Nitsaoka matanjaka ny pro-tgvendra
42. reeves
(
07/07/2009 13:28)
Tsy andriko izany izay hahitana ny lainga hafafin-dry zalahy rehefa atao interview etsy Ivato indray hahaha ! Ho lazainy indray izao fa nahazo tehaka ny HAT tany !!!
43. Noue
(
07/07/2009 13:39)
:-D :-D :-D :-D :-D sao dia heverina ho donto oatrazy daholo aza ny olona tsy aharaka vaoavao ?? :-D :-D :-D :-D :-D
44. xxx
(
07/07/2009 16:56)
ampitomanian'ny olona eo ndray fa manaovanaova tsara eo elah ! ts mba mikoz tsar fa manao taimbava nef ts mahatanty taimbava
jereo anie ny taimbaka nlah e ! de nefa ts mahatanty ! pppfffffffff !!!!
sao dia heverina ho donto oatrazy daholo aza ny olona tsy aharaka vaoavao ??
jereo anie ny taimbaka nlah e ! de nefa ts mahatanty ! pppfffffffff !!!!
