Politika
pimaso
(
31/07/2009 13:55)
26 JANVIER 2009 : DORO TRANO SY HALATRA MAHATSIRAVINA
07 FEVRIER 2009 : VONO OLONA @ ZONE ROUGE
17 MARS 2009 : COUP D'ETAT SANGUINAIRE DU JAMAIS VU AU MONDE ENTIER
FELICITATIONS HAT...
tohiny
novalian'i zoam ny 31/07/2009 22:08
Onjakeli
(
31/07/2009 13:02)
Tsy fitiavan-tanindrazana intsony fa tena fangoronan-karena tsotr'izao. Enim-bolana monja niakarana teo amin'ny fitondrana dia efa misy sahady ny mpanampitrisa eto Madagasikara. Tsy miafina intsony ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 19:54
bazylou
(
31/07/2009 11:07)
tsy misy hafa tsy io fialonana sy baomba ary izao maketsy makeroa fampielezana lainagarehetra izao no fitaovandry tim sy gtt, , ary hita fa tsy mahovoka lihitsy satria mitohy ihany ny tgv ry zareo a, ...
tohiny
novalian'i alina ny 15/08/2009 07:41
xxx
(
31/07/2009 09:21)
natao daholo izay fomba tsy hanaovana sony ny sata ny transition,tsy maintsy manaiky an'io nefa izay no solution farany, izao ry zalahy dia efa miomana ny hisotro kaotry an,tsy nisy be vava ohatran'...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:02
ronaldo09
(
31/07/2009 07:38)
Mbola mitohy ny fampanantenana poak’aty ataon’ireo mpitarika ny hetsika politika mpomba an-dRavalomanana etsy amin’ny « Magro » Ankorondrano. Mbola ambetin-dresaka eny mantsy ny hodian- dR...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 01/08/2009 08:19
milamm
(
31/07/2009 00:16)
\"Kabary zato ,teny arivo fa iray ihany no marina\"
Hoy ny hai-teny ilay olo-malaza \"Meloka andrian-dava vero\" Andrianampoinimerina
Ireo mpitondra teo aloha rehetra dia samy nanana ny hadisoany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:12
fijo
(
30/07/2009 19:26)
nanontany ny ankizy ny HAT hoe tanisao izay zavatra vitany,
dia mba hoanontaniako ary ianareo mpomba azy,mba tanisao hoe ny zavatra vitany hojerena tokoa??????
tsy izay notokanany akory ,fa izay ten...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/08/2009 19:12
bobopendo
(
30/07/2009 10:53)
leo ny fitondrana teo aloha ny vahoka ka mila vaovao, ny HAT zao no eo dia izay ampy zay efa vita ny teo alo izay fahotana ny mangalatra mamono olona ary ny mihinana be loatra misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:20
ravatorano
(
30/07/2009 09:44)
Plus de 7 millions d'indemnités par mois
La HAT n'a pas seulement hérité du Palais du Sénat à Anosikely, mais aussi des indemnités des sénateurs suspendus. D'ailleurs, pour relativiser ce qu'i...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:23
rabaradaka
(
30/07/2009 08:32)
Lasa ny eritreritro ry dadatoa hoe mba tary nahavita fianarana ve ity TGV ity sa dia DJ fotsiny dia izay ? Toa resiny sy mandohalika eo anatrehany daholo mantsy izao nareo manana doctorat, master, pro...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:25
dofinois
(
29/07/2009 21:36)
reheva avy nanodikodina avion en ligne dia tratra nisandoka mazava be izao lery
http://www.madagate.com/editorial/25-technologies/1062-sncfsantarelli-drole-de-demarche-contre-andry-tgv-.html...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:27
Frv
(
29/07/2009 17:42)
Resaka mahatsiravina eto Dago ny resaka baomba vita gasy @ zao ora sy minitra hanoratako izao, olona efa am-polony maro no tratra mitondra sy manaparitaka ilay baomba vita tanana, fa ny mahagaga ary ...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:28
Fanhaiky
(
29/07/2009 13:10)
Iza marina no tena mpibaomba eh! toa tsy hay intsony fa ny ankilany manameloka fa ny andaniny no manao izany, ny andaniny indray mampisambotra fa ny ankilany no manao izany dia iza ihany ary, lasa mis...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 19:42
rabaradaka
(
29/07/2009 09:43)
Tena tsy lasa kosa dadatoa no nataon'lay ministre de l'éducation nationale tamin'ny examen BEPC farany teo iny a ! F'angaha jiolahim-boto toa an'ny TGV daholo ity malagasy e ! ...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:06
locl
(
29/07/2009 09:25)
Voici que l’un des sujets de dissertation aux épreuves de malagasy du Bepc portait sur la Transition, étape politique actuelle de Madagascar :
» Misy ezaka ataon’ny fitondrana tetezamita ham...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:07
xxx
(
29/07/2009 07:54)
tsy zakako intsony ity pression an politika ity fa handeha hiverina hanao dj ihany no toa mety koa,aiza ka izay teneniko rehetra dia lavindry ry zalahy legaliste daholo
atao election 2011 lavindry ry...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:28
Frv
(
29/07/2009 03:23)
Vokatry ny tsy fitovian-kevitry ny olona roa(Ra-8 et Tgv) nifankafantatra sy nifankazatra toetra, dia toa lasa atao sanatria toy ny kilalaon-jaza ny fianan-Ramalagasy! Ilay Fireneko toa lasa atao fian...
tohiny
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:30
patrick2002
(
29/07/2009 02:39)
Rehefa nandinika izaho dia tokony hasina fifidianana ao madagasikara hampanaiky ny hitondrany Ravalo ,na ny tokony hanaovany retraite any SWwaziland ,ka ny fanontaniana dia hoe :
ekenareo malagasy ve...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2009 19:11
vitamatavy
(
28/07/2009 22:29)
Efa miandry mafy ny fiverenan'i dada ny zanany izay tsy kivy manoloana ny habibiana ataon'ny hat sy ny miaramilany,mba firy pourcent ny gasy no mety hiverenan'i ra8,izay no malaza atsy ho atsy ,ary ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:01
bazylou
(
28/07/2009 18:57)
ny ankoatr'izay lany bala daholo fa resy, vive tgv, :-P :-P ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2009 20:02
