Politika

fijo ( 05/08/2009 20:42)
ahoana tokoa re no ataon'i ravalo,raha izao i ratsiraka sy zafy ary andry no milaza hoe manao sonia izahay raha samy tsy misy milatsaka intsony isika???????? kaykaykay,hisy raharaha be ao an. izany ... tohiny
novalian'i fijo ny 07/08/2009 22:15
zoam ( 05/08/2009 20:08)
atsy ho atsy dia tsy ilaina koa ny election raha izay no hitiavan'ny miaramila azy ,efa natao ny asisses militaire teny ivato fa tsy tokony hiditra @ resaka politika intsony ny miaramila,sa izay le ba... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:44
RABROVE ( 05/08/2009 15:36)
Ny fanjakana ety antany aloha mety assurer raha mahay mandainga @ vahoaka ka ilay vahoaka maro an'isa koa manaiky fahanan-dainga nnareo ve mieritreritra fa ho lasa paradisan-tany i Mcar raha i Rahanon... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:20
solemio ( 05/08/2009 14:21)
Ny ahy ny hevitro,dia izao: -matahotra i lery satria ny zavatra ho resahina any dia tsy mety @ .Ny tadiaviny dia -ny hapiatra ny convention panorama 2 ,hanao conference nationale , hanao f... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:21
ndotofetsy ( 05/08/2009 13:23)
tsara be ny kaly tsy niasa le cuisinier manao indigestion i sarla kenda i zafy maimbo rezatra i ra8 mifika taolana i andry tgv saika tsy nahazo chambre i damobra fa lasa nitady sipa asa inona... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:23
kidoropamba ( 05/08/2009 11:32)
Nilaza Ravalomanana fa tena tsy te hilatsaka intsony fa hody antanindrazana ka hanarina ny TIKO. Tsy manaiky ny GTT ka efa nanao menace fa raha mlanao sonia Ravalo fa hoe tsy hilatsaka intsony dia ho ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 20:15
hery ( 05/08/2009 10:19)
Nifezaka ihany i Andry TGV amin'io resaka Maputo io satria na dia hoe mpikambana amin'ny HAT aza ireto delegaziona entiny dia olona efa samy dinozoro politika daholo ary samy akaman-dRavalo taloha dah... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:24
nytsiry ( 05/08/2009 08:27)
dia nanao fanambarana tamin'ny mpanao gazety izany ireo manamboninahitra mpitarika ny tafika malagasy omaly dia nylehiben'ny tao amin'ny fiarovana,ny miaramila,ny zandary ary ny polisy fa tsy hanaiky ... tohiny
novalian'i ndenn ny 06/08/2009 22:56
ravatorano ( 05/08/2009 08:18)
sahirana ary efa miha milentika lalina ny nositsika , tena hatahorana ny ho rendrika mhitsy e !Ny toekarena efa mitotongana izay tsizy ary ny vahoaka tsy mandadiharona no tena mijaly ! rah vaha olana... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 20:36
ouiandry ( 05/08/2009 03:25)
i fetyson d nilaza fa tsy mametraka condition tsony ny @ hamerenana an'i lé8 ho prezida ny TIM, eto @ serasera kanefa d mbola mivazavaza ny ati-dahy zoam fa ho avy ny loza hoan'ny CAPSAT satria hiver... tohiny
novalian'i fijo ny 06/08/2009 21:32
vitamatavy ( 04/08/2009 21:55)
lasa any maputo koa i charles hiandry ny maitre tgv ,dia any koa voninahitra ? tonga mba hifona sy hamela heloka any koa ve .Dieu seul le sait amen... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 20:47
xxx ( 04/08/2009 18:39)
Tsy ho voasonia ny sata ny transition fa hadinon'i tgv ny stylo fa navesatra araka ny conference de presse nataony? =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i pink ny 05/08/2009 20:20
zoam ( 04/08/2009 18:12)
efa matahotra mafy ny putchiste hoe hoavy ny ara dalana,raha azon'ireo natao ny handeha ho any maputo hampitahotra an'ireo mpivory efa nataony izany ,kely ati doha ,i oindefo moa efa nilaza fa tsy hia... tohiny
remahity ( 04/08/2009 17:26)
il a peur et surtout n'aura pas le courage d'affronter le regard de VONINAHITSE en face. D'ailleurs sa signature ne vaut pas plus que mes fesses on se rappele sa signature de DAKAR II en 200... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:11
kidoropamba ( 04/08/2009 11:39)
Misaotra anao ray amandreny Zafy a: Marina daholo izay rehetra nolazainao: Ny Transition, ny charte, ny reconciliation nationale, ny filaminana sy ny sisa. Io ianao irery no tena à l'aise hiarak... tohiny
novalian'i nytsiry ny 05/08/2009 08:48
papala ( 04/08/2009 09:50)
tsy misy afatsy zany ''SAMPY '' ODY GASY""ZANY FOANA ve NO MODY havoakan'ireo tarika HAT reo handotoana ny mpitondra teo aloha, SADY handrebirebena ny vahoaka MALAGASY. NEFA isaky zay hoe hanao fi... tohiny
novalian'i fijo ny 05/08/2009 21:21
ouiandry ( 04/08/2009 08:14)
bitro sy karoty no nentiny i kala noue refa nande izy ka elaela tsahita, ny bitro moa d nentiny nilazana tamintsika mpisera fa nande tsara ny revy satria efa nahita le lubrifiant izy ka d afaka nanao ... tohiny
novalian'i pikatti ny 07/08/2009 08:07
hery ( 04/08/2009 07:27)
Dia hihaona any Maputo izany ny rehetra manana ny fanalahidin'izao krizy be mandreraka izao. Inoako fa hisy vokany io dinika io raha toa ka vonona ny hifanaraka tsara ry zareo. Ho hita eo izay tia tan... tohiny
novalian'i nytsiry ny 05/08/2009 08:39
Noue ( 04/08/2009 05:51)
Miarahaba ny rehetra indray ee ! Fa dia inona loatra re ny ahatahoran'i tgvendrana no dia ho entina any Maputo daholo zao rehetra zao ee ?? dia ho entiny any koa ve hono Mme soleil ? :-D :-D :-... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:22
zoam ( 03/08/2009 20:05)
efa manomana ny fety fiverenan'i dada izahay ,rehefa tsy hanao azy i tgv dia aleo izahay 3 mouvences no hanao an'ity resaka ity satria samy manana capacité hitondra an'i dado sady efa samy nitondra a... tohiny
novalian'i fijo ny 04/08/2009 21:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.8196