Politika

hery ( 14/06/2009 08:58)
Maninona moa no tokony tsy hanangana saina eny an-davarangana amin'ny 26 jiona? Tsotra ny valiny. Satria tsy AFAKA indray ny Malagasy. Satria niverina ho zana-tany indray, ary tsy mba hoe zanatanin'ol... tohiny
novalian'i Noue ny 15/06/2009 19:29
bazylou ( 14/06/2009 08:43)
amin'ny sezany ?? satria nanota fady izy sy nangalatra izy. :wink: :wink: :wink: ... tohiny
novalian'i booboo ny 15/06/2009 09:55
TEGEVE ( 14/06/2009 07:27)
Anaka isany Izaho aloha de tsy mahalala intsony ny zava-misy mahazo ny vahoaka Malagasy na voky na noana na mijaly na finaritra, Ny fantako de zao tsisy manaiky ahy izao ny ato @ foibe,ry zareo ca... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/06/2009 14:59
pikatti ( 14/06/2009 07:22)
Vitan'i andrywui ny manendrikendrika ny vady aman-janany sy ny mamabeny sy ny dadabeny nampiasa nyn ordinateur(IP) tao an-tranony de nanaops " general"fa i lery hono tany @ province de portable no nam... tohiny
novalian'i pikatti ny 14/06/2009 14:54
bazylou ( 13/06/2009 19:33)
raha tianao i MAda. FA raha tianao ny ho andevon'i le8 sy ny nofinofiny dia adabohy ny saina fa saina usa, sy maizina apotra satria izany no tian'ireo milaza azy ho mpanaradalana. :wink: :wink: ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/06/2009 19:28
diamondra27 ( 13/06/2009 18:54)
Somary hivoaka kely ny resaka politika gasy isika fa hitodika kely ho any am be kintana. Toa hoe 64% hoe ny pourcentage-ny am fankasitrahana azy eo am fitondrana am peuple amerikana nandritra zay nah... tohiny
andrywui ( 13/06/2009 17:50)
RAHA TSY NILAMINA TAMIN'I GENERAL IANAO MANINONA ARY TSY NY PS NY NO NESORINA FA TSY NY IP NAY ATO ATRANO !! SAMY HAFA PS ZAHAY FA IRAY IP !! Tsy olana fa rehefa tsy tianao ho eto intsony ny tenan... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2009 07:47
xxx ( 13/06/2009 16:33)
Tsy aleo ve mba manala kely sy manaraka film ! (l) (l) ao @ sokajy " fitiavana " dia misy film milaibe dia manasa nareo mpilalao politika aloha hanalana azy kely fa tena manja ny ao an! sady be kil b... tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2009 18:36
andrywui ( 13/06/2009 14:22)
MANAO AHONA DAHOLO ISIKA NA TIM NA TGV !!! --Efa betsaka angamba isika no naheno ny vaovao momba anay !! misaotra ho anireo izay nandefa mesazy nanotany !!! --ho lazaina eto ny marina rehetra !... tohiny
novalian'i xxx ny 15/06/2009 11:38
bazylou ( 13/06/2009 13:34)
Ataovy izay ataonareo ,na maty any iareo jiaby dis tsy misy olana izany fa ny fiainanay mandeha ihany. Ianareo ve no nahazo tombony tamin,ile8 dia izahay andeha amono tena ny @famerenana azy @ toeran... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/06/2009 19:21
essera ( 13/06/2009 09:54)
Maninona any amin'ny mail perso misy hafatra avy amin'ny Admin tonga mi-guider ahy ho an'ny amin serasera.org (hafatra voaray) nefa dia vide ny boîte de réception-ko ao. Sa ny [u]30 mn[/u] ve iza... tohiny
novalian'i sakaymena ny 13/06/2009 20:21
ravatorano ( 13/06/2009 08:59)
ankalazaina mafy mihitsy izany izao io resaka io ary namerina izany ny lehiben'ireo tafika minisitra cemgam (AM-ZP) raha nanolotra ny fehikevitra lalnin-dry zareo tamin' iny fikaonan-doham-pirenen'ny ... tohiny
essera ( 13/06/2009 07:57)
Aiza ny akamanay raHery fa sao d vonovonoinareo any am mangingina any. Raha tena légaliste s démocrate tokoa ianareo d avelao hiteny malalaka eto ny namanay rehetra. RaOay izao tsy heno tampoka izan... tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 09:55
bazylou ( 13/06/2009 07:17)
« Deba », Ravalo, Tantely et Pierrot exclus d’office ! « Aucune mouvance ne peut prendre de décision politique unilatérale. Aucune mouvance ne peut prétendre assurer à elle seule,... tohiny
novalian'i bazylou ny 13/06/2009 13:06
essera ( 13/06/2009 05:40)
Sali daholo ny akama mpisera rehetra : Ny vendredi magnifique teto am tanana moa izany d ny invité de zoma tao am TV+ nanasana an'i Fetison. Tena nieritreritra i Fetison omaly hoe hanao koro mazi... tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 10:09
halloween ( 13/06/2009 04:12)
Aza sakantsakanana izahay raHery fa avelao hiainga. ... tohiny
novalian'i essera ny 15/06/2009 08:29
bazylou ( 12/06/2009 21:40)
Fa mba niseho masoandro hono ireto LALIMANGA androany ka vao tratran'ny flytox teny an-dalana dia hiverina hifoka parfume eny @ parfume-GRO indray rahampitso. :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 05:52
sakaymena ( 12/06/2009 21:29)
vahao izy ty rahery f aza apianao ndray hono ny hidym baravaran ny vahaolana politika ... tohiny
novalian'i essera ny 13/06/2009 07:47
bazylou ( 12/06/2009 21:22)
Mahay mandahatra tokoa izy e!! indrisy fa aleo fandaharana ihany izany satria mpanompo adala ireny, ary tanala very sampy . Tsy nisy avaly i Onitiana raha ny faramparany hitako teo. Saingy izao, ts... tohiny
novalian'i halloween ny 13/06/2009 05:55
fijo ( 12/06/2009 20:20)
tgv
efa manomboka mitambatra miady sy manohitra ny tgv sy hat izao ny antoko politika misy hery rehetra.tim,ratsiraka,zafy. izany hoe ny hat ihany no mitady ny hampahalemy azy.ary rehefa izay no hitran... tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 21:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7289