Politika
Onjakeli
(
23/07/2009 12:34)
miarahaba antsika indray.
Mitohy tsy an-kijanona ny sinema ataon-dry zareo fitondrana FAT sinema amty resaka baomba ity. Fa angamba de tena heverin'ireto olona ireto ga mandeha mitorona otrazy avoko...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/07/2009 20:36
patrick2002
(
23/07/2009 12:23)
Raha mandinika ny desinformation hataony Gasy Terroriste Taliban izaho ,dia mahagaga ahy no tsy hitenenany fa ny kapsaty ihany no niafina tao ambohitsirohitra nitifitra ny 7 fevrier teo
http://www.y...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 25/07/2009 02:41
ronaldo09
(
23/07/2009 10:47)
Ampy izay fotoana niaretan’ny vahoaka amin’ny asa fampihorohoroana amin’ny baomba sy famonoana olona ary fanafihana mitam-basy izay. Efa tsy takona afenina toy ny tafika andrefan-tanàna mants...
tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 25/07/2009 06:30
essera
(
23/07/2009 09:51)
Salama daholo,
Raha jerena ny dinika ato d tena midradradra mitaraina mihitsy, fa raha izay fotsiny moa maninona fa lasa tena mitovy amin'ny ao amin'ny site-n'ny tim :
Ohatra izao hoe rehefa vit...
tohiny
novalian'i benkintana ny 24/07/2009 21:54
penguin
(
23/07/2009 07:26)
Tsy misy milaza ireo olona ho tena nanao ireo baomba tgvendrana ary tsy nisy fitsarana nefa dia naseo gazety sy tv ny anaranan'olona sy ny tarehiny. Dia nolazaina indray fa fiarovana ny ainy sao vonoi...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:58
rabaradaka
(
23/07/2009 06:39)
Dadatoa sy nenitoa a, tena simba ny taranaka amin'ity HAT-nareo ity, aiza ve ka moyenne de 7/20 no nahazoan'ny ankizy CEPE teo :}
Mba tsy rariny kosa e, ny BEPC sy ny BAC izany aloha dia ho zaraim-...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:59
saranga
(
23/07/2009 06:24)
Partout où il il va, il (le Ministre Hajo Andrianainarivelo) engueule tous ce qui est devant lui. Il est jeune et dynamique mais j'ose dire qu'in est nul et nase et forcené. S'il veut rester au Mi...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:01
vitamatavy
(
23/07/2009 05:27)
izao ve no mba organisation ny hat momba ny resaka CPE,izany ve rehefa hisy election hoe tsy ny kapsaty no miambina ny bureau du vote sy ny manisa vato aory zalahy,ny resultat efa fanantsika ny tohiny...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:03
benkintana
(
22/07/2009 23:43)
Anaka isany,
Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions
,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina i...
tohiny
novalian'i benkintana ny 23/07/2009 22:50
TEGEVE
(
22/07/2009 23:13)
Anaka isany,
Efa nanafatra baomba maro ihany ny tenanay hitsenana an'i dada ,de milona fotsiny ato ka aleo ozy ny capsat hampiasainy hanao missions
,tsy hapoaka ny ankamaroany fa mbola hampiasaina i...
tohiny
novalian'i jejojejo ny 28/07/2009 06:57
fijo
(
22/07/2009 22:27)
hoanareo milaza zavatra ,mba mahalala ny atao hoe marina.
rehefa miteny zavatra dia arosoy ny porofo,fa tsy hoe (manao xxx i fijo)nefa tsy mahita na porofo iray aza.
izao indray koa hoe (magro no ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 20:05
zoam
(
22/07/2009 20:21)
izahay aloha dia tsy kivy izany e ,vao maika aza motivé,ary no hitolomanay fa tsy maintsy tafaverina e @ fitondrany i ravalomanana mark,izay ihany no solution ary tadidio tsara ny tenin'ny vice amira...
tohiny
novalian'i Ahton ny 23/07/2009 21:39
bazylou
(
22/07/2009 18:54)
ny azy, ary kobo daholo le baomba , ny aty france efa lany ny vola, ny afrika atsimo, manginy fotsiny tsy misy mpanontany intsony , beuurrrk , abat gtt :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i pink ny 24/07/2009 21:29
xxx
(
22/07/2009 18:17)
tsy mbola nahitana profo mivaingana jusqu'a maintenant hoe ny legaliste no ao ambadk'io resaka io,tsy lavina fa mpiasa ny MBS sy bandy eny @ magro no tratra nametraka an' le baomba saingy ny fanontani...
tohiny
novalian'i reeves ny 23/07/2009 15:24
patrick2002
(
22/07/2009 15:20)
rehefa hita fa tsy nahomby ny fanapoahana baomba etsy sy aroa ,fa tratra aby ny mpibaiko rehetra ,rehefa tsy voavidy vola intsony Ratsirahonana ,dia hampiadiana @ Andry Rajoelina @ alalany famoahana l...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 25/07/2009 23:19
salopard
(
22/07/2009 12:57)
Il est évident que dans cet affaire de bombe artisanale, dia madainga be ny HAT; raha te hanapoaka bomba ny TIM, dia tsy fati-na bomba tsy mipoaka no nalefany , fa le tena vrai bombe:
Ny sex bomb ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 21:52
ifiona
(
22/07/2009 12:54)
gaga sy talanjona ny tenanay raha nahita ny "gros titre" t@ midi madagasikara.
Un accord secret cautionné par la France?
Vrai ou faux document, sa publication dans un journal de la place a fait...
tohiny
novalian'i pink ny 22/07/2009 22:05
essera
(
22/07/2009 12:30)
Raha mi-survoler ny dinika ato aho d tsy maintsy misy miteny kely foana ny zanaky dada hoe : \"Nokaramain\'i TGV izay tsy mpankasitraka an\'i Ravalomanana !!!\". Mba mahalasa saina ihany satria raha i...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:02
penguin
(
22/07/2009 05:57)
Milaza ny filohan'ny FAT tgvendrana fa "tsy maintsy mandroso Madagasikara" saingy vitan'ny resaka sy kabary atao tsianjery vé ny fampandrosoana ara-toe-karena sy ny fandaminana ny fiaraha-monina. Fia...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:06
Rajakoo
(
21/07/2009 22:22)
Tsy raharahinay aloha izay any fa vola io de aleo hifandamina ao lisany ha ha ha,maloto ny légaliste,feno ny paosinay ha ha ha,de asio 14ème mois lesy tonton a 8-) ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/07/2009 22:07
