitr'izy efa mianaka mirahalay ary netina ihany koa mba ho ankatoavin'izy ireo fa mety aty afara indray vao hisy fandalinana na mety ho fanovana aza iza no mahita fa dia ho hita eo ihany e

4. essera
(
11/08/2009 11:45)
Mba manala les ny band ravato ... Fa izao kosa alou, nareo v d tsy mino hoe : en bonne position Ra-Andry rah am zao misy azy rehetra izao :
1/ Ratsiraka efa retirety,
2/ Zafy empeché d zarany aza no-repecher-na
3/ Ravalo iny nipitsika iny
4/ Andry (homme fort eto am tanana alou na tiana na tsy tiana).
Aza raisina hoe miandany am tgv Essera fa fomba fijeriko objectivement io.

5. patrick2002
(
11/08/2009 13:14)
`marina izany voan`i Andry ireo ,fa izaho aloha tsy mi minimiser anì Ravalo sy ny volany eh! ilay malagasy anie efa tsy mahatoky mpanao politika intsony ,ka izay mampirevgy azy no hiandaniany eh! .indrindra ny ambanivohitra
ka mba heritrereto hoe zarainy Ravalo tee-shirt marque toomy hilfinger ny gasy misy sariny ravalo :-D :-D :-D
ny sipakely zaraina string marque ALDO misy sariny Ravalo :-D :-D :-D
tsy ho vitany Ravalo 1 er tour io

6. fijo
(
11/08/2009 22:38)
raha misy fifidianana izao dia na i ravalo na pierrot no mandresy eo.ny zavatra ratsy vitan'ny HAT izao no tsy mbola hafaka ao andoann'y vahoaka,ary mino aho,fa i andry dia tsy hilatsaka eo
7. patrick2002
(
12/08/2009 00:08)
Ny ahy aloha eritreritra ny ahy ,marina ny any Fijo mety tsy hilatsaka i Andry fa ity Edgar Razafindravahy tompony KOBAMA lasa PDS ny Antananarivo ity mety efa misy raha ao hoe ao fa ialahy no hatao prezida ,fa izaho tsy mahavita intsony .
Sady ny any Andry anie dia ny hanala an`i Ravalo sy ny jadona noentiny fotsiny zay no tanjony ,Ravalo misisiska mafy mbola hilatsaka dia misisisika koa i Andry .

8. pikatti
(
12/08/2009 11:04)
I Pierrot zao efa boulevard no eo anoloany ,afaka daholo ny sakana retra ,sarotra ihany ny mi-battre anelery zao ,raha ratsy ny 15 mois manaraka io de i R8 no handrasan'ny olona
9. fijo
(
12/08/2009 21:28)
ka izay mihintsy,ny olona izao dia mampitovy zavatra telo.
ny fitondrana arema.ny fitondrana ravalo ary ny "fangalaram pitondrana tgv"
raha jerena ireo telo ireo,dia samy nisy jadona,samy nisy fitondran'olontokana.
saingy nyan'i ravalo kos anisy zavatra vita azo tsapaina tanana.ka io no tombony ahazoany ny vaton'ny vahoaka,sady ny olona vao to no niharitra ny fijaliana tamin'ny fanesorana azy teo.
amin'ny literatiora i ilay hantsoina hoe "mitady ny very"ary io dia handany azy,raha tsy hoe mahavita zavatra lehibe tampoka ao tan aity PDS farany ity;