Inona no andrasana amin'ny Fivorian'ny SADC anio?

1. zandikely ( 20/06/2009 02:41)

Mandeha ny resaka fa hiazakazaka ny fandehan-javatra manoloana ny fihaonan'ny SADC anio izay handinika ny toe-draharaha eto Madagascar. Sarotra iany ny inoana fa hisy zavatra lehibe ho tapaka amin'io. Inona moa no azon'izy ireo atao:

1- Hanao intervention militaire. Tsy ho mora koa izany sady, efa maro no nitsipaka izany raha tsyhilaza fotsiny hoe (USA, France, Union Européenne...)

2- Hiverina hanamafy ny fanamelohana ny Coup d'État nataon'ny HAT, mitaky ny hamerenana ny ara-dalàna amin'ny fomba haingana.

3- President ZOMA dia hijanona amin'ny fanamelohana sy coup d'État sy ny fiantsoana ny andaniny sy ny ankilany hiverina amin'ny ady hevitra ambony latabatra fotsiny.


Ny tiako ho lazaina na dia tsy mpaminany dia tsy hisy zavatra tapaka azo tanterahina ny ao fa aza miantehitra amin'ny any ivelany any fa isika Malagasy iany no mila mifandamina.


novalian'i zandikely ny 20/06/2009 16:24
2. xxx ( 20/06/2009 07:26)
Nefa inona hoy ianao ny zavatra tian'i Marc atao amin'ireo cas telo ireo: ny handripaka sy hamono ny malagasy izay tiany be. Henjana enao ravalo amin'ity famahana lalitra ity.
3. ravalotgve ( 20/06/2009 07:59)
ny andrasana @ io fivoriana io dia ny ambontsakafo ao omena ny mahantra

sniff
tchroufff

:-D :-D :-D :-D
4. locl ( 20/06/2009 09:56)
tokony ny intervention militaire no ho safidianiny, nahoana moa hianao no milaza fa ZOMA hionona @ fanamalehona fotsiny, mila mihetsika ny SADEC ary mila mampiseho eo imason'ny olona rehetra fa manana ny lohany hoatry ny natao tao Rwanda e!
Izany UE, USA, surtout France izany tsy misy dikany.

xxx= diso hevitra hianao @ hoe hamono Malagasy Rav8, le contraire angamba, hanafaka ny gasy @ gejan'ny mpangalatra izy
5. zandikely ( 20/06/2009 10:31)

Karazana adalana (folie) ny fandraisana intervention militaire amiko, sady tsy zavatra ho mora koa izany, SADC ange tsy OTAN.

Ny zavatra iainana eto Madagascar koa tsy azo ampitaina amin'ny tany Rwanda (genoside) velively, tsy ady antrano ange no misy eto fa savorovoro politika.

Ny olanan'ny Madagascar ange tsy dia priorité n'ireo firenen-kafa velively, isika samy isika iany no tokony mahavaha an'io.


6. xxx ( 20/06/2009 10:40)
locl:
xxx= diso hevitra hianao @ hoe hamono Malagasy Rav8, le contraire angamba, hanafaka ny gasy @ gejan'ny mpangalatra izy


aaaaaa ianao no diso ralokla.
Tsy mbola misy guerre civile akory eto amin'ny tanindrazana ka hilaina militaire vahiny. i Madasikara dia tany mahaleo-tena, ka inona no hijabahiny vahiny (na frantsay na amerikana na afrikana) amin'ny afera-pirenentsika. Tsy ry zareo ireo mihitsy no tokony handidy hoe izao no mety ho anareo na izao tsy mety ho anareo. Isika samy isika ihany no tokony hitady solution ho antsika.

Ary mba eritrereto kely ange hoe misy mercenaire ho avy marina eo, dia iza hoy ianao no ho faty??? dia tananan'iza hoy ianao no ho simba???
7. zandikely ( 20/06/2009 12:03)
XXX:

Tena ,marina ny voalazanao fa maro ny mbola tsy mahatsapa izany

Tsy vitan'izany, ho viravirain'izy ireo ny vehivavy Malagasy, hiparitaka aty Madagascar ny SIDA......
8. zandikely ( 20/06/2009 16:24)
Tsy diso tokoa ny eritreritra nilaza tetsy ambony fa tsy hisy zava-baovao, fa ny fiantsoana hifampidinika iany ny vahaolana. Adala izay mbola mieritreritra hoe intervention militaire e. Io ambany io ny tatitra nalefan'ny BBC momba ny zavatra tapaka tamin'ny fihaonana.

Leaders urge Madagascar solution

Jacob Zuma said all parties must be committed to the process
South African President Jacob Zuma has opened a regional summit on Madagascar's political crisis with a call for inclusive political dialogue.

Members of the Southern African Development Community are meeting after another mediation effort failed.

Officials suspended talks backed by the African Union and the UN on Tuesday, citing a lack of political will.

Madagascar's political crisis began when President Marc Ravalomanana was ousted amid street protests in March.

He was replaced by 35-year-old opposition leader Andry Rajoelina, who seized power with military backing.

"We believe that peace will be achieved if all parties to the conflict are committed to the process," Mr Zuma said in his opening remarks on Saturday.

"It is crucial that there be an inclusive political dialogue, where all the relevant parties and stakeholders have an opportunity to be part of finding a resolution."

Other leaders at the summit included Tanzanian President Jakaya Kikwete and Zimbabwean President Robert Mugabe.


Marc Ravalomanana (l) is seeking support for a return to Madagascar
Mr Ravalomanana is living in exile in South Africa, where he has been seeking international support for a return to Madagascar.

He was at the summit, and was expected to meet heads of state in a closed-door session.

A UN envoy told AFP news agency that he wanted SADC to encourage Mr Ravolamana to co-operate more actively in political negotiations.

"We met Ravalamana this morning to stress the point that a negotiated solution is the way forward," said the envoy, Tiebile Drame.

Earlier this month Mr Ravolamana was sentenced in absentia to four years in jail for alleged abuse of office.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.065