vazaha

1. xxx ( 16/07/2009 13:57)
tsy ampy hamidy ny vaza isika fa sady mapiditra izy no mamoaka,dia isika douma eo sa tsy vrai io,mahery izy e :arrow:
novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:10
2. xxx ( 16/07/2009 18:09)
marina izany ka ny an'ny vazaha ny interet ihany ,hitany fa tsy mamely ny hat dia elany tsy mora2 fa mitady partie matanjaka indray nefa tsy mbola misy mahery noho ny tim sy gtt ary fmf,teza aloha pour l'instant e
3. tsimatimanota ( 16/07/2009 18:31)
Vongathay
Anaty
Zaoridira
Ary
Hita
Adala
4. fijo ( 16/07/2009 19:36)
nampidiriny dia nijabaka,nony feno fotaka nodiany tsy hay akory,aiza le ambasadaoro niara avion taminn'y vadin'i lapin?????izao milaza ankalamanjana fa tsy manaiky ny HAT????????
5. xxx ( 17/07/2009 08:36)
Ka tsy nanao izay nifanarahana koa angamba koa, tsy nahavita contrat, efa hoe alaivo moramora fa aza atao coup d'Etat fa natao ihany , dia miala pà lerony. Izy angaha adala ka hanaratsy tena eny @ CI !!!
6. fijo ( 18/07/2009 19:10)
ka izay le mila vola ko,samy voann'y nataony anie ireo izao e,na ny HAT na ny vazaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0608