fanafodin ny sida hita @ andron ny hat antsoy ny tim hizara
1. ndotofetsy
(
16/07/2009 08:00)
http://www.youtube.com/watch?v=zQ4HPB0DxyU
novalian'i fijo ny 16/07/2009 19:49
2. scott
(
16/07/2009 09:28)
@ andron'ny hat no nahitana ny fanafodin'ny SIDA fa t@ andron'i "dada" kosa no nananany saina matsilo nkaroka an'io. Asa ôtrinona ndray zao ny vola alain hat aminy hamenoan'izy ireo ny paosiny
:evil: :evil: :evil:
:evil: :evil: :evil:
3. rayasin100
(
16/07/2009 10:21)
Inona koa no ifandraisan'izany ? Sa hoe mitokana ny zava-bitan'i dada ilay bandikely!!! :lol: :lol: :lol:
