Politika

rabaradaka ( 23/06/2009 11:09)
Zay no misssion ry dadatoa sy nenitoa : mihaino de mitadidy. ... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 12:50
saranga ( 23/06/2009 11:01)
Nandinika sy nijery tsirairay ireto Chefs de Régions de la HAT izahay dia gaga hoe tsy misy hafa tsy ireny ve fa tena fatritran'olona sy mpiady an-tsena ary mpanakorontana fiaraha-monina daholo. Izan... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 12:58
xxx ( 23/06/2009 09:54)
be ny tsy mahalala akory ny atony hananganatsaina, eny fa na ato aminy serasera aza, ny fananganatsaina dia midika fa mahaleo tena ny malagasy, tsy voazanaka intsony, nefa aminizao dia miverina ny fa... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 13:15
penguin ( 23/06/2009 07:28)
Asa aloha na faly ny miaramila amin'io tarehimarika 16 Miliara ho tambiny io fa ny vahoaka maty moa izany inoana fa ahazo mitombo 4 heny noho izany satria ny fahafatesan'ireny no nahazoana ny fahefana... tohiny
novalian'i penguin ny 24/06/2009 07:06
Oay ( 23/06/2009 04:16)
Miarahaba antsika rehetra indray i Oay! Tsy afaka niditra teto moa i Oay noho ny adidy hiantsorohana eo @ fiaraha-monina izay nandefa azy hitafa sy hidinika t@ olona tany amabaniravin'ahitra any, tsy... tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2009 07:28
captation ( 23/06/2009 01:05)
indro atolotra izay liana ny tatitra mikasika ny fivoriana nataony SADC mikasika ny toedraharaha politika malagasy ny 20 jiona 09 teo Tsy nisy nanampiana ary tsy nisy nanalana ---------------------... tohiny
novalian'i vaninna ny 23/06/2009 14:34
xxx ( 23/06/2009 00:27)
Izao ry reto a! tena maninona moa raha ahodina tanteraka ny tafa ? dé atao hoe : - ireo politisiana malagasy dia anisan\' ny mahiratra indrindra eran\' izao tontolo izao .hi hi ! -ireo mpikaroka ... tohiny
novalian'i ndenn ny 23/06/2009 08:22
Rajakoo ( 22/06/2009 23:07)
Faly tokoa aho raha naharé ny fanambarana ny hanomezana vola be Izahay ato mantsy efa nandrahona mafy fa tsisy vanona io 26jiun io raha tsy tonga aloha le fampanantenana Mbola tsy ampy kely fa amp... tohiny
novalian'i max2 ny 23/06/2009 11:47
TEGEVE ( 22/06/2009 23:03)
Anaka isany Miaramila aloha no homena vola be zay vao mijery anareo vahoaka ny tenako ,miankina @ reo ny finananay ato asiko sainam-pirenena frantsay ny mercedes-ko e,misaotra fa dia nahazo fitaova... tohiny
Noue ( 22/06/2009 19:34)
[URL=http://img151.imageshack.us/i/phocathumbl220609032.jpg/][IMG]http://img151.imageshack.us/img151/6084/phocathumbl220609032.jpg[/IMG][/URL] [size=70][color=red][b]Des éléments TGV Tonga Saina ... tohiny
novalian'i Noue ny 23/06/2009 16:46
andrywui ( 22/06/2009 18:01)
noteren'i general izahay ankohonan'i andrywui hanohana an'i tgv ka dia tsy maintsy manohana izahay eto :* :* :* ho ela velona anie tgv malalay mianakavy :@ :@ :@ ... tohiny
halloween ( 22/06/2009 17:43)
d fety be ndray zany é, faly be daolo ny Malagasy fa masabary mainty kitoza satria sady fetimpirenena no vitaketsa ihany koa lé8 sy ny mpanompony ka d raikitra ny fety ééééééééééééééé... tohiny
Onjakeli ( 22/06/2009 15:53)
De otran'ny mba manambola toy inona ery ry vendrana. hampanantenanaina avokoa izao atsanga tsy aman'orana. hampidinina ny vidim-piainana e, solika e, vary mora, menaka mora e, jiro sy rano e, aiza iz... tohiny
karavasy ( 22/06/2009 13:21)
Izay ilay hoe fahafahana ary fampahafantarana ny tena andraikitry ny olom-pirenena hono ka dia ho faizina izay tsy manangan-tsaina satria mitady hanaraka ny mpnohana ny ara-dàlana. Ny namana eny Anka... tohiny
penguin ( 22/06/2009 13:11)
Manao kabary ambony vavahady ndray ny tgvendrana fa hoe "na ny mpitarika posy, na ny mpitondra fiaramanidina, na ny filohampirenena sahala ahy sns ..." dia samy sahirana sy milofo mitady ka asa na ten... tohiny
rabaradaka ( 22/06/2009 12:39)
Tsy manaiky dadatoa Monja Roindefo sy ny ekipany fa tsy maintsy esorina ho HAT ry dadatoa Alain Ramaroson, Lahiniriko, Daniel Ramaromisa sy ireo goaika anti-mola politika. Namaly bontana ry Alain (iza... tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2009 21:24
hery ( 22/06/2009 11:56)
Satria tsy manam-bola hanaovana ny asany ny HAT fa tsy omen'ny firenena rehetra tsy mankato vola, dia nanapa-kevitra fa hamidy indray ny Rano. Ny reniranon'i Faraony no alaina dia hamidy amin'i Arabie... tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2009 19:57
bazylou ( 22/06/2009 10:26)
hoy i ambroise indray dia avy eo koa izany avant la fin du monde, !!! lloolll maninoa ary raha tsorina hoe tsy hoa vy intsony izy fa voky cox any amin'ny zoma de vita!! :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
halloween ( 22/06/2009 10:11)
nareo ve tsy mahatsiaro fa t@ mbola boykely isika d milalao bol eo an-tokontany be, d ilay tompo bol no misafidy zay tiany hilalao miaraka aminy, d mbola miverina zany refa lehibe isika, d jereo ity a... tohiny
general ( 22/06/2009 09:48)
Tena mahafinaritra aloha le serasera ra-hery na de nihevitra ary i Hery fa niala le IP ko -mahafinaritra metsy ry Locl , cyril , noue , bekintana , mirana , zoam , rabaradaka , peng's izy ity fa i... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8803