Politika
bazylou
(
18/06/2009 05:02)
very ny seza, o sady may ny endim boanjon'ny tim sy le8 ka hinegosy indray hono ry lerony ,nefa teo alohahoe tsy misy fifanarahana rah tsy eo le8!!!! pauvres c... isany!!!!!!!!! :-D :-D
""Mouvanc...
tohiny
novalian'i essera ny 18/06/2009 10:52
rakaroka
(
18/06/2009 04:58)
Nalefa i Hasina haka ny ambassade : tsapa tsy compétent , nalefa i Ratsirahonana sy ny ékipany mbola tsy azony koa , dia ho alefa mbamin'i TGV ve? Hey , koa sary aza nodoran'ny GTT ka izy en vrai me...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 14:54
cyril
(
17/06/2009 19:59)
Mafy ny nanjoa ny capsat sy zandary sandoka tao @ Ambasady aninkeo
Liana ity ry andrywui mianakavy ha ha ha,ao @ cyber ndray ry zareo é...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 12:38
andrywui
(
17/06/2009 19:04)
Tsotra fotsiny ny teninay e ! herinandro ah zay tsy teto !!! mazava angamba zay fa mbola misy resaka foana mantsy eto !!
--herinandro andrywui zay tsy niditra teto tsony rahats androany ndray !!...
tohiny
novalian'i general ny 18/06/2009 09:39
xxx
(
17/06/2009 16:17)
Miala tsiny raha natao tato ity antso ity fa ato no be olona,ary nanomboka t@ andron' ny fitondrana teteza_ mita izy ity kaataoko fa mbola tsy nisy ohatr' ity taloha, maty notapahan-doha ilay ikalakel...
tohiny
novalian'i benkintana ny 17/06/2009 20:07
xxx
(
17/06/2009 15:48)
Mba mahagaga ihany ity politika tsika eto M/car ity.
Raha herin'andro maromaro lasa izay no nilazan' Atoa Ravalomanana fa i Frantsa no ambadik'izao fikorotanana eto M/car izao nefa ny mahagaga dia ir...
tohiny
novalian'i essera ny 18/06/2009 05:35
xxx
(
17/06/2009 15:22)
Tena nahamenatra tokoa ny zavatra nitranga nataon ireo miaramila capsat tao @ ambassade ireny.
raha natao hoe tandroka arony vozona ny tafika taloha dia lasa rambony haingony vody sisa amizao fotoana...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/06/2009 12:48
xxx
(
17/06/2009 15:01)
Efa manomboka miseho ny fanapoahana bomba any @ toerana misy vahoaka eto M/car, asa angaha mahita ireny ataon'ny @ middle East @ tele ireny ka mba tia hanaraka koa Ra-malagasy???
Vokatry ny fahamaf...
tohiny
novalian'i locl ny 17/06/2009 19:49
xxx
(
17/06/2009 14:44)
Lasa ihany ny saina hoe iza no tena mitondra ny firenena, satria ny firenena araka ny maha-firenena azy dia mila fankatoavana eran-tany sy mifandray @ firenena samihafa na ara-diplomatie na ara-barotr...
tohiny
novalian'i ravalotgve ny 17/06/2009 18:41
sakaymena
(
17/06/2009 13:26)
mahagaga zany hay ny vendran fetsy nohon'ny mahay eo @fitondram-panjakana malagasy. tena TIMiveravera khhhhhhhhhhhhh...
tohiny
novalian'i zandikely ny 17/06/2009 21:20
xxx
(
17/06/2009 13:17)
Tsy hoe halako bika sns , fa manintona kely ny saitsika aho momba ity mpanao politika malagasy iray ity , dia Atoa Norbert Lala Ratsirahonana .Izy no filohan ny HCC na ny fitsarana avo momba ny lalam-...
tohiny
novalian'i rpetit ny 18/06/2009 11:34
xxx
(
17/06/2009 12:15)
Mandeha be ny resaka eto @ tanana fa tsy hanao fanangana-tsaina Malagasy ny TIM ao @ magro @ 26 jiona fa saina Amerikanina no ho atsangan-dry zareo :-D :-D :-D
Tena mampihomehy isika Malagasy mari...
tohiny
novalian'i ravalotgve ny 17/06/2009 15:07
ndaty
(
17/06/2009 11:43)
Resaka bodongerona ny methode ny GTT, talentanay koa io. Tsy amaphafirin'ny tavaratra sy maizina, ary tsigane, amboarinay any @ SEX SHOP sy BOITE DE NUIT ireo GTT ireo
Fa izao, tsy mpanao politik...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2009 12:58
zoam
(
17/06/2009 11:43)
tsy kivy izany izahay ,mitohy hatrany ny tolona ,azo ny ambasady gasy a paris ary tsy hijanona hatreo akory fa mitohy hatramin'ny farany
http://www.youtube.com/watch?v=j9xr5lxRugE
ny but rehefa voa...
tohiny
novalian'i Noue ny 17/06/2009 15:13
deric
(
17/06/2009 11:34)
Ela zay fa hatramin'ny nahenoana azy tany swazilande ka hatramin'izao dia tsianjery foana ny hoe "ho avy tsy hoela aho" nefa ambarak'androany mbola tsy...
Lanona mampahia kilonga, efa ela ry zanaky d...
tohiny
novalian'i halloween ny 17/06/2009 13:04
essera
(
17/06/2009 11:20)
http://www.lepost.fr/article/2009/06/17/1581242_obama-et-la-mouche.html#xtor=AL-235 atao mihajahaja ohatra ity no fisamborana ny GTT....
tohiny
novalian'i rodro ny 18/06/2009 12:27
xxx
(
17/06/2009 10:50)
Ho an'ireo HAT,TGV,TIM sy ireo mpilalao politika eto M/car ary isika vahoaka.
Ohatran'ny hita fa mitady raharaha tena henjana ireo mpilalao politika-tsika Gasy ireto.
Mba voaheritreritr'izy ireo v...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2009 15:55
penguin
(
17/06/2009 10:00)
Matahotra ny olona sy vahoaka Malagasy ka tsy sahy milaza mivantana ny tena ao antsainy. Raha ny marina dia nalahelo ary tsy faly nohon'ny nafitsokin'ny CAPSAT ny maro an'isa saingy mangina satria tsy...
tohiny
novalian'i rodro ny 18/06/2009 12:37
bazylou
(
17/06/2009 09:42)
Nosamborina teny amin’ny trano fonenany teny Tsimbazaza omaly tamin’ny 5 ora maraina ny Tale Jeneralin’ny Alma Atoa Razafimahefa Heriniaina ka rehefa avy nentina teny amin’ny tribonaly dia nai...
tohiny
novalian'i xxx ny 17/06/2009 12:12
bazylou
(
17/06/2009 09:26)
satria mandany andro manao izao hetsika mamenatra sy mamorika rehtra izao ao amin'ny ambasady gasy etô paris. Faly koa ianareo ireo manao ady saritaka ohatra ny alika satria hoe miaro ny ara dalana. ...
tohiny
novalian'i essera ny 17/06/2009 10:08
