Politika

zoam ( 13/07/2009 03:56)
inona indray izao no wawa an'ry tgv eto ,hanao election hono,izay no mba dernier carte ,efa fanatra fa tsy hisy hanaiky an'izany eo na ny communaute international na ny gasy ,tsy mbola nahita mpitond... tohiny
novalian'i zoam ny 13/07/2009 22:33
TEGEVE ( 12/07/2009 21:27)
Anaka isany, Nino mafy ery ny tenako ny handray le 700Millions Euros avy any Eropa,tssssss,tsy hitako akory ny lokony,tena OK Tsy azo atao mahoraka be iny fa le 1million Dollars iny aloha resahina r... tohiny
ndotofetsy ( 12/07/2009 20:48)
era sa ve voasakan i hery be daholo ... tohiny
ndotofetsy ( 12/07/2009 18:15)
raha toa ka averina eto mada aza i ra8 sy deba nefa i tgv no mbola filohan ny tetezamita satria mbola anaty tetezamita isika amizao. atao hoe: mahazo milatatsaka daholo ny rehetra. foanana dahol... tohiny
novalian'i milamm ny 13/07/2009 16:10
Radomy ( 12/07/2009 09:28)
Miarahaba indray, Mahagagasy mahasadaikatra ihany ny mahita fa @ izao fotoana izao(2009) dia mbola tsy misy tompon'andraikitra sy olona matotra ihany eo@ fitantanana ny raharaham-pirenena. Hita... tohiny
vitamatavy ( 12/07/2009 04:53)
HITA BE MIHITSY FA MATAHOTRA AN'I RA8 NY HAT SY NY TGV NOHO IREO RATSY VITANY DIA HIEZAHANA SAKANA MAFY MIHITSY ,IZAO KA DIA HOE AAHAFOHEZINA HONO NY TRANSITION ARY HO ATAO ALOHA NY ELECTION,MANAO MAR... tohiny
locl ( 11/07/2009 11:56)
Nankaiza nankaiza ry TGViste tety fa toa ny TIM sisa mijoro eto. Voan'ny bala tany Bruxelle ve ka dia mbola fanina ka misafidy ny mangina??? Angamba fotoana tokony hisainana amin'izy izao an! Ts... tohiny
zoam ( 11/07/2009 03:50)
tsy mety tafavoaka mihitsy Hat sy ry tgv,tsy misy vola, ny communauté internation tsy mety hanomeha vola sy reconnaissance mihitsy,mbola mitady hanao forcing nefa efa nanmpitandrina ny firenena lehib... tohiny
novalian'i zoam ny 14/07/2009 06:54
ndaty ( 10/07/2009 20:58)
manandafy nasaina??? no problematique, satria: - Manandafy nationalité frantsay - zanak'i Manandafy natioanalité frantsay sy mipetraka ary miasa ao France Une seule question: [u][b]FA NAHO... tohiny
bozyboleta ( 10/07/2009 18:51)
Vao avy nijery ny reportage tany bruxelles nataon'i onitiana realy t@ tvplus aho teo. Misaotra sy mankasitraka ny hetsika nataonareo GTT fa tena tia tanindrazana marina ianareo. Dia mbola hoy le r... tohiny
novalian'i xxx ny 13/07/2009 09:20
xxx ( 10/07/2009 14:53)
ho any reo fat sy hat d mba valio hono reto: Il m’arrive des fois de regarder La Chaîne Parlementaire (LCP) sur le Satellite, de voir les députés et sénateurs de France jouter verbalement sur... tohiny
novalian'i diloo ny 15/07/2009 00:49
RakotovaoJo ( 10/07/2009 09:55)
Dia tsy maintsy avoaka zany ny praiminisitra Manandafy satria nahazo fanasana avy @ lafrantsa izy @ io fetim-pirenena frantsay io. Matoa zany nahazo io fanasana io ny praiminisitra dia nankatoavin'ny... tohiny
Bazily ( 10/07/2009 06:31)
Fanomezana 1 tapitriza dolara no natolotry ny Printsy Saodiana ho an'ny fampiasambola hataony eto Dago. Feno fireharehan ny HAT fa na tapaka aza ny famatsiam-bola avy @ CI dia misy mpanome vola foana.... tohiny
ifiona ( 10/07/2009 04:52)
he he he :lol: ! sali daholo e! ho anareo zay nijery ny fandaharana TAHALA t@TVM t@ alina dia naharaka angamba ilay adihevitra teo @ Raharison Hery, ex député SAVA sy KALETA, ex-sénateur! ts... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2009 20:22
Rajakoo ( 10/07/2009 03:56)
Niantso ahy teo i Andry fa tsy tafa hono le saosy ,zany ve tsy manao anay alika ,teny efa nifanarahana iny ry ngama ka samia mitazona zay voalazany , Mahalala ny anarako elah raha miverina maina aty ... tohiny
novalian'i fijo ny 11/07/2009 20:23
TEGEVE ( 09/07/2009 22:44)
Anaka isany, Efa voalazako anareo teto ihany fa hirifatra @ zay tsika ,efa OK daholo ny avy aty Eropa , Aza manahy ihany koa ianareo ry capsat fa hitondra karama be i tonton é (l) (l) ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/07/2009 21:20
xxx ( 09/07/2009 18:25)
inona moa no olana rehefa hampiasa hery ra8 hanalana ny hat sy izao fijaliana be izao noho ny tsy fisian'ny aide intsony alefa efa miandry izahay ,izay officiers sy sous officiers cotiers voavidy vol... tohiny
novalian'i fijo ny 10/07/2009 21:20
xxx ( 09/07/2009 17:49)
Entre 1939 et 1945, tous les citoyens s'engageant dans la RESISTANCE étaient considérer par les Nazis et leurs collabos comme des BANDITS ou des terroristes. Or parmi ces résistants, il y avait... tohiny
xxx ( 09/07/2009 17:25)
Ambohijatovo, Magro =manohana ny ara-dalana Ravalomanana Marc=filoha ara- dalana .... Ny zava- nisy dia namindra ny fitondrana t@ miaramila izay be grade indrindra izy t@ volana marsa 2009 , ary... tohiny
novalian'i xxx ny 14/07/2009 09:27
Onjakeli ( 09/07/2009 15:18)
Tonga ny arabo, ho avy tsy ho ela eto izany ny mpampihorohoro.hivadika arabo daolo ny gasy atsy ho atsy. Fa ilay kely io ve izany de mieritreritra fa hanome vola azy tsy aminapa eo fotsiny ny arabo. ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/07/2009 06:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.195