Politika

rakaroka ( 25/06/2009 23:04)
[url]http://www.atlasgeo.net/flags/animations/Madagascar.gif[/url] MIJOROA SAHIA TOKOA HO LEHILAHY ! ... Tratra ny Asaramanitra e , tsy baomba no apoaka fa le tafondro 21 ´zao no manaraka... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2009 06:50
xxx ( 25/06/2009 22:29)
mino ve nareo fa raha i ra8 no natao intervew t@ rfi de mahay mamaly otran ireny nefa lazaina i tgv fa boaikely nefa nahavaly ny fanontaniana rehetra ngaba lasa niteny gasy tao lery na naka mpandi... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2009 07:49
ravalotgve ( 25/06/2009 20:33)
tsisy kil tsony ny sera fa lasa any anakafa fa lasa manao fety ny gasy tsy tokony nanao politika ra hery na niteny ny heviny satria admin eto... tohiny
novalian'i fijo ny 26/06/2009 19:31
xxx ( 25/06/2009 15:32)
Tena hita mihintsy no maha ambany saina ireto mpiasan'i TIKO saika hanapoaka baomba tetsy Analakely. Mba hanaitra ny International community hono fa very asa no antony saika hanaovany io teti-dratsin... tohiny
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:31
Noue ( 25/06/2009 15:21)
Mba ahoana aza zany eee ?? terena ny olona hanangan-tsaina nefa ny habibiana mitohy hatrany ??? :evil: :evil: :evil: zany ve no atao oe fankalazana ny féte de l'independance ??? [b]L’ex- dÃ... tohiny
novalian'i Noue ny 26/06/2009 19:53
xxx ( 25/06/2009 13:44)
raha toa ka mbola maro tokoa ny miaramila manaraka an i ra8 dia mety hisy hitifitra eo mahamasina i tgv raha mankeny satria tsy misy corps diplomatiques ho avy eny mihintsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2009 21:33
Bazily ( 25/06/2009 13:29)
Izay lalovanao amin'ny hariva dia manjelanjlatra itony arendrina vita vazaha itony. Hita fa betsaka (loatra) ny mpivarotra azy ireny manamorona ny lalana. Tsapa noho izany fa be ny tsy an'asa amin'iz... tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2009 20:49
xxx ( 25/06/2009 11:35)
http://www.rfi.fr/actufr/articles/113/article_81022.asp... tohiny
novalian'i xxx ny 26/06/2009 13:39
sakaymena ( 25/06/2009 10:17)
amiko na r8 na tgv ka mitetika ny hanao ratsy an'io nosykeli tsika io na iza na iza panao politika de tsy maintsy mifafa ary mbola hifafa ko zay mbola sahy fa tokony mba ho tonga saina mizay isika mal... tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 20:47
xxx ( 25/06/2009 09:57)
Nahatafiditra baolina iray indray ny tgv omaly raha tratra ireo mpanapoaka baomba tetsy Analakely. Nangina tanteraka ireo supporteurs tim amin'izao fotona. Ny kapiteny ny ekipa moa dia efa somary rer... tohiny
novalian'i sakaymena ny 25/06/2009 10:42
xxx ( 25/06/2009 08:22)
TIM (tiako i Madagasikara) dia avy eo GTT (Gasy tia tanindrazana). mmmmh :o Iza ary namorina ireo anarana ireo??? Lé voalohany tia tena be. TIKO hony i Madagasikara dia zao mody novaina hoe ny ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/06/2009 06:50
xxx ( 25/06/2009 06:09)
Asa ny prog nareo fa misy film en live gratuit "GTT contre TGV - le retour". Mifànalà baraka ao daholo ianareo. Tsy mahay mipetraka iray trano... tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 20:57
essera ( 25/06/2009 06:05)
Noho ny hafaliana amin'izao asaramanitra izao dia tapa-kevitra essera fa hanangana sainam-pirenena ka dia manasa antsika rehetra ary fa efa novaiko ny saron-tavako io. ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:04
penguin ( 25/06/2009 05:47)
Ny tgvendrana moa dia tsy misy ny "Train à Grande Vitesse" fa ny asa nimatimatesan'ny mpitondra teo aloha no tokanany ary ilazany ny fahatongavan'ny mpandraharaha vahiny hira-miasa @ FAT(y). Menatra ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:09
essera ( 25/06/2009 04:53)
Salama daholo, D ahoana indray ianareo tamin'ireny vaovao omaly ireny ry zanaky Dada. Mbola sah ve ianareo hanao "démenti" hoe tsy avy amin'i mouvance Ravalomanana [u]Marc[/u] no tratran'i Ravalom... tohiny
novalian'i zandikely ny 25/06/2009 10:34
zoam ( 25/06/2009 03:59)
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8 tonga @ fotoana nify solon'ny nify aina solon'ny aina ka dia mahereza ,tsy misy saina mitsangana ... tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:01
patrick2002 ( 25/06/2009 03:31)
Dia tratra izany ny Taliban malagasy ,hasa re hatraiza ity ,asa fanakorontanany ry zareo legaliste ,ity , tena voahitsakitsaka ilay mot legaliste ,ny masina efa novana ny dikany ,izao indray ny legal ... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/06/2009 07:54
xxx ( 24/06/2009 22:39)
Des produits importés à bon marché. Il y en a beaucoup actuellement sur le marché, pour ne citer que le lait en boîte, les biscuits, bonbons et autres savons de différentes origines et qui, ma... tohiny
fijo ( 24/06/2009 21:22)
efa tamin'ny andron'i ravalo no efa nisy io tanjona hivaritra rano io,fa tamin'izany moa dia ry tgv no nilaza fa varotra tanindrazana io,izao nefa toa hivarotra ihany koa ry zalahy. amiko dia tsy oal... tohiny
maeva74 ( 24/06/2009 18:09)
(l) (l) (l) Miarahaba antsika Malagasy tsy vaky volo! Ny Fahaleovantena dia tsy natao mihitsy hoenti-kahasambatra fiainan'olom-bitsy. fa Fahaleovantena tsy manam-piangarana hampigoka mamy ny... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9711