Politika
gasyjean
(
20/06/2009 21:14)
Manahona daholo !
Elaela ihany moa izay ny tenanay tsy dia nanoratra firy teto amin\'ny dinika serasera,na dia izany aza anefa tsy nitrahatra mamangy sy mamaky hafatra eto amin\'ny dinika ihany kane...
tohiny
novalian'i Noue ny 21/06/2009 06:39
hery
(
20/06/2009 19:00)
Dia ho fahatsiarovana sisa ve ny 26 jiona? Dia voatery hanangana sainam-pirenena frantsay indray ve satria ny Frantsay izao no mitondra an-kolaka ao Madagasikara?
Tsy diso mihitsy ny Malagasy izay t...
tohiny
novalian'i Noue ny 21/06/2009 19:52
xxx
(
20/06/2009 18:49)
Iza tokoa no nanampo fa hisy crise anie ny 2009?
Iza no nanampo fa potika tanteraka ny toe- karena ?
Iza no nanampo ireny barrages t@ 2002 ireny ?
Nefa dia nahagaga fa niaritra treffles n...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2009 20:55
locl
(
20/06/2009 14:56)
ARTICLE 7
DEPLOYMENT OF SADCBRIG | DEPLOIEMENT DE LA SADCBRIG
1. The SADCBRIG shall only be deployed on the authority of the SADC Summit. La SADCBRIG sera uniquement déployée sous l’...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/06/2009 15:36
patrick2002
(
20/06/2009 14:49)
C:UsersRazafyPicturesterro08[1].jpg
C:\Users\Razafy\Pictures\terro01[1].jpg
ireo no membre ny Al Qaeda version TIM ...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2009 21:00
Fanhaiky
(
20/06/2009 12:48)
Hatramin'izao aloha dia tsy azoko mihitsy ny antony tsy hananganan-tsaina, aza dia mijery firehana ara-politika fa samy tsy nisy nitolona ho an'izany fahafahana izany na TGV na TIM ka mahagaga ahy ny ...
tohiny
novalian'i rodro ny 21/06/2009 13:37
locl
(
20/06/2009 11:05)
Iza ilay niteny hoe tsy thème intsony Madagascar, ka io izy io, tao @ France 24 à 13h no nisy io vaovao io.
Les pays donateurs ont exhorté jeudi les adversaires politiques malgaches à reprendre...
tohiny
novalian'i halloween ny 20/06/2009 17:13
bazylou
(
20/06/2009 10:55)
SADC SOMMET SUR MCAR SERA UNE AUTRE GRANDE DECEPTION POUR LES PRO le8
le8 N' EST PAS PAS INVITE OFFICILELEMENT
L' APPEL de la SADC POUR DES OPERATIONS MILITAIRES NE FAIT PAS L' UNANIMITE AU SE...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/06/2009 22:42
xxx
(
20/06/2009 07:52)
Nahoana re dia nareo TIM sy TGV ihany no miseho ho mahay mitondra ity firenentsika ity??? na dia hita aza fa tsy misy mandeha @ laoininy ny zava-misy....
tohiny
novalian'i xxx ny 20/06/2009 08:45
Noue
(
20/06/2009 07:09)
Asa raha tadidinareo ity ee ! Zao ka lasa M/car indray no hanampy ny saoudiens ????
[size=70][color=blue][b]Jeudi, 07 Mai 2009
Du riz, de l’huile et du ciment à bon marché dans les semaines q...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2009 21:16
zakilinina
(
20/06/2009 05:36)
Manana olana ara-pinoana aho ka mitady mpiandry. Manoloana ny toe-draharaha anktriny anefa dia mihazohazo aho raha ny mpiandry mapnohana ny mpanongam-panjakana na ny mpiandry mpanohana ny ara-dalàna ...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 20/06/2009 21:43
zandikely
(
20/06/2009 02:41)
Mandeha ny resaka fa hiazakazaka ny fandehan-javatra manoloana ny fihaonan'ny SADC anio izay handinika ny toe-draharaha eto Madagascar. Sarotra iany ny inoana fa hisy zavatra lehibe ho tapaka amin'i...
tohiny
novalian'i zandikely ny 20/06/2009 16:24
patrick2002
(
20/06/2009 01:32)
Namory mpanao gazety ny alakamisy lasa teo ny avocat ny Ravalo nilaza fa nisy nibata ny mercedes blindé ny Ravalo ary dia efa fananan`olona manokana amin`izao fotoana izao ,dia mbola nisy afa koa moa...
tohiny
novalian'i ravalotgve ny 20/06/2009 08:02
fijo
(
19/06/2009 22:38)
Grogne des militaires
Promesse non tenue. C’est ce qui provoque actuellement la grogne des militaires. En effet, le président de la HAT, Andry Rajoelina, leur a promis une augmentation de salaire...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2009 21:08
fijo
(
19/06/2009 21:49)
Un adage malgache dit : « Ny olona tiana no tenenina » (Ce sont les gens qu’on aime que l’on avise). Car, les beaux parleurs, eux, vous tuent à petit feu. Aussi, qu’Andry Rajoelina agisse...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/06/2009 21:27
locl
(
19/06/2009 19:18)
Nahita ity article ity aho dia mba manontany tena hoe ho aiza ny HAT???inona no tiany hatao, mahono ny Malagasy?????
Tout le monde sait actuellement que le régime putchiste a des problèmes d’ar...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/06/2009 21:11
bazylou
(
19/06/2009 18:32)
LES GTT RECRUTE DES BRIGANDS ET DES VOYOUS RACAILLES
Posté le: Ven Juin 19, 2009 19:00
--------------------------------------------------------------------------------
LE GTT RECHERCHE SE...
tohiny
novalian'i bazylou ny 20/06/2009 23:57
bazylou
(
19/06/2009 18:14)
fa ho tonga ny fotonaa hoeee!! dia ataovy vrala beny tampax sy ny vania ary ny pelia ry noue fa lasa izao an!!!! :-D :-D :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i rodro ny 20/06/2009 13:30
xxx
(
19/06/2009 17:31)
amin'ny maha malagasy tia tanindrazana ny tenako dia aleko lavitra mahita malagasy manao vy very ny ainy manapoaka fananana groupe frantsay toy izay nahita ilay fanafihana lapa izay nitondrana char d'...
tohiny
novalian'i Noue ny 20/06/2009 08:34
andrywui
(
19/06/2009 15:14)
Ora farany
Baomba iray hafa
Araka ny vaovao azo avy amin’ny mpitandro filaminana, nisy baomba namboarina hita teo Ankorondrano, am-pitan’ny Jesosy Mamonjy, eo amin’ny toerana fitobian’ir...
tohiny
novalian'i pink ny 20/06/2009 20:33
