tsy manao ny asany ny mpametaka afisy sy ny TIM & GTT!
1. halloween (
06/07/2009 05:06)
laninareo fotsiny ny volan'i lé8 fa tsy ataonareo ny asanareo aiza zao izay afisy mipetraka entina hankalazana ny nandraisana an'i lé8 tany Lybie, d aona koa léty ra-hery toa tsy asian'elah resaka mintsy ny fanangonambola ataon'elisany entina hanakaramana an'i Nick Du Toit, Simon Mann ary Mark Thatcher, tsy tafa less io fa mahaiza mipetraka fa sao d ho petsa eo ah.