Resy lahatra hono ny pro-HAT
1. patrick2002
(
15/07/2009 19:32)
elaela izaho izay tsy nihiditra tato ,dia vao niditra sendra mba mamaky resaka politika ,dia miantsoantso ny GTT hoe ,aiza ianareo TGV iste eh! efa tsy mahita atoraka intsony veh! ,Tsy tafavoaka veh izy ity eh!
Izaho manokana aloha dia tsy hitako intsony izay hiadiana hevitra matotra ato amin`ity forum ity, taloha izao mba mandray an`izy ity serieux fa amin`izao dia hitako ,fifanenjehana ,sy halako bika tsy tiako tarehy no hataon`ny ankabeazany ireo GTT ireo, Tsy hevitra intsony no miady ,
misy ny sasany izany dia hita izao fa olona matotra @ PS anankiray dia manana PS hafa natao handotoana sy hanenjehana ny pro TGV fotsiny ohatra bekintana ,
Ny mampalahelo dia havadiky ny mpiondana ilay izy ary lazainy fa miha-malemy ny HAT satria miha tsy hita TGV iste eto @ forum
Manjary lasa arguement ho entina eny @ union europeen kou ny hoe jereo fa efa tsy misy tgv iste intsony eto @ forum. :-D :-D :-D

novalian'i fijo ny 18/07/2009 19:17
2. vitamatavy
(
15/07/2009 19:41)
marina lesy izany an ry andrywui anie ka gtt efa hikaozany mpokina ato mihitsy @ le fombany ,ry salopart ,ry bazylou moa dia tsy lazaina intsony ,tsy omena tsiny fa foza e
mba manana droit kosa izahay replique rehefa manenjika trop ka

3. xxx
(
15/07/2009 20:15)
"patrick2002":ka inona no mbola nanaovana ity dinika ity? ka inona no mbola hidirana eto?
Izaho manokana aloha dia tsy hitako intsony izay hiadiana hevitra matotra ato amin`ity forum ity
Ianareo tgvendrana fozaorana anie dia mahagaga mahintsiny e ! be menomenona @ tsinapany nefa tsy mahita aleha fa eto ihany ! aza mba donto ihany oa e !!!
4. patrick2002
(
15/07/2009 20:42)
xxx:
"patrick2002":ka inona no mbola nanaovana ity dinika ity? ka inona no mbola hidirana eto?
Izaho manokana aloha dia tsy hitako intsony izay hiadiana hevitra matotra ato amin`ity forum ity
Ianareo tgvendrana fozaorana anie dia mahagaga mahintsiny e ! be menomenona @ tsinapany nefa tsy mahita aleha fa eto ihany ! aza mba donto ihany oa e !!!
ka mba marary lety ny saina mamaky fa resy lahatra ny HAT ,io fa efa tsy mahita ho lazaina.
Aiza ka ny tompon`andraikitra ambony ny serasera avy no manana PS 2 ,ny iray rehefa izy miresaka matotra ,ny iray rehefa misari-adala sy hanasa vangy .
5. zoam
(
15/07/2009 20:47)
mandeha @ laoniny ny firenena ,ef mihamandroso be dago tao anatin'ny 4mois izay ary raha misy election eo tonga dia lany 90% no mifidy an'i tgv sy roindefo eo tana fotsiny satria efa lasa mamim bahoaka tgv sy HAT ,resy lahatra amin'zay izany izao rapa sy ny akolitany eto @ serasera
6. fijo
(
15/07/2009 21:22)
ny tena mampiomehy anie rapa dia ity e,vao 3 volana hono ry zalahy no teo ,dia hitokana zavabita????????izany hoe natomboka hoviana io zavatra io????ary tsy ireo ve le nolazaina fa mandany vola fony teny ankianja?
7. ndotofetsy
(
15/07/2009 21:40)
alfa iza no tsy matotra le mpanohitra sa le toherina aloaha ary iza no toherina ary iza no tsy toherina :^) :^) :^) :^)
8. patrick2002
(
15/07/2009 22:21)
fijo:
ny tena mampiomehy anie rapa dia ity e,vao 3 volana hono ry zalahy no teo ,dia hitokana zavabita????????izany hoe natomboka hoviana io zavatra io????ary tsy ireo ve le nolazaina fa mandany vola fony teny ankianja?
mahavita azy aloha izy hatreto ,raha niainga t@ vola napetraky ny fitondrana mpiondana no tenenina ,tsy nisy vola tao @ tresor ,sy ny banque central, sahirana ny HAT na ny handoa karaman`ny fonctionnaire aza.
Amin`izao niteny ny minisitry ny vola ,fa tsy misy hatahorana ny fandoavana ny karamany mpiasa hatraminy decembre 2009, ny inflation voatana 10 % ,izany hoe tsy nanao planche a billet ,na nanota vola izany ny HAT ,
efa manomboka miova ny fomba fijeriny USA ,ny banque Mondial sy ny FMI ,miala ny ahiahiny fa sao dia fitondrana hangalatra ireto vaotonga ,ny union europeen no mbola misalasala.
9. mihitsy
(
16/07/2009 06:57)
tena marina ny anao ry patrick, am zay zareo mpanenjika hat tsy sahy miseho tava akory oe iza izy!
zao fotsiny re a, raha tianareo handroso ty M//sakara ty de hasoavy ze misy eo, fa aza miandry ze tsy hohita intsony, anaro ze tsy mety ataony, toroy hevitra izy fa aza fanaratsiana sy fanasoketana fotsiny no atao

10. xxx
(
16/07/2009 10:51)
mihitsy:

Raha tiana handroso Gasikara dia tsy nopotehina izay nananany voalohany indrindra
11. max2
(
16/07/2009 12:57)
za na hiodikavia na hiodikavanana de tsy mila tgv zany fanimbana sy coupd'etat no mba ainy tsy mavita manangana sy manorina akory ireto izy .manambana basy sy mandromba izay no mba ainy de faly ery ny foza mireharea ato tena olona mitorina marina
12. xxx
(
16/07/2009 18:25)
mihitsy:
tena marina ny anao ry patrick, am zay zareo mpanenjika hat tsy sahy miseho tava akory oe iza izy!
zao fotsiny re a, raha tianareo handroso ty M//sakara ty de hasoavy ze misy eo, fa aza miandry ze tsy hohita intsony, anaro ze tsy mety ataony, toroy hevitra izy fa aza fanaratsiana sy fanasoketana fotsiny no atao
iza no matahotra izay hat ialahy tao @ ambasady paris aza voatifitra ny totondry ny capsaty nipitrapitra fotsiny sisa ,nitady lalana hivohana no sady nifona hoe aoka izahy ry ireto an ,mifona marina e
13. fijo
(
16/07/2009 20:04)
rapa an,hay ef amahavita zavatra izao??????dia naninona no nanaiky indray fa haroso ny fifidianana raha nahavita???
14. patrick2002
(
17/07/2009 01:04)
fijo:
rapa an,hay ef amahavita zavatra izao??????dia naninona no nanaiky indray fa haroso ny fifidianana raha nahavita???
na iza mpitondra ao madagasikara na iza ,dia miankina @ famatsiam-bola any ivelany ny tetik`asa rehetra ,lainga izany izay mpanao politika milaza fa raha izy no hitondra dia , hisy izao ary hisy iroa .
Fantatrao tsara fa tsy voany ,mpana-bola ny vola raha tsy filoha voafidy no eo ,fa kosa mahavita izy(HAT) raha ny fitatanana anatiny no jerena miditra ny hetra ,maitrisé ny inflation ,
Ka raha hiteny ianao fa tsy mahavita azy ny HAT raha mbola tsy mahazo famatsiam-bola ,dia hoy izaho hoe sao dia expert ny banque Mondial ianao fa tsy gasy ,ny ahy mahavita azy ny HAT satria tsy misy ny monopole ,efa midina 15 000 fmg ny menaka ,nefa dia 25000 fmg t@ Ravalo, ny vary stable 5000fmg ,fa tsy ohatry ny androny Ravalo hoe misy 2 mois 6 000 fmg ny vary ,dia midina kely indray 5 000 fmg pour 1 mois ,dia ohatry ny izay .
15. benkintana
(
17/07/2009 04:15)
misy ny sasany izany dia hita izao fa olona matotra @ PS anankiray dia manana PS hafa natao handotoana sy hanenjehana ny pro TGV fotsiny ohatra bekintana ,
Aza aty elah no mitaraina leity a!!! Inona anefa no milaza fa tsy elah io le andrywui mpanompa olona ha ha ha sy mpanaratsy mpitsikera ?ary elah ve aloha mba mahafantatra ihany ny atao hoe tgv fopla sa dia milaza tena fotsiny hoe tgv?Betsaka mantsy ny tgv fopla manalabaraka fotsiny ny tgvendrana ato ha ha ha,jereo zao ry mahitsy io de elah ihany koa nefa zah benkintana fotsiny dia inona no hitarainako eo ,aza miaritra trefla lesy fa mamalia a :-D :-D :-D
17. benkintana
(
17/07/2009 22:46)
Efa koboko anie lery le nila vanony t@ lah iny fijo e, kay nedala ty tena tgv fopla ,sady manao adim-pozatay refa tairina kely klé ha ha ha,aza be taraina hoa! ;-)
18. patrick2002
(
18/07/2009 07:42)
benkintana:
Efa koboko anie lery le nila vanony t@ lah iny fijo e, kay nedala ty tena tgv fopla ,sady manao adim-pozatay refa tairina kely klé ha ha ha,aza be taraina hoa! ;-)
izaho lety matoa mitifitra an`i fijo fantatro fa i ra -Fijo miditra xxx rehefa hamely anahy ah! ,ary tonga dia hintsiko ,tsy miafina mihintsy.
19. fijo
(
18/07/2009 19:17)
ô rapa an,mba misy akama pro TGV ny admin ao,de mba hanontanio kely hoe hoviana i fijo no nanao XXXXX
raha misy olona tsy manao xxx izany mihintsy eto dia izaho sy naritsimba.
mba asehoy eto hoe taiz ano nahitan'ialahy ahy nanao xxx fa mahaliana ahy izany???satria za aza tsy mahalala akory hoe hoviana ny tenako no nanao xxxxx.amiko leo mijoro toa izao ataonay sy naritsimba izao,dia samy mitanany hevitray toa izay miafina ambadika xxx nefa hevitra no ampiadiana,ka miandry kely ny profo avy any aho raha misy