Politika

hery ( 17/06/2009 08:28)
Vao maraina androany dia tonga tao amin'ny ambassade ny CAPSAT. Raikitra ny alerta dia nitontona tao koa ny GTT dia nangataka andry zareo hivoaka. Niakatra nefa ny CAPSAT (efa fombany io) dia avy hatr... tohiny
novalian'i booboo ny 18/06/2009 17:46
xxx ( 17/06/2009 08:27)
Dia ity indray ny vaovao vao maraina ry mpiara-mitolona. Potika tanteraka ny capsat nalefa tao @ ambassade. Tsy hay hoe ahoana fa dia efa tao @ ambassade ireo miaramila nalefa avy any dago io mara... tohiny
novalian'i rohy ny 17/06/2009 12:42
essera ( 17/06/2009 07:47)
Iza no naheno ilay fanentanana tao am Magro omaly. Nizesta indray fa nantsoin'ny Frantsay nilazana hoe tsy visite officielle no nandehanan'i Andry tany France farany. Tena efa mipôrna mihitsy ny lé... tohiny
novalian'i essera ny 17/06/2009 08:07
sakaymena ( 17/06/2009 06:19)
satria miafina ao ambadiky ny xxx mba ampisehoana ny toetran'alika notovoziny tany antranony ary io no sefon'ny pandroba sy panakorontana fa tarafiny xxx oentiny fa tsy an'asa ka koa tsis hatao de sas... tohiny
andrywui ( 17/06/2009 02:38)
samymahalala an'io hira io angamba rah mbola malagasy teraka sy lehibe tany dago an! hatreto zany d petsa elah ry mpaminany sandoka, d mitenena ndray elah zavatra hafa fa na tsy mandeha eto tsony aza ... tohiny
Noue ( 16/06/2009 20:32)
dia variana ihany aho oe ho tonga eto Paris rajoelina haka de gré ou de force ny ambasady eto Paris . Nefa anie la frantsa est un État de droit eee! nga io azo hanaovana zay danin'ny kibony tahakiza... tohiny
novalian'i rohy ny 17/06/2009 13:36
sakaymena ( 16/06/2009 18:23)
aza varina mifanilika eto isika fa isika rehetra diniho tsara ngeh rah tsy mitovy @ ataony R8 sy tgv ny ataontsika rehetra eto e?????????MAHAMENATR'OUL RY RETO AH marina moo hoy ah hoe OMEO NY VAHA O... tohiny
xxx ( 16/06/2009 17:51)
hoy i wui wui, za lesy zanaka général a, de mitovy aminy le olona iray izay raha nanotanian hoe inona ny asanao? de hoy izy hoe vadin-drasazy, de tsisy hafa aminy voalazany wui wui, hanotaniana hoe ... tohiny
ndaty ( 16/06/2009 16:02)
Tonga eto madagasikara hono iLALAO, [u][b]ary ny TIM no milaza an'io.[/b][/u] Et ça ne m'etonne pas de RAVALO Fa tsy vano sy be hakeo mihintsy ty RAVALOMANAN TY: 1-Nataony SORONA NY OSY t@... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 17/06/2009 06:55
tsiafoi1 ( 16/06/2009 14:42)
Te hiditra ho actrice principale mafy Mme La Frantsa, ka atao daolo ny montage na scénarios samihafa. Aoka ho mailo ny légalistes ka tsy ho tratran'ny vela-pandrika fa ny tanjon'ny Mme Frantsa dia n... tohiny
penguin ( 16/06/2009 13:37)
Hahaha, Aza miala fa tsy maintsy esorina ny tgvendrana natosiky ny CAPSAT na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana. Milaza i LéPety fa manome lesona ratsy raha afahana daholo ny meloka ara-pol... tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2009 15:22
essera ( 16/06/2009 13:29)
Ireto izany a zavatra tsikaritro hatry ny ela : - [b][u]TI[/u][/b]a [u][b]M[/b] [/u]anao sinema ny mpiondana. - [b][u]TI[/u][/b]a [u][b]M[/b][/u]anao Ramapalaelo. - [b][u]TI[/u][/b]a [u][b]M[/b][/u... tohiny
Bazily ( 16/06/2009 13:06)
Voan'ny daka be koa Sarkozy klé!!! [quote]La cérémonie a été précédée d'un bref incident lorsque la France a été prise à partie à l'arrivée au palais de Nicolas Sarkozy, auquel plusieurs... tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2009 15:27
ndaty ( 16/06/2009 11:57)
Ny explosion ny bombe artisanale tao Taanjombato (Leader Price ) dia mazava fa ny Tim no ao ambadika, en tout cas responsable direct ou indirect: -Satria raha sasana lava ny lohan'ny olona hoe: Ny... tohiny
essera ( 16/06/2009 10:59)
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=27226 fa iza no tsy tia Frantsay, iza ? Tonga d fantatrareo wé izay tsy eto an-toerana ny Dadany.... tohiny
novalian'i Noue ny 16/06/2009 15:30
penguin ( 16/06/2009 10:48)
Nenjehina ny fitondrana teo aloha raha nametraka fepetra tamin'ny fivarotana fanamiana mitovy loko amin'ny mpitandro ny filaminana (polisy, zandary, miaramila) ary nolazaina fa misakana ny sasany tsy ... tohiny
novalian'i xxx ny 16/06/2009 22:29
bazylou ( 16/06/2009 10:11)
loooolll, nefa hono tsy tia frantsay!!! looool ""11h00Beaucoup de malgaches se ruent vers le service du passeport à Anosy. Après avoir été victime de chômage technique, ils cherchent refuge à... tohiny
novalian'i rodro ny 17/06/2009 12:06
xxx ( 16/06/2009 08:54)
hatreny hampandevenana an'i omar bongo dia voalaza fa hoany gabon i ra8 sy tgv,tsy misy intsony ity fahamenarana sy ady seza ity ,voalaza mantsy fa misy place iray hoazy mianaka ka dia hifampiapofo iz... tohiny
hery ( 16/06/2009 08:22)
Ok, tsy tena resaka politika ity fa sady resaka vazivazy ihany. Noho ny resaka nataon'i 'general' teto sy tany amiko manokana dia nosakanana ny IP-ny (izy mihitsy moa no nangataka hoe sakano raha mety... tohiny
BlackGasy ( 16/06/2009 07:05)
Hatramin'ny 1960 izany hoe 49 taona aty aoriana iza no sahy milaza fa tena firenena mahaleotena marina i Madagasikara, ny hany tsapako hatramin'izay ka hatramin'izao dia fahaleovantena an-taratasy fot... tohiny
novalian'i rodro ny 17/06/2009 20:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2241