Nitsaoka matanjaka ny pro-tgvendra
21. xxx
(
07/07/2009 08:13)
ilay xxx manoratra io dia andrywui ihany dia mody ovana ny fomba fiteny ,nefa sirkay foana,Marc eee No eee
dia mody tsy nasiana PETSA BE
Olona hafa mihitsy ka! tsy misy hifandraisako amin'ny andrywui na kely aza. Ny fitovin-kevitray mirahalahy mikasika an'i No angamba no hitovisanay. Afaka omeko fanazavana ihany koa enao amin'ity anaovako No fa tsy Noue raha toa ka ilaina izany. Na ny anaovako Marc fa tsy Ravalomanana. Fa ity resaka Petsa ity indray dia tsy azoko mihitsy. Patsa no fantatro. Fa inona ty petsa e?????
22. andrywui
(
07/07/2009 08:18)
xxx:
ilay xxx manoratra io dia andrywui ihany dia mody ovana ny fomba fiteny ,nefa sirkay foana,Marc eee :) No eee :)
dia mody tsy nasiana PETSA BE :lol: :lol: :lol:
ndray ty vava ry kala noue, elah ve tsy vokarakaran'i rapra al ka minaonaona vao maraina eto é!, sa efa manomboka maina be satria tratran'ny krizy ny 40N d be kizintina, tsy nanao ninin anao anie i TGV é, fa maina be d aleony mitady ny mbola lonaka, sa petsaina @ rano kely aloou
:^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-* :-* :-* :-* :roll: :roll: :roll: :roll:
23. xxx
(
07/07/2009 08:18)
hahahahahaha ry mihitsy.hita fa mialona mihitsy an'i Noue izato ianao.
Velona aradalana hahahahaha?????????Koa naninona no nanao coup d'etat????????
ooooooooooo ary ireo mitondra anao amin'izao ?olon taiza daholo?? :) :lol: mialona an' i Noue be eeeeeeeeeee :lol: :lol: tsy manana frais hakanisana aty ve,
O ry Noue a!andefaso frais retsy izy fa mampalahelo an.
Velona aradalana hahahahaha?????????Koa naninona no nanao coup d'etat????????
ary ny fireneko no ampandrosoiko am asako fa tsy ny firenen'olon-kafa
ooooooooooo ary ireo mitondra anao amin'izao ?olon taiza daholo?? :) :lol: mialona an' i Noue be eeeeeeeeeee :lol: :lol: tsy manana frais hakanisana aty ve,
O ry Noue a!andefaso frais retsy izy fa mampalahelo an.
24. mihitsy
(
07/07/2009 08:23)
fa za ve no nanao ny coup d'etat? miala tsiny an!, ny dadanareo no te ho vendrana nanala ny fahefana teny an-tanany, aqry norombasan'ny sasany mora ho azy!
eny mahantra zahay malagasy matoa mijanona eto Mada fa tsy mankany andafy, ndriiiiiiiiiii, mahantra an! nareo be sosy afaka mivy billet mankany andafy! zany indrindra no iadianay am toetra ratsy nataondra8, fantatray fa fitiavan-tena no betsaka tao aminy fa tsy fampandrosoana ny firenena, ary nareo hita mihitsy fa mitovy aminy
fa enao aza manao xxx raha tena sahy am hevitrao e

25. xxx
(
07/07/2009 08:27)
petsa ndray ny mavevavy an'i No sy Narami ato klé :* :* :* :* :-D :-D :-D :-D :-D
26. xxx
(
07/07/2009 08:28)
ny dadanareo no te ho vendrana nanala ny fahefana teny an-tanany, aqry norombasan'ny sasany mora ho azy
Io indray ilay vava ny mpangalatra????????????Tys nmety diso mihitsy.
NANALA NY FAHEFANY sa kosa NOROBAINA NANGALARINA ny fahefana.
hahahahahaha :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
vendrana be mihitsy i MIHITSY an.
27. mihitsy
(
07/07/2009 08:31)
eny oa e vendrana za, hohita eo ze vendrana , minoa fotsziny ihany e
misehoa tena oa fa aza mi-xxxx eo e
misehoa tena oa fa aza mi-xxxx eo e
28. Noue
(
07/07/2009 08:36)
tsy blèm mahintsiny aloha na may vava ianareo ry andrywui fopla na ry mahintsy ka mahita oe ratsy saina aho eee! saingy zao fotsiny i Noue dia miaro no ara-dalàna ka zay tsy faly mibontsina !!! :-D :-D :-D :-D ary ny marina marina hatrany eee! dia mba hitanareo ve oe nanao ahoana ny valin'ny tany Bruxelles iny ? nahazo rariny ve ny FAT(Y) ?? aiza re zany ee !
29. mihitsy
(
07/07/2009 08:41)
ara-dalana amin'ny ahoana no tianao tenenina? , ny manitsakitsaka lalam-panoirenana nataon'ny dadanareo ve?, ny fividianany force one tsy nisy fierana am besnmaro ve?, ny fangalarana tanin'olona ve?, lazao le ara-dalana tianao tenenina. Fa teneniko anao fa ra8 anie ka resindratsiraka tam 2002 fa izy no nanova ny voka-pifidianana tao am magro e, tam zany izy de efa nangalatra! fa tsika moa tam zany: ie za koa tao anatiny te-hahita fiovana de nino fotsiny ihany tokoa e, fa zao mihiratra ny saina
zahay ve hiobontsina ahoana? ny kibonay ary noana?
valio boraingina fotsiny e
zahay ve hiobontsina ahoana? ny kibonay ary noana?
valio boraingina fotsiny e
30. Noue
(
07/07/2009 08:47)
mihitsy:ity ny valiny ee ! ary tsy valimboraingina velively ity fa ny fahamarinana !
ara-dalana amin'ny ahoana no tianao tenenina?
[size=70]La Haute autorité de transition a raté son examen de passage à Bruxelles. L’Union européenne a jugé insatisfaisantes les propositions de Andry Rajoelina, hier.
Copie à revoir. La délégation de la Haute autorité de la transition (HAT) n'a pas réussi à convaincre l'Union européenne (UE) de sa proposition de feuille de route pour gérer une transition consensuelle.
«L'Union européenne n'a pas noté de propositions satisfaisantes de la partie malgache», a indiqué l'UE dans ses conclusions après la réunion entre elle et la délégation malgache conduite par Andry Rajoelina, président de la HAT, hier à Bruxelles. La réunion entre dans le cadre d'un «dialogue» pour un retour à l'ordre constitutionnel prévu dans l'Accord de Cotonou, régissant les relations entre l'UE et les pays de l'ACP (Afrique-Caraïbes-Pacifique).
Selon les conclusions de l'UE, «les propositions et engagements de la partie malgache restent dans un cadre non constitutionnel, ne présentant pas de perspectives crédibles, pour le moment, pour un retour à l'ordre constitutionnel dans le court terme».[/size]
31. andrywui
(
07/07/2009 08:54)
aza mifamaly @ mpametaka afisy ry mihitsy ah, sady tsy vita tsara oa izy io al fa niasa al le pra d tsy nanao devoara fa tonga d natory d io izy tsisy atao io d eto no manala ny fo-ny, d mbola petsanareo ihany kanefa fo;; efa maina be io @ le krizy 40N é :wink: :wink: :wink: :wink: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. xxx
(
07/07/2009 08:54)
Avy dia hita taratra avy hatrany fa tsy mahavita misaina sy mamakafaka irery mihitsy i ra-No fa lé fametahana afisy no talentany.
33. Mirananirina
(
07/07/2009 09:59)
Avy dia hita taratra avy hatrany fa tsy mahavita misaina sy mamakafaka irery mihitsy i ra-No fa lé fametahana afisy no talentany.
Tsy irery mihitsy Noue ka,eto daholo izahay Contre TGV manampy azy.
Ary tsy misy izay tsy mametaka afisy ato,nefa dia miteniteny olona an
34. halloween
(
07/07/2009 11:13)
andrywui:
aza mifamaly @ mpametaka afisy ry mihitsy ah, sady tsy vita tsara oa izy io al fa niasa al le pra d tsy nanao devoara fa tonga d natory d io izy tsisy atao io d eto no manala ny fo-ny, d mbola petsanareo ihany kanefa fo;; efa maina be io @ le krizy 40N é :wink: :wink: :wink: :wink: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ary nopetsain'ny rahalah andrywui tato ndray noue zany kaykaykay mamay ato zany fa petsa d ampy
35. halloween

36. mihitsy
(
07/07/2009 11:18)
satria ve oe tezitra de atao menamena ny soratra? mibontsina rehefa tezitra e, vao mainka tsara, ra8 no tena tsy nanaraka lalam-panorenana indd, ra8 no te-hanome fahefana an'miaramila ka tsy hitako intsony ze azo atao azy, raha malahelo azy noue de atovy menamena foana ny soratrao ato, de mandany mannaraka azy any am misy azy any
rehefa tsy faly moa de mibontsina?
rehefa tsy faly moa de mibontsina?
37. halloween
(
07/07/2009 11:24)
zavatra tsy mahatanty reny ry mihitsy fa be taraina ah, vao nopetsain'i ralah andrywui tonga d nandeha nitomany tary @ Goth hoe fa maninn za traitén'i andrywui otrazao na d mpametaka afisy aza ny asako, vo treromina ndray mandeha d be konetaka otran'ny zazakely, maina be wa fa mila petsaina kely kanefa vao petsaina d be taraina folaka ah folaka
38. xxx
(
07/07/2009 12:17)
eny oa e vendrana za, hohita eo ze vendrana , minoa fotsziny ihany e
misehoa tena oa fa aza mi-xxxx eo e
ngaha ianao rehefa manaratsy ahy miseho hihihi
39. Noue
(
07/07/2009 12:55)
mihitsy:loin de là ! tsisy tezitra zany eo ee ! ny fanoratana mena ve midika oe tezitra ??
satria ve oe tezitra de atao menamena ny soratra?
:-D ^^ ^^ :-D :-D :-D :-D :-D :-D
40. coucou2
(
07/07/2009 13:00)
naritsimba:
Tongava aty dia ento i dada(rabe osy) raha sahy ianareo GTT ireo eh!
hihihi,ts mahita lazaina tsony ny tgviste isany.