Politika
saho
(
17/07/2009 16:56)
Tena tsy mety tonga saina ve ny vahoaka malagasy @ izao fotoana krizy ekonomika sy politika izao
toa tsy mandeha @ laoniny daholo na ny asa mahazatra ireo mpiasa tsotra na ny resaka famatsiana ny tra...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:44
xxx
(
17/07/2009 14:54)
mpanao politika maimbo kely sy manao hevitra tsy mahatakadavitra sisa no eto @ sera sera. Manao resaka tsy loabody sy miteniteny foana daholo fa tsy misy manao fandalinana na manely tsaho na atao lava...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 18/07/2009 08:39
kidoropamba
(
17/07/2009 11:43)
VAOVAO MISONGADINA
http://www.taratramada.com
FIANARANTSOA, MAHAJANGA…
Manery mafy ireo mpitaky amnistia
FIANARANTSOA, MAHAJANGA…
Manery mafy ireo mpitaky am...
tohiny
novalian'i emma22 ny 19/07/2009 12:39
scott
(
17/07/2009 09:58)
sagnagna be oa ny hat @ le force one II fa sady tsy lafo no tsy sahy hoentina mandeha any Bruxelles mba zestiavana @ireo GTT satry notsikeraina lôtra. Izao ry zareo "mangetaheta ambony lakana".Tokony...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:50
kidoropamba
(
17/07/2009 08:07)
Tsy hijanona mihitsy ity FIAVONAN'ALIKA ataon'ny HAT sy Ravalomanana ity, marina mafy e.
Raha mba te Hiavona mantsy dia mba manana hery na fahaleovan-tena izay avy amin'ny herim-bahoaka. Fa RAHA MBO...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 18:57
naritsimba
(
17/07/2009 05:26)
Fanontaniana napetraky Hery ary @ blaoginy io!
Dia nanontany izy mikasika ny PPN.
Raha ny PPN no resahina dia toy izao: ny menaka dia maro azo isafidianana 4000ar hatr@ 7000ar ny 1litatra, t@ teo al...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:51
diloo
(
17/07/2009 01:53)
Amnesty International
Les droits humains sont laissés de côté dans la résolution de la crise politique actuelle
mardi 7 juillet 2009
Amnesty International recommande à la HAT de dissoudre l...
tohiny
novalian'i diloo ny 17/07/2009 22:58
fijo
(
16/07/2009 21:35)
Monja Roindefo
Appelé par des adeptes du Doany Andriamisara à se porter candidat
jeudi 16 juillet, par Bill
Surprise ce mercredi 15 juillet quand le correspondant de la Radio Nationale dans ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:26
ndotofetsy
(
16/07/2009 18:50)
Toujours invendu. Des mois après la parution de l'annonce de mise en vente de Air Force one II par la Transition, cet avion acheté en 2008 par Marc Ravalomanana à 60 millions de dollars, cherche t...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:53
xxx
(
16/07/2009 18:07)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=28034
vonona izahy ratsilavaka rehetra hanohana gtt ,inona no mba anjara birikinay hiverenanay ho maire ny tana miaraka ny satrobory :* :* :* ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:45
vitamatavy
(
16/07/2009 17:58)
nanompa sy narartsy olona teto ny fianakaviana iray izay tsy ho lazaiko anarana na dia fantatran'ny kil @ maha wiwi aza aza,nahatsiaro voadona ka dia nilefy kely aloha ,mbola ho avy eo ihany izy f'aza...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:35
xxx
(
16/07/2009 13:57)
tsy ampy hamidy ny vaza isika fa sady mapiditra izy no mamoaka,dia isika douma eo sa tsy vrai io,mahery izy e :arrow: ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:10
scott
(
16/07/2009 10:00)
magaga mihintsny oa ry zareo fa ataon hat akoho mintsny ny tvm sy rnm ireo a! nefa ange ka ry tgvendrana iany no nandoro an'ireny e, nefa izao de asain' izy ireo mamafa ny malotony de manao...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 19:42
ndotofetsy
(
16/07/2009 08:00)
http://www.youtube.com/watch?v=zQ4HPB0DxyU...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/07/2009 19:49
penguin
(
16/07/2009 06:06)
Ny zavatra tsy mifotra ara-dàlana dia tsy maintsy mikorosy na ahoana na ahoana. Hafa ny miresaka ary hafa ny manatanteraka. Ny manoratra dia betsaka ny nanao ary efa hatramin'ny andron'ny repoblika v...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:34
lemenakely
(
16/07/2009 05:29)
Mbola ahita ny anganony ihany isika malagasy @ ity akamakama sy fianakams ity !Raha mba compétent (e) moa ka haninona ?
Tokony mba haka lesona @ izay ve e?
Efa nanao an io na Ratsiraka na Zafy ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:33
fijo
(
15/07/2009 20:02)
Politique
Invité du lundi, Rija Rajoelina
« Mes relations avec le Président de la HAT génent certains »
Parce qu'il a de surcroît le méme patronyme que le président de la HA...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/07/2009 19:54
patrick2002
(
15/07/2009 19:32)
elaela izaho izay tsy nihiditra tato ,dia vao niditra sendra mba mamaky resaka politika ,dia miantsoantso ny GTT hoe ,aiza ianareo TGV iste eh! efa tsy mahita atoraka intsony veh! ,Tsy tafavoaka veh i...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:17
Radomy
(
15/07/2009 17:04)
Miarahaba,
Malaza izao ny kabary nataon'ny maso ivohon'ny lafrantsa omaly. Inona no dikan'ireny? Inona no azo tsoahina? Nahoana no dia faly ny HAT? nahoana no notehafana ny kabariny kanefa efa maro...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/07/2009 20:39
Onjakeli
(
15/07/2009 14:31)
Otran'ny akoho voakapoka ireo mpikambana ao amin'ny HAT sy Governemanta nihaino ny kabarin'ilay anmbasadaoro Frantsay teny Ivandry tamin'ny fankalzana ny 14 olay. Nitonatonana tery aloha tety satria n...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:30
