zahay mpiasan'ny: SEX SHOP sy VIDEUR vs GTT

1. ndaty ( 17/06/2009 11:43)
Resaka bodongerona ny methode ny GTT, talentanay koa io. Tsy amaphafirin'ny tavaratra sy maizina, ary tsigane, amboarinay any @ SEX SHOP sy BOITE DE NUIT ireo GTT ireo

Fa izao, tsy mpanao politika zahay an, fa tsy maintsy omenareo toerana kosa klo vao miasa an, mpamafa trano na gabone , tsy koi, toa 3000 euros ny karama ao @ ambasady

Zay ry HAT , fa tonga dia tongavanay vao maraina any ampandrianany mihintsy ry neny laurence GTT, tonga dia hidianay ao @ gabone-ny, tsy andrasana hankany @ ambassade akory vao ho domina

mavandivandy avao
novalian'i xxx ny 17/06/2009 12:58
2. essera ( 17/06/2009 11:52)
:-D :-D
3. xxx ( 17/06/2009 12:04)
boay kely aty @ tanana lesy zao no mibaiko ny ndatiben'lisany a.De lisany ko amporisihiny hifanjevo ao de ao no raisina.Tena vendrana leity
4. xxx ( 17/06/2009 12:05)
tsy mampihomehy!!
5. xxx ( 17/06/2009 12:09)
TSSSSSSS mpiasan'ny sex shop sy videur pelaka daholo ny an'elah
6. Mirananirina ( 17/06/2009 12:35)
neny laurence GTT, tonga dia hidianay ao @ gabone-ny, tsy andrasana hankany @ ambassade akory vao ho domina

mavandivandy avao

Izay ilay toetra TGV,tsy misy hafa tsy hamono sy hamingavinga olona ;tsy lasa mihitsy.
Tena hita mihitsy ny mahavendrana anareo.
7. essera ( 17/06/2009 12:41)
mirananirina:
Tena hita mihitsy ny mahavendrana anareo.

Fa ny vendrana matetika wa mahalavo ny KARAPILO. Bonnes vacances ééééé.

8. xxx ( 17/06/2009 12:58)
ndaty : raha hiambina ny ambassade dia mety tokoa ilay hevitrao, fa raha hanaradia ilay ministra ny HAT mpiasany sex shop taloha iny dia disoiko satria resaka gode no kapoakany sy nahazoany experience nefa ministera no nomena azy satria nahay nisolelaka t@ TGv kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0479