Hotel IBIS Asa Ra8, reharehan'ny TGVendrana

1. penguin ( 25/06/2009 05:47)
Ny tgvendrana moa dia tsy misy ny "Train à Grande Vitesse" fa ny asa nimatimatesan'ny mpitondra teo aloha no tokanany ary ilazany ny fahatongavan'ny mpandraharaha vahiny hira-miasa @ FAT(y). Menatra ka tsy maintsy nilaza fa nanomanana ny Fivoriam-be Afrikana saika natao teo no nananganana an'io Hotel voalaza ho international io. Nolazaina anefa fa tsisy tokony nimatimatesana tamin'izany Firaisam-be Afrikana izany ka fandaniam-bola ny hetsika hanomanana izany. Vao mivory ry tgvendrana dia manmpiasa ny eny Ivato satria mpijapy "train" ary io faly manao kabary sy mifety ary milaza azy ho nahavita nefa efa asa an-dàlana no tsenaina ny fahavitany. Ny drafitr'asan'olona vé tsy ho tohizany fa tsy ny FAT(y) akory no favy. TGVendrana mijanona ho vendrana mandrampialany.
répondu par fijo le 25/06/2009 21:09
2. essera ( 25/06/2009 05:52)
Raha tena malahelo Penguin fa volan'i Dada no nanaovana an'io d NANGALATRA I DADA IZANY. Ary tadidio fa ny mpitondra no MANDALO fa ny fananan'ny fanjakana mijanona amin'izay MPITONDRA MANDALO REHETRA EO.

Tena alahelon-kanina sa misy volan'i Tiko misisika ao am lé izy.
3. patrick2002 ( 25/06/2009 06:27)
efa tadiaviny Ravalo halaina bojy indray angamba ny fananany Rajabaly koa,
ohatry ny nanaovany ny HILTON .
4. Noue ( 25/06/2009 06:52)
dia maninona no mamorona foana ity patrick ity eee ??? mahatsiravina :^) :^) :^) :^)
5. AndriambyII ( 25/06/2009 07:44)
Volan' iza no nanamboarana ilay hotely raha fantatrareo ? ankamatatra tsy mbola misy mahalala ny tena valiny marina io ! aza dia mitompo teny fatratra ny @ momba ny fiavian' ny financement nanaovana io infrastructure io ,fa mbola andàlana ny etablissement du compte à rendre momba izany .
Sao dia heverinareo fa adala aza ny olona sasany nametraka ny fitokisany t@ ireo actionnaires sy architectes ka nanomezany vola tsy toko tsy forohana nanamboarana io ? :idea: :idea: :?:
6. AndriambyII ( 25/06/2009 07:46)
Ary tadidio fa ny hotel ibis dia efa mielim-patrana eran- tany !!
7. essera ( 25/06/2009 10:10)
Andriambyll:
Ary tadidio fa ny hotel ibis dia efa mielim-patrana eran- tany !!


Ka miady mafy penguin fa an'i Dada io.
8. endrika01 ( 25/06/2009 11:14)
Hay ve misy mahafantatra iany hoe,mijanona ho fananam-pirenena ireny zvt hatsangana,sy vidiana valeureux eto aminy firenena ireny e. (trano,avion....) :D
9. AndriambyII ( 25/06/2009 11:52)
"Ka miady mafy penguin fa an'i Dada io." hoy essera , fa ny zavatra tsy hain' i essera dia vola maloto no nampiasaina nanaovana io ,ary source financiere maffiosi pamono olona no naazoana ny ampaany betsaka t@ zany capital zany !! jereo ny depéchen' ny BNP Paribas sy ny BAD tunisie dé o hitan' lah !! :!: :!:
10. fijo ( 25/06/2009 21:09)
mbola hoela isik avao handroso rah aizoa fomba fiasa izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434