Politika

Radomy ( 20/07/2009 14:03)
Miarahaba, Ady hevitra hatrany: Nipaoka ny baomba sy ny tsy paopaoka. Ravalomanana iny hoy ny sasany, TGV kosa hoy ny hafa. Tsy misy anefa mieritreritra fa ny Malagasy sy Madagasikara ange no potik... tohiny
novalian'i Radomy ny 21/07/2009 08:21
rabaradaka ( 20/07/2009 13:12)
Ny CAPSAT no ao ambadiky ny baomba... tohiny
ari.malala ( 20/07/2009 09:24)
[quote] 8. Mpandefa : sapele [ Valio ] 17-07-2009 16:44:57 Lohateny : Re : MILAMINA SA TSY MILAMINA NY TANY za de nievitra fa tena misy le crise lazina lava teto AMIN'NY serasera fa 1volana mahery z... tohiny
xxx ( 20/07/2009 08:56)
Ahoana tokoa ireto baomba mora hita sy fantatra isa dieny mialoha ireto e ? Toa efa fantar'ingahy Richard Ravalomanana fa 3000 no isany! Mahay maminany ireto HAT ireto marina a !!!! Mahay raha mihin... tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2009 18:24
penguin ( 20/07/2009 07:43)
Tena mora ary tsara toetra ny Malagasy saigy nosimban'ny tgvendrana ny toe-tsainy. Ny mpitondra ara-dàlana azo azera mora fotsiny ary mangiana sy sifotra tsy manankatao ny manana ny rariny. Nanazava ... tohiny
halloween ( 20/07/2009 06:28)
efa nihendanja tokoa ny mpiondana refa tsy tafaverina i lé8 t@ 26 juin, d nitady zavatra vaovao ry zareo d io resaka fanapohahana bomba io no itany, io fanaopoahana bomba io moa tsy tena io no tanjon... tohiny
essera ( 20/07/2009 05:50)
Zao no alehany rehefa tsy zaka intsony ny politika d manao terrorisme eraky ny tanana amin'ny fanapoahana baomba. Ny tena tsaratsara kokoa aloha d ny fianakaviany ihany no ataony victime ipoahan'ilay ... tohiny
novalian'i pink ny 20/07/2009 21:08
ouiandry ( 20/07/2009 05:13)
mila azavaina kely oe iza marina ty TSALO MASISO nolazain'i Radomy ity: tonga teo @ fitondrana izy t@ 2002 d Lahiniriko no filohan'ny antenimierampirenena, i Sylla no praiminisitra, mazava fa zanakin... tohiny
novalian'i pink ny 20/07/2009 21:13
xxx ( 19/07/2009 22:02)
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=28153 ny solution ny firesahana ,fa rehefa ilaina ny ady betsaka ny bandy vonona ary ny adersairenay tsy ny bandy mpisera eto soa dia diso fiheno... tohiny
novalian'i max2 ny 21/07/2009 07:10
fijo ( 19/07/2009 19:11)
BREAKING NEWS MADAGASCAR : 2 AGENTS DE SECURITE DE VIVA EXECUTES, EXPLOSIONS DANS DES CAMPS MILITAIRES 19 juillet 2009 par njnb La tension remonte à nouveau dans la capitale malgache depuis le c... tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2009 13:23
bazylou ( 19/07/2009 17:04)
aza manaiky rebireben'ny sasany fotsiny , efa tsy hiverina mandrakizay eo iny , beurrrk, mampandry adrisa ry tim sy gtt, be revingadra, lool :-D :-D ... tohiny
novalian'i bazylou ny 20/07/2009 18:04
klitika ( 19/07/2009 13:02)
Izay no famintinana ny zavamisy eto an-tanindrazana izao. ny Mainland mining dia afaka manondrana ny harena ankibon'ny tany tsy mandalo fadintseranana nefa ny QMM sy ny Sheritt ataon'i Mario hazala... tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2009 03:13
xxx ( 19/07/2009 10:22)
raha te hilamina ny tany sy ny firenena dia aleo dada hilatsaka president si non tsy maintsy ho raketinay ity ady ary tsy hisy election ho vanona izany, mila diovina tana fa feno racaille,tananarivo... tohiny
novalian'i xxx ny 19/07/2009 22:20
xxx ( 19/07/2009 05:59)
efa manaomboka tonga ny fianakaviana kely toy ry wiwi fa vita ny vokansy ,ho petsa eto dahoo amin'izay ny tim sy ny gtt ary ary an ,dia miomana fa ho tonga masiaka lery io .ry oay sy essera ho avy eo ... tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:28
ouiandry ( 19/07/2009 04:43)
efa nolazainay t@ fomba ofisialy fa efa vita ny andraikitra nankinan tamin'i Andry Rajoelina d ny fanonganana an'i lé8 zany, zahay koa dia nahavita ny andraikitray satria raha toa ka ny anay ny PS-na... tohiny
fijo ( 18/07/2009 19:21)
17. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 18-07-2009 09:42:40 Lohateny : Re : Resy lahatra hono ny pro-HAT Hoy i benkintana: Efa koboko anie lery le nila vanony t@ lah iny fijo e, kay nedala ty tena... tohiny
pimaso ( 18/07/2009 19:07)
FIN DU TRAIN MAUDIT TGV... tohiny
bazylou ( 18/07/2009 17:32)
io ihany nyanay e, zefa daholo izao tsy nisy naharesy azy, tsoin tsoin :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i pink ny 19/07/2009 20:20
diloo ( 18/07/2009 11:37)
Raha tsy misy mpanohana amin'ny alalan'ny basy i Andry sy ny HAT, izany hoe miverina ho neutre ny miramila, inona no mety hitranga? :!: :?: ... tohiny
novalian'i xxx ny 20/07/2009 13:37
bozyboleta ( 17/07/2009 17:53)
Vahiny @ tv+ ratsivalaka io hariva io. Tena mapme tanteraka le resaka fa manoatra noho ny zazakely miady. 1.tsy izy hono no tompon’andraikitry ny «zaoridira» 2.i radomelina hono no nametrak... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.5911