kely sisa mitsangaa ry tanora hoavin'ny firenena

1. zoam ( 25/06/2009 03:59)
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8
tonga @ fotoana nify solon'ny nify aina solon'ny aina ka dia mahereza ,tsy misy saina mitsangana
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:01
2. xxx ( 25/06/2009 04:06)
mahamenatra @ izao vanimpotoana misy antsika izao mbola misy ny atao hoe coup d'etat mampalahelo
3. essera ( 25/06/2009 04:56)
xxx:
mahamenatra @ izao vanimpotoana misy antsika izao mbola misy ny atao hoe coup d'etat mampalahelo

Mahamenatra lavitra noho izany raha amin'izao vanim-potoana misy antsika izao no filoham-panjakana, sady filoha lefitry ny fiangonana no manao HALATRA BE VAVA. Afa-baraka ny firenena.
4. xxx ( 25/06/2009 05:25)
misy maha menatra le lesy misy ohatran'izao zava misy izao,tsy omena tsiny fa mbola betsaka ny manao fisanana andevo
5. essera ( 25/06/2009 05:37)
Ato ange misy te hamboly an'io fisainana mifanambany amin andevo sy ny etsetra io nefa efa dépassé izany. d misy aza te hanala anay tsy mankasitraka an'i Ravalomanana Marc ato am serasera rehefa tsy zakany ilay dinika :

locl:
Amin'izao fetim-pirenena ho an'ny Malagasy mitady fahafahana izao dia tokony hanao fanovàna isika eto @ serasera, ka ireo izay mpandainga toa an'i "essera", "andrwi" sy ny sisa dia tokony hahatsapa teny hiala moramora fa mampietry ny valeur ny site.


Ngah tsy efa hita intsony izay hatao e, nefa ny tompon'ny site aza efa nananatra anay tamin'io hoe vakio tsara ity ry essera, d http://serablog.blogspot.com/2004_10_01_archive.html fa mba zaraiko aminao. Tsy mpanao politika no mamatsy an'ity site ity. Sa ahoana Rahery.

6. Noue ( 25/06/2009 07:01)
essera:

Mahamenatra lavitra noho izany raha amin'izao vanim-potoana misy antsika izao no filoham-panjakana, sady filoha lefitry ny fiangonana no manao HALATRA BE VAVA. Afa-baraka ny firenena.
indrindra ny nataon'ny FAT(Y)


7. AndriambyII ( 25/06/2009 08:03)
xxx:

mahamenatra @ izao vanimpotoana misy antsika izao mbola misy ny atao hoe coup d'etat mampalahelo

Ny tena mahamenatra dia mbola misy foana ny andevozin' ny raharaha politikan' ny kibo sy ny fitadiavana seza , nefa anie izany ka tsy hanaraka anao any ambany rangolahy , ary tsy hitondra soa ho an' ny taranakao , fa fanafintohinana ho azy ireny aza no izy ,raha tena jerena @ saina mandinika .

:lol:
8. essera ( 25/06/2009 09:02)
Ny mahamenatra am zao vanim-potoana izao ankoatra ny :

essera:
Mahamenatra lavitra noho izany raha amin'izao vanim-potoana misy antsika izao no filoham-panjakana, sady filoha lefitry ny fiangonana no manao HALATRA BE VAVA. Afa-baraka ny firenena


Dia misy te hananga-tena ho amperora :

9. fijo ( 25/06/2009 21:01)
za aloha ilay ady tsy voako.fa aleo zavatra milamina,satria nanameloka ny tgv isik araha naao herisetra izy,ka aoka tsy hilatsaka ambany toa azy koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0456