Nitsaoka matanjaka ny pro-tgvendra

1. Noue ( 06/07/2009 19:30)
:-D :-D :-D :-D nitsaoka matanjaka ny pro-tgvendrana tany Bruxelles androany !! oainina beee ee! :-D :-D :-D olona 3 no mba tonga tany saika nanotrona ny FAT(Y) saingy tsy nahavita azy teo anoloan'ny GTT !! dia nitsaoka fotsiny ee !! :-D :-D :-D

[size=70]La manifestation des GTT à Bruxelles a rassemblé 300 personnes accompagnées de panneaux et banderoles. Cette manifestation s'est tenue devant le siège de la Commission Européenne. Une rencontre avec les journalistes et les médias européens et internationaux a eu lieu.

La contre-manifestation prévue par les TGVistes a été un total fiasco car ils n'étaient qu'au nombre de trois (3), et préféraient abandonner et disparaître.

Un dossier monté par les GTT a été déposé, reçu et sera étudié par cette Commission Européenne dont la réunion s'appuie sur les consultation politiques entre l'UE et Madagascar.

Rappelons que :

- cette délégation européenne a été conduite par la Suède, le pays qui assurera la présidence en exercice de l'UE à partir du 1er juillet 2009.

- ces consultations se tiennent dans le cadre de l'article 96 de l'Accord de Cotonou en vertu duquel l'UE peut suspendre entièrement ou partiellement la coopération avec un pays d'Afrique, des Caraïbes et du Pacifique (ASP), jugé coupable de violation grave des principes démocratiques.

- la décision d'ouvrir ces consultations a été prise suite à la prise illégale et anti-constitutionnelle du pouvoir à Madagascar, au mois de mars dernier, par le maire d'Antananarivo (la capitale), Andry Rajoelina, au main du président démocratiquement élu, Marc Ravalonamanana.

- Madagascar bénéficie d'importantes aides financières de la part de l'Union européenne. Les transferts de ces crédits d'aide en faveur de l'île sont pour le moment suspendus, en attendant les conclusions de ces consultations politiques.
[/size]
novalian'i fijo ny 08/07/2009 21:48
2. menalamba ( 06/07/2009 20:24)
Gnahaaahaaaa...! Hiii! :^) Ary raha vô tsy misy basy kay ry zalahy ireto dia tena kerisay ,tena tsss... Dia inona izany no hotantaraina any tanana??? :-D
3. Noue ( 06/07/2009 20:52)
:-D :-D :-D :-D nanantena ny hanao ny didin'be sandry @ basy kay tsisy na inona na inona ny ati-doha keliny eee !! :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 06/07/2009 21:53)
tsy nisy hita daholo ny profaty tato fa tonga dia gly daholo le ,tohizo fa efa mandeha ny firenena e ,f'angaha mila mpamatsy vola ndray fa tsy mahavita azy ,hihihihihihih
mbola aiza nefa vao 3mois ve no lasa dia efa misolelaka etsy sy ero fa tsy misy saosy,ho samy ho ela velona eto daholo indray isika pr tgv rehefa hoavy ny periode de sous dur,tsy faminaniana intsony ity fa resaka realité :* :* :* :*
petsa dia ampy
5. andrywui ( 07/07/2009 03:29)
itako tsa hita teto ikala nounou kay nandeha tany bricksela, ka nareo 300 no tonga tany satria nomen'i lé8 vola fa ny TGV sady tsisy vola no miasa fa tsy mba le be antitra tsy an'asa sy le tanora lany andro mifokafoka reny knou, d ahoana voangona ve ny vola fa raha zay manif na oul 300 zava-pona zany manoloana ny gasy eto Paris, petsa be ndray ny mpametaka afisy hahahahahaha

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a5186544b227#m4a522450ee39f

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. vitamatavy ( 07/07/2009 05:17)
izay indray le mentalité hafahafa be an'i tgviste,efa zatra mpanao mantsy dia mahana,izahay tany bruxelle ry wiwi fa tsy nisy vola nozaraina izany an,efa niandry ny ambasady gasy tany paris,par conviction no hanaovana an'izany, ny foza no zatra vidiana satria sans valeur
7. naritsimba ( 07/07/2009 05:29)
Tongava aty dia ento i dada(rabe osy) raha sahy ianareo GTT ireo eh!
8. Noue ( 07/07/2009 05:33)
andrywui:
itako tsa hita teto ikala nounou kay nandeha tany bricksela, ka nareo 300 no tonga tany satria nomen'i lé8 vola fa ny TGV sady tsisy vola no miasa fa tsy mba le be antitra tsy an'asa sy le tanora lany andro mifokafoka reny knou,
k'inona no blèm-nao ry fopla aaa ! zahay aloha dia tsy maintsy manohana ny ara-dalàna na inona kozinareo na inona ee ! rehefa tsy faly mibontsina !! ary tsisy hidiran'volan'i Ravalomanana mahintsiny zany fa anay !! MAZAVA ???


9. andrywui ( 07/07/2009 05:49)
Noue:

andrywui:
itako tsa hita teto ikala nounou kay nandeha tany bricksela, ka nareo 300 no tonga tany satria nomen'i lé8 vola fa ny TGV sady tsisy vola no miasa fa tsy mba le be antitra tsy an'asa sy le tanora lany andro mifokafoka reny knou,
k'inona no blèm-nao ry fopla aaa ! zahay aloha dia tsy maintsy manohana ny ara-dalàna na inona kozinareo na inona ee ! rehefa tsy faly mibontsina !! ary tsisy hidiran'volan'i Ravalomanana mahintsiny zany fa anay !! MAZAVA ???




ary toa entimpo be izy zany, miakatra angah ny krizin'ny quarantaine sa somary mal bésée al sa tsy nahazo karama @ fametahana afisy d MAINA BE izy zany fa tsy lonaka tsony ka mila petsaina kely hahahahahaha


:* :* :* :* :-* :-* :-* :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. Mirananirina ( 07/07/2009 07:01)
Naninona ary aho no tsy tany. :(
11. xxx ( 07/07/2009 07:18)
Mirananirina:

Naninona ary aho no tsy tany. :(

zah ary ty gaga oe naninn tena no tsy tany, kay moa tsy afaka fa mbola ninono satria mbola tsy nosarahana nono! petsa be ve ééééééééééééééé


12. Noue ( 07/07/2009 07:19)
andrywui:

ary toa entimpo be izy zany, miakatra angah ny krizin'ny quarantaine sa somary mal bésée al sa tsy nahazo karama @ fametahana afisy d MAINA BE izy zany fa tsy lonaka tsony ka mila petsaina kely hahahahahaha
dia rehefa voasakana ny IP dia aza be taraina @ zato vava !!!


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
13. Mirananirina ( 07/07/2009 07:30)
Hoy i Mirananirina:

Naninona ary aho no tsy tany.


zah ary ty gaga oe naninn tena no tsy tany, kay moa tsy afaka fa mbola ninono satria mbola tsy nosarahana nono! petsa be ve ééééééééééééééé

Ary tena marary fo be mihitsy Mr LE PETSA BE ito kay an.Fantatro foana anie e 8O :) :) :) :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
14. mihitsy ( 07/07/2009 07:42)
za mahita ny toe-tsainao ty ry noue fa tena mampalahelo mihitsy! mihevera tena! Zao fotsiny no teneniko anao: sur fa manana namana any an-dafy any enao, sady any enao no mipetraka, tantarao aminy ny nataondra8 taloha, aza misy hatsaraina fa ny marina lazaina, hatram nanaovany an'ny mairen'ny Tana zany oe tgv tam maire zany, hatram ny tany nangalariny, hatram olo nampididrany am-ponja, hatram 3 frères, sns e, hatram zavatra tsara vitandra8 koa moa ve adinonao! asa raha araka tsara ny vaovao fa enao mantsy toa hitako fa site milaza lainga no tena jerenao, de tantarao aminy koa ny nataon'ny tgv hatram zao de ho hitanao ny heviny momba ny firenentsika, fa raha ol tena misaina am fo tsy miangatra tsy nahazo faveur tany am iza, de halahelo ny nataondra8, ka sokafy tsara ny sainao fa sao hanenenana any aoriana, hihatra am taranaka fara aman-dimby
15. xxx ( 07/07/2009 07:48)
tsy hitako mihitsy izay antony maharatsy saina an'i Noue,tiany io dia harovany ohatra anareo tia izay tianareo,sa rehefa nareo dia mety fa ny an'ol fôpla.Mihevera tena ianao io aloha vao miteny ny hafa,ary aza mialona an'i Noue any andafy e :) ndana koa makany
16. Noue ( 07/07/2009 07:50)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) tena tapaka ny tsinaiko ato klet'ieee !!! aiza re zany eee ! aza manao fanahiniana manakipy maso @ fahamarinana oa eee ! ny marina marina hatrany !
17. xxx ( 07/07/2009 07:58)
i No aloha ratsy saina e! :)

Ny tena fahitako an'i No dia zavatra roa:
- na MINIA tsy mahita ny zava-dratsy nataon'i Marc izy.
- na nahazo tombotsoa izy tamin'ireny andron'i Marc ireny ka tsy hitany izay maharatsy azy.
:)
18. mihitsy ( 07/07/2009 08:01)
marina am masonao zao fa tantarao am ol hafa neutre tsy gasy de hohitanao ny fahamarinany, aleo ho tapaka mihitsy ny tsinainao am fihomehezana e, hohita eo ze tena hihomehy am farany
19. xxx ( 07/07/2009 08:07)
ilay xxx manoratra io dia andrywui ihany dia mody ovana ny fomba fiteny ,nefa sirkay foana,Marc eee :) No eee :)
dia mody tsy nasiana PETSA BE :lol: :lol: :lol:
20. mihitsy ( 07/07/2009 08:10)
koa maninona ary enao no tsy sahy miseho fa manao xxxx?
tsy hitako mihitsy ze ialonako gasy mipetraka any an-dafy! manana ny tanindrazako aho, velona ara-dalana eto za, ary ny fireneko no ampandrosoiko am asako fa tsy ny firenen'olon-kafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1263