Politika

zaytinao ( 07/07/2009 05:10)
Voalohany isika @ fiakarany sy fidanganan'ny vidin-tsolika Voalohany isika @ fiakaran'ny vidim-piainana Voalohany isika @ "coup d'Etat" aty Afrique Nefa rehefa atao ny kajy DIA VOALOHANY @F... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:08
xxx ( 06/07/2009 21:18)
ny capsaty efa hoe hividy ppn helicopter 23 ny zanadary efa La gendarmerie fera un raid manoeuvre partant de Fort Duchesne jusqu’à Ivato en guise d’exercice ce mercredi afin d’évaluer la fo... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:03
vilambava ( 06/07/2009 20:13)
Kay diso ny filazako azy fa K.O. ndray boay kely fa tsy naharesy lahatra ny hevitra naroso. Les propositions d'Andry Rajoelina, président de la Haute Autorité de Transition (HAT), pour revenir Ã... tohiny
novalian'i Noue ny 07/07/2009 07:20
Noue ( 06/07/2009 19:30)
:-D :-D :-D :-D nitsaoka matanjaka ny pro-tgvendrana tany Bruxelles androany !! oainina beee ee! :-D :-D :-D olona 3 no mba tonga tany saika nanotrona ny FAT(Y) saingy tsy nahavita azy teo an... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:48
rajy ( 06/07/2009 18:45)
Salut daoly ny akama isany,elaela ny tenanay no tsy tazana teto fa mbola sempotry ny fiadanana. Misintona kely ny saintsika aho momba ny RNM sy TVM fa mba mpiondana ihany mantsy ny tena taloha saingy ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:49
xxx ( 06/07/2009 16:42)
Efa tsy mahita vaha-olana ihany ny TIM, ka maninona raha mananika lapa amin'izay. Dia ho hita eo izay be sandry fa milona loatra lé izy. Na rehefa tsy sahy ianareo satria kanosa (efa mahazatra io fah... tohiny
novalian'i xxx ny 06/07/2009 21:35
swann ( 06/07/2009 16:10)
tsy milaza ny hevitro aho fa raha namaky ireto vaovao misongadina ireto kosa dia hitako fa voaporitra mafy sy voahitsaka mafy ny ahazahoan'i dada fitondrana indray raha ny ankapoben-dresaka indrindra ... tohiny
novalian'i Noue ny 06/07/2009 20:55
xxx ( 06/07/2009 15:56)
noho ny fihalonana olona iray d ny tombontsoa-pirenena no nopotehina sy narodana tanteraka, haraho hatr@ farany ty video ty! http://www.youtube.com/watch?v=-SIh69kvsVA&feature=related... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:00
penguin ( 06/07/2009 14:45)
Mampiomehy ireo hevitra nolazaina fa tafavoakan'ny Fihaonam-bem-paritra. Ny hevitra rehetra novetivetesin'ny tgvendrana no tiana sy terena hivoaka ary lazaina ho hevitry ny olona amin'ny faritra. Amni... tohiny
novalian'i Noue ny 06/07/2009 19:36
ari.malala ( 06/07/2009 14:04)
Raha tsy diso ny fahazoako resaka dia nanolotra vary 1 kilao sy siramamy 1 kilao isan-tokantrano ny "minisitra" Gilbert Raharizatovo, hoan'ireo olona iray tanindrazana aminy... Mahavita iona reyolona ... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:14
rabaradaka ( 06/07/2009 11:25)
Io lainga io no spécialité-n'ny HAT ary efa tsy takona afenina. Aiza ve dadatoa ka sahin'ny HAT ny milaza hoe haampy antsika ny Arabie Saoudite nefa ange ka orinasa privé no niantoka ny lany, ny ho... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:10
milamm ( 06/07/2009 10:53)
tsy mety tafa ny tetiky andry na ao antanindrazana na ny fifandraharahana any ivelany tsy toa teny na hiodikavia na havanana ,na i Hasina ao eropa na i benja Razafimahaleo nalefa handamina ny Institut... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:18
saranga ( 06/07/2009 10:07)
Voalazan'ny gaety La vérité hoe "Je vous bénie" tamin'ny Zoma lasa teo fa nomen'ny Monseigneur Félix RAMANANARIVO tsodrano i Andry Rajoelina (dit Ralavanify). Diso izany ary tena mandainga ny gaze... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 22:16
halloween ( 06/07/2009 05:06)
laninareo fotsiny ny volan'i lé8 fa tsy ataonareo ny asanareo aiza zao izay afisy mipetraka entina hankalazana ny nandraisana an'i lé8 tany Lybie, d aona koa léty ra-hery toa tsy asian'elah resaka ... tohiny
novalian'i swann ny 06/07/2009 16:20
fijo ( 05/07/2009 21:52)
A LA UNE (06/07/09) Crise. Un peu plus de trois mois après le coup de force qui a provoqué la fuite de Marc Ravalomanana et la prise de pouvoir par Andry Rajoelina, l’économie ne cesse de s’... tohiny
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:02
xxx ( 05/07/2009 20:42)
Avertissement Toute personne hostile à la dictature militaire ou toute autre forme d'exploitation et d'injustice, désireuse de combattre peut faire quelque chose, méme si cette action est mod... tohiny
novalian'i xxx ny 05/07/2009 23:20
ariel ( 05/07/2009 17:23)
saika hanontany aho zay naka visa vao haingana efa mora ve zany zao ny maka visa ra te ho any france satria manko toa tena sarotra be izy taloha, fa zao i tgv efa nahazo ny toerany dia mety hiverina t... tohiny
novalian'i ariel ny 07/07/2009 13:52
bazylou ( 05/07/2009 17:02)
tsy nisy nahasahy nirefotra tamin'ny 26 06 fa lany andro nitanjiro daholo le tim :-D :-D :-D :-D :-D , le baomba mba narefotra aza nifototra tany amindry lerony ihany , :-D :-D ... tohiny
novalian'i diloo ny 07/07/2009 11:13
xxx ( 05/07/2009 12:57)
Saika henin-kaja henim-boninahitra i Madagasikara amin'izao fotoana izao satria tokony ho teto amintsika io fivoriam-ben'ny filoham-pirenena afrikanina rehetra. Tsy nahavita niaro ny firenentsika isik... tohiny
novalian'i Noue ny 05/07/2009 17:50
xxx ( 04/07/2009 20:51)
Voalaza tatsy ambany Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ] 04-07-2009 00:29:55 Lohateny : tandremor a hery famikatona daholo ni site anti hat miova famindra i sobika maty topmada ela ra hery zao fa... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3154