Politika
Radomy
(
27/06/2009 19:39)
Miarahaba,
Ho tsakotsakoina.
http://gasikarasahy.blogvie.com
Misaotra. ...
tohiny
novalian'i essera ny 29/06/2009 09:07
andrywui
(
27/06/2009 19:35)
Dah mahay maminany tokotca e sefonay toy carO ! dah fantany aby e daty hipôirandraha aby à madagascar atoy ca!
ha ha ha !! azafady fa nanao teny betsirebaka kely aho fa teny malagasy daholo zany ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 29/06/2009 15:23
Noue
(
27/06/2009 10:05)
Tena azo lazaina mahintsiny oe tena hafakely kosa aloha ity fankalazana ny fahaleovan-tenan'i M/car 2009 ity eee !
hafakely ahoana moa izany ??
terena ny olona hanangan-tsaina
menacéna ny ...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2009 15:16
xxx
(
27/06/2009 10:02)
Fa nakaiza daholy ny TIM?????
sa alahelon'ny tsy nanao arendrina ve sa inona mihitsy??? no toa tsy hita intsony, sa kosa tonga saina amin'izay fa i Marc ange ka efa nivalona ho an'ny tantara sisa. ...
tohiny
novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:54
sakaymena
(
27/06/2009 05:42)
sao de mba hivadihan'ny vahoaka fanindroany eo i dada fa asaivo tonga faingana. satria rah oharina @ zaza miandry noounou ireo d'ef mba noana hany ngamba satria de el loatra le hoe ho tonga dada rapit...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:11
andrywui
(
27/06/2009 03:40)
izao le vita apres 26juin
efa ho 3mois mahery no nitondran'ny hat dia hita sahady fa efa manomboka mandroso i madagascar ,lasa nihamora ny vidimpiainana
ny miaramila no nahazo ny interet voalohany
...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:37
halloween
(
27/06/2009 03:34)
27/06/09 : MADAGASCAR :L'après 26 Juin : une nouvelle carte politique se dessine.
Ca y est ! La date symbole du 26 juin est passée. 6 mois après le 2- janvier, nous entrons politiquement dan...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:39
andrywui
(
26/06/2009 21:34)
vonona ny zatovo hanohatra hatramin'ny farany ny jadona,ny tsy rariny , @ endriny rehetra,ny fandranahantany @ endriny vaovao izay ataon'ny reny malala,ny fanaovana baranahin'ny harem pirenena @ ireo ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:58
kartera
(
26/06/2009 21:22)
araky ny tsapa tokoa ane less dia tsy vitsy reo zay mitonona xxx ato no miteniteny foana na mandrangitra na mihatsy ady
nefa araky ny tsapa de ny oul tsy manakazon-damosina no miafina ao ambadik'ren...
tohiny
novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:55
xxx
(
26/06/2009 20:32)
raha voalaza fa tsy mitovy firehana i noue sy andriwui nefa mpiakama be, maninona moa raha asina fihaonany tgv sy ny gtt , miaramikaly raha izany,dia sady miady hevitra...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 26/06/2009 22:39
fijo
(
26/06/2009 20:26)
miarahaba ny namana rehetra amin'izao andro sarotra izao.
ity resaka politika sy fivavahana ity,dia matetika mitarika ady sy fisarahana hoantsika malagasy.
ny antony dia satria isika tsy mahay manoh...
tohiny
novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:59
tsimatimanota
(
26/06/2009 13:52)
Kely loha, domax koa tony foza tony, aiza koa no ahita baomba mipoka atsy na aroa, nefa tsisy olona maty, na naratra, @zay mbola azo camera koa, sy hoe noraisim-potsiny.Ny tena mapme, lay bomba teny A...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:17
xxx
(
26/06/2009 12:42)
ravalotgv
tgvravalo
ravalotgve
Oay
kidoropamba
tafondro
andrywui (mbola ho avy koa)
halloween (mbola ho avy koa)
antony : SATRIA TSY TIM MITOVY @ RA HERY
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:27
general
(
26/06/2009 11:47)
efa misy mpiandry kendry tohina zao ny PS tsika araka ny vaovao voaraiko farany fa mitandrema tsara isika e ! indrindra ra- BATISTA zay somary mafimafy detety e! alao hilammm tsara batista oa aa!! az...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:44
xxx
(
26/06/2009 07:26)
lasan i tgv daholo ny maramila sy ny vahoaka tena vizana ny tim jereo fa feno ny stade guichet fermé
tena zay no vita ny momba an i ra8 mila mandroso kosa amizay angamba ianareo hankany @ fifidi...
tohiny
novalian'i fijo ny 26/06/2009 20:01
xxx
(
26/06/2009 06:32)
Miarahaba antsika Malagasy tsy an-kanavaka, na eto an-toerana na any ivelany, na mbola velona na efa maty, na lahy na vavy, na antitra na tanora,.na cotier na tanivo....na tgv na tim
TRATRY 26 ABY ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:56
andrywui
(
26/06/2009 04:20)
Madagasikara tanindrazanay,
Tany sarobidy masina tokoa,
Lova soa nomen'ny razana...
Maty ho anao no tena lazanay
Mitsangana ry [b][u]T[/u][/b]anora mala[b][u]G[/u][/b]asy [b][u]V[/u][/b]onona
Mij...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:49
halloween
(
26/06/2009 03:53)
d ankafaliana moa zany no iarabana an'i onjakeli fa d tanteraka somantsara ny faniriny ka d nahita oul fohifohy mitovy aminy izy mali ka d atao atoato ny raharahandry zareo, petsa ndray i onjakeli lé...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:46
halloween
(
26/06/2009 03:06)
nifanaraka zah sy ny mpandrindra TIM fa d ataonay @ fomba ofisialy miaraka eto ny fiarabana antsika retra tratrin'ny asaramanitra k d mirary fety sambatra hoantsika rehetra zany é! Manao sonia tsy az...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:26
