tsy aritra
1. bobopendo
(
30/07/2009 10:53)
leo ny fitondrana teo aloha ny vahoka ka mila vaovao, ny HAT zao no eo dia izay ampy zay efa vita ny teo alo izay fahotana ny mangalatra mamono olona ary ny mihinana be loatra misaotra mialoha
novalian'i fijo ny 31/07/2009 20:20
2. xxx
(
30/07/2009 11:42)
bobopendo:
leo ny fitondrana teo aloha ny vahoka ka mila vaovao, ny HAT zao no eo dia izay ampy zay efa vita ny teo alo izay fahotana ny mangalatra mamono olona ary ny mihinana be loatra misaotra mialoha
Ampy izay ahoana ? Izahay tsy nifidy an'io ka tsy mila an'io ? Izahay mbola tsy very zo fa hajao ny safidinay
Tsy mangalatra dia tsy mamono ry HAT !!! Sao dia mikipy ianao ?
Tsy misy fisaorana
3. locl
(
30/07/2009 14:34)
amin'ny fomba manao ahoana no hanekena olona tsy nofidiana fa tonga dia mipetraka ara-mpangalarana.
Hianao angah tsy mahita fa tena loza be noho ireo teo aloha ange io HAT io e!
Hianao angah tsy mahita fa tena loza be noho ireo teo aloha ange io HAT io e!
5. Onjakeli
(
30/07/2009 16:52)
Mety tsy ondana intsony ny mpitapina amin'ny masony la silipo sy soutien
6. fijo
(
30/07/2009 18:54)
ka nen'ny lery rah amisy olona tonga izany hak any tranony fa efa ela loatra izy no nipetraka tao ,dia tsy olana aminy fa homeny sotra fotsiny
7. ouiandry
(
31/07/2009 04:06)
Onjakeli:
Mety tsy ondana intsony ny mpitapina amin'ny masony la silipo sy soutien
ny reka ty onjakely ty d hita mintsy oe resaka sipa lam séebai, jereo fa rah tsy resaka lelà sy lela d resaka slipo sy soutien, efa miteny ny bandy fa efa maina tena ka tsy milay tsony fa ny lonaka aza efa tsyta ze anaovana azy ny bandykely mbola tsy tia sipa mila petsaina zany vo mando :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. ari.malala
(
31/07/2009 06:34)
ny jolamboto d hita miavaka eny iany! mba akro kely ambinin'ny ceinture ny saina rakoto a!
10. max2
(
31/07/2009 11:53)
saika tsy amaly za fa itako fa tena olona tsy misy dikany akory pendo..... tsy manadihady akory na mandalina .mba manotany ary za ovina ary taiza no nisy fifidianana teto dago ary lany taminy isa firy rajoelina ? mampalahelo ny toetsainao zay ange tsy very zo e!!!! na gadralava sahala ny ry pety sy ny tarina ka atao tsinotsinona ny zo anay sy ny safidinay ,ry pety aza olona very zo tonga de navoka de natao maire sa zahay tsy manana zo .aza mba manao fisainana adala fa mamenatra ity ataonao ity
11. patrick2002
(
31/07/2009 12:29)
max2:

t@ 2007 nisy fifidianana communal tao madagasikara lany t@ 64% i Andry TGV tao Tana ,tsy nohajaina anefa ny fahefany nomeny lalam-panorenana azy ,noverezin-jo ny vahoaka n`antananarivo nifidy azy dia nasandratray ho filoha ny fitondrana ambony indrindra ao madagasikara izy ,tsy mbola filoham-pirenena ,dikany tsy mila fifidianana.
fa filoha ny HAT ,asa na mazava aminao .
12. milamm
(
31/07/2009 12:46)
tsy nohajainy lalampanorenana taiza raha lany ben'ny tanana i Andry? noverezin-jo oviana ny vahoaka an'Antananarivo ? aza manao resaka mamo miantso polisy less ela rapat,fa raha resaka juridiction constitutionelle ny filohampirenena izay lany @ suffrage universelle de mitovy lanja @ andrim-panjakana a,dia ny lalam-panorenana izany ,tsy ny olomboafidy tahaka ny antenimieran-doholona na antenimierambahoaka no nifidy izany filoha izany fa ny vahoaka maro an'isa raha esorina aminy izy ireo izany safidy izany dia izay no atao hoe very zo toy ny gadra,ka ela de anisany manaiky izanyfa ny hafa tsy mitovy @ ela aoka hazava,raha ny mpangalatra no asandratr'ela ho ambony indrindra filoha de mieritrereta fa misy aretina mila tsaboina ny sain'ela sy ireo miihevitra toa an'ela
13. patrick2002
(
31/07/2009 12:51)
tsy mitovy lesy ny filoham-pirenena sy ny filohany HAT ah!asa namazava amin`ialahy.
sahala @ hoe tsy mitovy ny president de la republique sy ny PDG ny TIKO
ka aminareo moa efa mifangaro daholo ny ondana sy ny lohany dada kou
sahala @ hoe tsy mitovy ny president de la republique sy ny PDG ny TIKO
ka aminareo moa efa mifangaro daholo ny ondana sy ny lohany dada kou
14. milamm
(
31/07/2009 13:17)
ny mpangalatra sy mpisandoka indray no asandratra filoha ambony indrindra ??? tena nivadik'ondana ela ty raha tsy izany de mitapy satria manandratra ilay namery zo ny maro an'isa sy misandoka ny toeran'ilay nofidiam-bahoaka,mangalatrasy manondrana ireo fananampirenena ao amintsika ary mampihorohoro ny olompirenena
15. xxx
(
31/07/2009 14:08)
patrick2002:
tsy mitovy lesy ny filoham-pirenena sy ny filohany HAT ah!asa namazava amin`ialahy.
sahala @ hoe tsy mitovy ny president de la republique sy ny PDG ny TIKO
ka aminareo moa efa mifangaro daholo ny ondana sy ny lohany dada kou
Ny iray fidian'ny vahoaka, ny iray misora-tena ho tian'ny vahoaka
Ny iray manangana, ny iray mandrava
Ny iray eken'ny CI, ny iray tsy eken'ny CI
:-D :-D :-D