Politika
booboo
(
02/07/2009 18:03)
Dia miha-maro hatrany² ny olona halaina an-keriny ( ara-bakiteny ) any an-dava-tranony @ zao. Na dia anarana mitovy² fotsiny aza dia hatr@ ankizy 10 taona dia " hadihadiana " momba ny rad-ny, ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2009 21:02
xxx
(
02/07/2009 17:53)
Ry zareo merina............mmmhhh...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/07/2009 06:40
ari.malala
(
02/07/2009 07:15)
Toa hoe nampidinina 30 ariary ny vidin'ny gas oilfa tonga dia niakatra 300 ariary b izao, ary izao aza toa efa niakatra sahady? ary toa nanjavona sahady ilay hoe menaka 2500 ariary? ary ny vary? aiza ...
tohiny
novalian'i diloo ny 04/07/2009 22:51
Mirananirina
(
02/07/2009 06:45)
nefa ny eto Madagasikara aza ty ,tsy vitanao,sa mba te hisehoseho fa hoe mahavita azy aho.tssssssss.Jereo aloha Gasikara vao mizesta manampy ny hafa.
Les forces comoriennes ont reçu l'aide de la F...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 06/07/2009 05:41
xxx
(
02/07/2009 06:41)
Ampangino politika nareo e!
Mankaleo, mankaleo
Tena mankaleo tokoa anie zay rehetra tonga eotoa manao izay daniny kibony daolo AREMA, TIM, TGV sns eh! ataon'olona vahiny fitaovana daolo, mandainga...
tohiny
novalian'i pikatti ny 05/07/2009 09:22
essera
(
02/07/2009 05:26)
sali daholo a !!!
Samy anontaniako an'ity daholo izany na ny namana andaniny na ny ankilany :
Mba manao ahoana izao ny toul ao am Magro fa ohatran'ny ts d naheno2 vao2 ah tato ho ato. Herinandro v...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2009 21:25
xxx
(
01/07/2009 23:02)
ny chomeur eny @ bas quartier izay tena nafana fo t@ tolona teny @ 13mai koa mba mangataka assises hoan'ireo chomeur long durée
...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2009 21:27
locl
(
01/07/2009 18:19)
Tena hita be hoe marary fo daholo ny tariky ry TGV fa dia mihorakoraka mafy ery rehefa tsy nasaina tany @ fivoriana.
Matoa hianareo tsy nasaina dia mazava be fa tsy reconnu sady jiolahimboto ka tsy...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/07/2009 21:33
lemenakely
(
01/07/2009 15:29)
Ho antsika izay nahita ilay horonantsary Mahaleo , dia hitako mahafehy ny anton izao korontana 2009 izao , ny tarika Mahaleo mantsy dia azo atao hoe tsangambato sy vavolombelon ireo zava- nisy depuis ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 18:03
essera
(
01/07/2009 14:57)
Rehefa niandry ora maro aho tsy nisy namaly ilay fanontaniako hoe :
[quote=Essera tam 01-07-2009 08:29:08]Iza no sahy MI-CONFIRMER eto fa nahazo invitation M Ravalomanana ho ao amin'ilay fivoriana ? ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:47
Radomy
(
01/07/2009 14:20)
Miarahaba,
Miala tsiny fa mba saika mitady forum mba misy ady hevitra hitsinjovana ny hoavin'ny madagasikara ary misy ady hevitra matotra azafady.
Ny mampalahelo ahy mantsy dia ny mahita isika ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:55
penguin
(
01/07/2009 13:56)
Nahare tsaho hono ry zalahy fa mandeha amin'ny fivoriam-be ny Firaisam-be Afrikana ny Filoha voafidy Malagasy Ravalomanana ka dia nanazava manokana ny HAT fa tsy misy Malagasy na iray aza mahazo mamon...
tohiny
novalian'i diloo ny 02/07/2009 23:41
pikatti
(
01/07/2009 08:05)
Ny mpiforum politika dia tsy mahazo mizongle ps afa tsy iray ihany ,Nihazakazaka tany @ Hery lery ametrahana lay fitsipika fa tonga de
[color=red]fin de non recevoir[/color] :-D
Aza mbola mamono te...
tohiny
novalian'i Noue ny 01/07/2009 17:39
xxx
(
01/07/2009 07:29)
Mba lasa ihany ny saiko hoe inona sisa no mba zavatra afaka ataonareo TIM mba hiverenan-dravalo. Tena tsy mahita vaha-olana ho anareo aho. Sincèrement, INONA no afaka ataonareo?????
Ny fiononàna...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2009 20:59
penguin
(
01/07/2009 06:56)
Dia gaga mihintsy fa izay nejehin'ny TGVendrana teny @'ny 13 Mai no hireharehany ny fisiany. Manimba tontolo hiainana é; marary daholo ny vahoaka é sns tohizo. Izao ka io ndray no anaovana resabe ny...
tohiny
novalian'i penguin ny 01/07/2009 09:39
zaytinao
(
01/07/2009 06:14)
Nieritreritra ny hamotika tanteraka an'i dada ry zareo, nefa zao izy lasa any lybie any nanatrika ilay sommet.
maina be ry hat.
i dada tsy maintsy miverina.
mivavaha,aza mitsahatra....
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:59
essera
(
01/07/2009 05:55)
[quote=xxx tam 30-06-2009 23:22:18]
[u]Lohateny[/u] : Re : Voafehy ve ilay taranja ???
Tss resak' ny kôndrana kou ty ,efa fatatra fa Pikati = cyril ; essera = locl ;bazylou =oay ;tafondro = noue ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:42
saranga
(
01/07/2009 05:31)
Za koa mahalala olona ao amin'ny Budget fa tena ho lasa adala tokoa i Benja Razafimahaleo satria aiza no hahitana 200 milliard Fmg isam-bolana handoavana ny karaman'ny fonctionnaire sy ny retraité re...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2009 21:19
Noue
(
01/07/2009 05:26)
ahoana ny fahitanareo an'io ???
[size=70][color=blue][b] Misahirana mandrafitra ny « processus de paix » eto Madagasikara.
Tsy maintsy ifanomezan-tànana ny fandaminana ity firenena ity.
...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 01/07/2009 10:48
rabaradaka
(
01/07/2009 05:24)
Lasa any Bruxelles i dadatoa Andry TGV. Ny antony ? Nangataka fanazavana (demande d'explication) amin'ny HAT ny Union eroupéenne sy ny Banque mondiale mikasika ny fampiasan'ny HAT ireo fiara voatokan...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/07/2009 17:40
