Misy de vendrana mihitsy ireto akamako ireto

1. pikatti ( 14/08/2009 05:52)
Efa firy volana no niarovany an'i Andry tgv,nefa alina ny sasany no nanonofy ratsy ha ha ha

Tsy resahako ny fivarotana nataon'ny hafa satria maivana ka mora noravana fa ity indray mitoraka ity d hosarotra ny fandravana anazy satria TSY VOAKARAKARA NY MIARAMILA ka tsy faly t@ ilay fifanarahana,

Tsy mbola fantatr'elah teny ampihandohana fa vendrana be ve le coup d'état :lol:
novalian'i pikatti ny 15/08/2009 17:10
2. ngahypasy ( 14/08/2009 06:22)
Mialà @ny devoly ty!milalà!mialà!
Nitoeran'ny devoly angamba io ouindry io no nanononfy ratsy ,aoka zay fa efa vita ,nofy fotsiny :lol:
3. pikatti ( 14/08/2009 06:27)
ha ha ha ,voahendy vao masilina ndray rabekonetaka klé, :-D :-D :-D
4. ouiandry ( 14/08/2009 06:38)
elah less ry pokatti tsy mahahendy ana zany ah! ataoko fa mazava tsara aminlah ny fanambarana nataon'ny TAFIKA MIARAKA @ ZANDARY SY NY POLISY omaly, diso hevitra elah rah mihevitra fa hiala eto i ouiandry ary na inn kihatra na inn kidona d mazava alou hatreto fa rava ny fanjakan'i Ravalomanana, ny nataoko d manazava @ mpisera fa ny vahiny mpangorokarena sy mpitsetsitra d mila olona toan'i Ravalomanana mba ahafahany manjakazaka @ firenena iray! fa ny tantara d mbola tsy vita satria mbola eto Madagasikara no hapetraka io fanjakana io fa tsy any Maputo na any Brésil akory!
5. benkintana ( 14/08/2009 06:45)
fanambarana nataon'ny TAFIKA MIARAKA @ ZANDARY SY NY POLISY omaly,

Tafika fitsy an'isa ireny ve no lazainao fa TAFIKA,darohiko any koa reny refa mitady ,hiverina ny rafitra tena mahavita azy ary jeneraly no hibaiko ny kolonely ndrematoa
6. pikatti ( 14/08/2009 06:52)
Ataovy mora2ihany ry zalahy fa sao de jedaka le kôfy nefa zah mbola te hanala =)) =)) =))
7. ouiandry ( 14/08/2009 06:56)
ireo less no tafika nandrava an'i Ravalomanana a, d ataovy mafimafy fa tsy mampiontsona ana less ry pokkati zanaka makorela tsy vitan'ny mpivarodovy fa sady mpivarotra tanindrazana ah!
8. ngahypasy ( 14/08/2009 07:03)
pokkati zanaka makorela tsy vitan'ny mpivarodovy fa sady mpivarotra tanindrazana ah

Mialà, aminy ianao ry devoly!!!
Aza omena tsiny izy fa tsy fantany izay ataony sy izay lazainy ,misy milaza aza fa mamo io rangahy io
9. pikatti ( 14/08/2009 07:05)
Ary nivaona sahady le dinika klé, elah koa anie mora influence-na zany e,ouandray ha ha ha,ao fa hataoko moramora klou ha ha ha,aza tezitra elah fa somonga ny ahy é :-D :-D
10. ouiandry ( 14/08/2009 07:24)
pikatti:

Ary nivaona sahady le dinika klé, elah koa anie mora influence-na zany e,ouandray ha ha ha,ao fa hataoko moramora klou ha ha ha,aza tezitra elah fa somonga ny ahy é :-D :-D

na ho avy eo daholo ary lisany d tadidio fa tsy miala aminlisany less i ouiandry na inn ataonlisany na inn zao fotsiny aza be taraina refa voa mafimafy, d mivoha daholo ry DIKY Entindrika fa tsy misy miala aminlisany eto a! d zao koziko ra-hery avelao hifampitady eto fa aza idiranlah ny kozinay fa tsy oe refa voaompa ny akamanlah d oe pehana ny PS-nay kanefa rah ny akamanlah no manompa toa tsisy kozy!


11. xxx ( 14/08/2009 07:28)
Ary be taraina sahady leity le zanaka miaramila hono ha ha ha
pikatti ihany lesy ty =D> =D> =D>
12. xxx ( 14/08/2009 07:35)
aleo hifanao ao daholo e hahahaha zzah haka pilasy d hihinana pop corn
13. saranga ( 14/08/2009 08:23)
Tsy maintsy miala eo Organes, Noel Rakotonandrasana, Ndrenarijaona. Fa mety ho vitain-dry zalahy ireo i Andry raha tsy mitandrina
14. Mirananirina ( 14/08/2009 09:04)
tena voarangitr'i pikatti indray ouiandry dia miteniteny foana.
ry pokkati zanaka makorela tsy vitan'ny mpivarodovy fa sady mpivarotra tanindrazana ah!
daholo ry DIKY Entindrika
8O 8O 8O 8O :x :x :x :x manoatra noho ny zaza 10 taoana
15. Noue ( 14/08/2009 09:47)
saranga:

Tsy maintsy miala eo Organes, Noel Rakotonandrasana, Ndrenarijaona. Fa mety ho vitain-dry zalahy ireo i Andry raha tsy mitandrina
sady toa tsy handaitra intsony zao ilay famezam-bola kooo


16. terrywui ( 14/08/2009 15:07)
salut less ouiandry !!!ten ao tsar zany ra fianakam's ko aa!! mivilana mits ra pikatti ao ambony ao lééé,,, tena kozy milay l kozinlah ra ouiandry a ,,,,tokony ts idiran'iLehery le kozy ref mb mifandaginnn ato l kofa ,,,, fa ts oe ref metimety anlah n manapoaka n TGV d araraotina b ny manala PS ,,, mb sarotra ane ry lery ny mamorona ps vaovao fa mpetrah elah tsar fa ts ny fianakam's ko ato no ataonla mizana tsindrian'ila lava zao eeeee,, ok ,, anef anlah n site de ataov ze daninnn kibonlah ,,,elah kou ry pikatti refa "MIPIKA TY!! ry Pikaty ka ts VOApika tsony ty" fa efa MIPIKA tanteraka ery d andana miala ilanay ery fa mandagy be fotsn ts mahit avaly eto ,,,okay !!! rah ts faly elah d poy am vato ny loha
17. ouiandry ( 14/08/2009 16:04)
Mirananirina:

tena voarangitr'i pikatti indray ouiandry dia miteniteny foana.
ry pokkati zanaka makorela tsy vitan'ny mpivarodovy fa sady mpivarotra tanindrazana ah!
daholo ry DIKY Entindrika
8O 8O 8O 8O :x :x :x :x manoatra noho ny zaza 10 taoana

d mba asehoy hoe ny resak'i Mirananirina mba matotra fa tsy fehezan-teny anankiray aza zara raha voasoratra!


18. terrywui ( 14/08/2009 16:13)
d mba asehoy hoe ny resak'i Mirananirina mba matotra fa tsy fehezan-teny anankiray aza zara raha voasoratra!


kay !! maratran'i ouiandry mirana ato zany ,,boba rà beeee!! manaova matomatotra zan mirana fa oaiaka b ndry aa,,, tsary mis dikany aby oe zay soratandry rehetr !! maty aho mirana keliko marina !! :* :* :*
19. Mirananirina ( 14/08/2009 16:58)
d mba asehoy hoe ny resak'i Mirananirina mba matotra fa tsy fehezan-teny anankiray aza zara raha voasoratra!
kay !! maratran'i ouiandry mirana ato zany ,,boba rà beeee!! manaova matomatotra zan mirana fa oaiaka b ndry aa,,, tsary mis dikany aby oe zay soratandry rehetr !! maty aho mirana keliko marina !!
=)) =)) =)) =)) =))
20. fijo ( 14/08/2009 20:23)
misy tafika izany ngah aao madagasikara r yandrywiwiwi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0423