ho vita tsy ho ela sonia, mise a mort ny HAT atao any maputo

1. xxx ( 31/07/2009 09:21)
natao daholo izay fomba tsy hanaovana sony ny sata ny transition,tsy maintsy manaiky an'io nefa izay no solution farany, izao ry zalahy dia efa miomana ny hisotro kaotry an,tsy nisy be vava ohatran'i lahady samuel fa nangina ihany ny vava en fin . :* :* :* :* :*
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:02
2. xxx ( 31/07/2009 10:45)
ho may volo poza izany kle :-D :-D :-D
i tgv no atao dj @ bal eny @ magro raha tafa ny tolona e :-D :-D :-D
i sarla sy lylison atao videur :-D :-D :-D
3. xxx ( 31/07/2009 11:17)
MAP OK HOE
MAPUTO HONO E :* :* :*
4. Bazily ( 31/07/2009 11:55)
ié ka toa hoe efa nanampy ny mpomba ny ara-dalàna koa ry zareo AREMA.
Miray adv zany ry zalah. Ho tafa ve sa tsia?
Izay mitambatra vato! Natambatry ny tsy fankatoavana ny fitondrana FAT ny mpitaky ny ara-dalana sy ny Arema any Toamasina.. Nandritra ny fihetsehana nataon’izy ireo teo amin’ny Kianjan’ny Dokera no nanehoan’izy ireo ny fiarahana mitolona izay natomboka tamin’ny alalan’ny fampihavanana omaly. Tsy nahasakana ny hetsika ny Polisy sy ny miaramila noho ny habetsahan’ny olona. Ny sehatra fandraisam-pitenana no noravan’izy ireo ary nalainy ihany koa ny fanamafisam-peo nampiasaina. Nifandimby nikabary ny mpitarika avy amin’ny mpitaky ny ara-dalana sy ny tomponandraikitra avy amin’ny antoko Arema izay notarihin’i Riri, isan’ny nafana fo tamin’ny fitazomana an’i «Deba» teo amin’ny toerany tamin’ny raharaha 2002. Nambarany tamin’izany fa tsy tokony hiady intsony ny avy amin-dRavalomanana sy Didier Ratsiraka. Hihamafy ny hetsika fanoherana ny fitondrana any an-toerana manomboka izao satria dia efa miara-dalana amin’izao fotoana izao ny zanak’i Dada sy ny olona avy amin’ity antoko politika ity. Hitohy anio ny hetsika ataon’izy ireo any an-toerana na misy aza ny sakana. Hisy ihany koa ny hetsika goavana am-pilaminana hotanterahina mandritra ilay fihaonan’ireo Filoha 4 any Maputo Mozambika amin’ny 5 aogositra izao satria samy mankasitraka an’izany ny andaniny sy ny ankilany.
Ny Tahiry R.

http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=7269
5. zoam ( 31/07/2009 17:27)
normal ny ny arema raha manohana an'i tim satria nieritreritra ny hanao final e,1er ihany dia vita e :-D :-D :-D
6. fijo ( 31/07/2009 20:02)
de hoavy koa i zafy dia vita eo ialahy ry ratsirahonana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1511