Politika
sakaymena
(
16/06/2009 06:15)
isika vahoaka matetika de oentim-po be fahatany ndray2 fa ny tena marian isika ihany ngeh no sady atao tohatra,tohanaina,fitaovapiadian'reo panao politika ireo.
iza marina ary no tena manapotika an'i...
tohiny
novalian'i halloween ny 16/06/2009 07:34
penguin
(
16/06/2009 05:51)
Efa ela aho no nampahatsiahy fa tsy vizana akory ny Frantsay ary tsy afaka apetraka hilahatra amin'ny Firenena osa dia osa. Ny resaka lazaina kosa dia na lasa alavitra aza ry zareo tsy hain'ireo izay ...
tohiny
novalian'i penguin ny 16/06/2009 10:54
bazylou
(
16/06/2009 04:52)
""Explosion chez Leader Price : une personne est entrée pour déposer l’engin. A sa sortie, la bombe a explosé, projetant plusieurs clous autour de la déflagration principale. - 15/06/0920h30Une ...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2009 10:59
essera
(
16/06/2009 04:44)
Tadidio ilay resaka fa i Andrywui nafaran'i Dada hanao vacances any aminy....
tohiny
novalian'i essera ny 16/06/2009 13:39
benkintana
(
16/06/2009 04:24)
Lany tao @ fanisana andro i andrywui dia zao mampiady foko zao sisa no mba hany hery hainy hatao
Zavatra tsy han'elah anefa fa tsy mandaitra zany na hivovoh mafy ao elah aza
Zany foana no antaon'ire...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2009 14:20
halloween
(
16/06/2009 03:43)
mivazavaza ny very seza fa matahotra ny fiverenan'i lé8 ny TGV, ny tsy takatry ny lohan'ny mpiondana anefa d ny resaka mandeha any ambony any na d efa nolazain'i Ndafy ihany aza fa misy fikasana hand...
tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2009 17:41
Noue
(
15/06/2009 19:35)
mahagaga ihany manko fa tena tora-kovitra anie rajoelina eee ! aiza ve ka hatramy vao naheno fotsiny izy oe ho avy i Lalao Ravalomanana avy dia naka peécautions faran'zay henjana !! alefa any moronda...
tohiny
novalian'i halloween ny 16/06/2009 05:50
bazylou
(
15/06/2009 14:37)
Lalao Ravalomanana à Antananarivo
15-06-2009| Écrit par nr et rc
La question s’est posée avec persistance depuis quelques jours. Les militants ainsi que les partisans du chef de l’Eta...
tohiny
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 22:20
bazylou
(
15/06/2009 14:02)
teo ary nafahany nijanona teo 7 taona??, tsy lazaina fotsiny ireny halatra etsy sy eroa ireny tamin'ny fifidianana!! tsy misy Malagasy afaka milaza an'iny hoe ara dalana iny!! saingy ny merina no mil...
tohiny
novalian'i reeves ny 16/06/2009 11:32
essera
(
15/06/2009 13:43)
Maninona moa ry zalah raha ovaina hoe TOPMADA ity site ity. D mba miavaka tsara i Noue, Penguin, Ifiona, cyril, Mirananirina. I Hery no atao Redacteur en chef. Efa gôdraka be izy ao fa tsy mahavoaka ...
tohiny
novalian'i hery ny 16/06/2009 07:27
xxx
(
15/06/2009 12:57)
Ny GTT dia taranaka colabo na colabo mbola velona fa ny nify sisa tavela.
Nefa izao toa mimenomenona hoe tsy tia ny frantsay nandray azy. Ny frantsay ihany koa no mamelona ny vady aman-janany ary koa...
tohiny
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 21:22
general
(
15/06/2009 12:47)
De ny sainan'ny Italianina ve no maha fiere anao ka apetaka eo amin'ny numero anao? sao de manivaiva le fiandrianana malagasy sy ny mahaizy azy ny serasera io fanindrahindrana ny sainan'ny firenena ha...
tohiny
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 22:13
Noue
(
15/06/2009 11:40)
(miala tsiny fa nindramiko tany ambadika tany izy ity satria tena nahalasa saina mafy ahy ka asa oe mba ahoana ny fahitanareo azy ???
[size=70][color=brown][b]- Pourquoi le retour de Ravalomanana v...
tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2009 06:31
penguin
(
15/06/2009 10:48)
Tsy olona lanim-bahoaka i andry tgvendrana noho izany tsy afaka mijoro ho mahalala ny hetahetam-bahoaka manontolo. Ny manao "Mada Raid" ary mitarika ny vahoaka tsy hiray hina fa hifanenjika no himasoa...
tohiny
novalian'i penguin ny 16/06/2009 14:11
sakaymena
(
15/06/2009 08:37)
rah azo atao de tokony ho foanana na hapidirina @ lalana manakery am tany sy ny fanjakana malagasy ty fizarana na fanomezana tapa-mofo oentina hividianana ny safidy ny vahoaka ity @zay de ho hita eo t...
tohiny
novalian'i sakaymena ny 15/06/2009 20:45
Noue
(
15/06/2009 06:54)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D dia any Menabe Morondava no mitaraina :-D :-D :-D [b]Il promet 20 tonnes de riz à revendre à un prix d’Ar 500 le kilo, 2 500 litres d’huile.[/b]
[b]Andry ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 21:44
ngahypasy
(
14/06/2009 21:43)
Mnatona ahy ianao anaka ,dia aoka ny ratsy retra ho lasa lasa any :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 21:07
cyril
(
14/06/2009 15:36)
Politika an'i andrywui
Ary elah leity toa nikotaba be omaly nefa mbola tsy teo akory i penguin sy pikatti
Rediredy zany an ,de manao izay ho afany tokoa fa de nihomezan'olona teto fotsiny
Andraso...
tohiny
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 20:56
Rajakoo
(
14/06/2009 15:27)
Tadiavin-dry zalahy avoka daholo ny gadralava ny 26 Jiona ho avy izao
Voapotitra zany ny TGV satria io no bouclier sy monnaie de change dry zalahy mba tsy hikotabain-dry MAGRO isany,diso paika...
tohiny
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 21:03
xxx
(
14/06/2009 15:21)
Efa manatona ny 26 jiona fa tsisy fifanarahana azo niraisana ny momban'ny atao rehetra,porofo izany fa ny mpitondra dia tsy miraharaha ny fahaleovan-tena intsony...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/06/2009 20:15
