Tena vrai andrywui ity ! efa herinandro ah zay tsy niditra e

1. andrywui ( 17/06/2009 19:04)
Tsotra fotsiny ny teninay e ! herinandro ah zay tsy teto !!! mazava angamba zay fa mbola misy resaka foana mantsy eto !!

--herinandro andrywui zay tsy niditra teto tsony rahats androany ndray !!
tenindehilahy ny ahy ary tsy miverina ry TIM a!!

-andrywui tsy manketo tsony ha ha ha ha ha !!!


--tapitra
novalian'i general ny 18/06/2009 09:39
2. sitlo ( 17/06/2009 19:30)
n'importe quoi!
3. xxx ( 17/06/2009 19:40)
andrywui:

Tsotra fotsiny ny teninay e ! herinandro ah zay tsy teto !!! mazava angamba zay fa mbola misy resaka foana mantsy eto !!

--herinandro andrywui zay tsy niditra teto tsony rahats androany ndray !!
tenindehilahy ny ahy ary tsy miverina ry TIM a!!

-andrywui tsy manketo tsony ha ha ha ha ha !!!
tsy nahay nanisa andro indray Andrywui zany ?
1. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 13-06-2009 19:52:29
Lohateny : Re : MANAO VELOMA NY OLONA REHETRA ATO AHO FA TSY TE HIDITRA ETO AMIN'NY POLITIKA INTSONY RAHA TSY MADIO LE KILALAO ETO KA TSY MISY ATAO ENJIK'ADALA NY SASANY !! MOA NY SASANY MANDEFA PORNO ETO AVELA IHANY
vao 17 anie isika zao e ! nefa io dinika fanaovam-beloma io t@ 13-06-2009, efa nahatratra herinandro ve zay ? sady efa nanao veloma nefa mbola eto ihany ? ha ha ha ha ha ha

TAPITRA !!!


4. benkintana ( 17/06/2009 19:42)
halloween=dadaben'elah
kalack=mamaben'elah
general=dadan'elah
,
efa mivaha le tary :lol:
5. locl ( 17/06/2009 19:42)
ary toa mbola niditra indray e!

6. benkintana ( 17/06/2009 19:48)
ka izay no lazain-dry cyril hoe efa voadaka tany lery @ io zaza ratsy taiza io de miaritra trefla eto sisa :-D :-D :-D
Aleo koa ataon'ny bandy kilalao eto klé
7. sakaymena ( 17/06/2009 19:53)
ka y andrywui ngeh kambana e zay ny valiny
8. xxx ( 17/06/2009 19:55)
Ary vao mianga lery de repotra sahady ato,
Mipora leisy fa tsisy handaroka eo a,zah ihany é :lol:
9. benkintana ( 17/06/2009 20:17)
efa hoe kilalaon'ny bandy ato lery hoa :-D :-D :-D
10. xxx ( 17/06/2009 20:45)
Tsy tato izany i andrywui herinándro? nefa wuiwui tazako tao amin'ny namana foana nisodisody tsy tafiditra, mampiresaka be hoe tany amin'ny province
11. rakaroka ( 17/06/2009 21:18)
Draiiiiy , dia tonga soa indray Rawiwi a :-* :-* :-* :-*
Shhhhhhhhhh . Manjary tsy misy "manoina ny antson'ny Tim" raha ilaozanao knou :-D :-D :-D Tsapako mba namokovoko ihany i Bazilou sy Essera fa rehefa tsy ianao mihitsy no tadiavin'ny maro eto knou.
'za aloha tsy hoe tonga namana vao ho mavomavo e :-* :-* :-*
12. ravalotgve ( 17/06/2009 21:59)
mbola miverina @ nalohany otran ny kva zao ra wiwi jereo isao fotsiny ny andro tsy maha eo azy

sniff
tchroufff

:^) :^) :^) :^) :^)
13. general ( 18/06/2009 09:39)
Tena vrai andrywui ity !



inona ndray ty hadalàna ataon'ity zaza ity e


ha ha ha !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408