TIM: Terrorism In Madagascar

1. ndaty ( 16/06/2009 11:57)
Ny explosion ny bombe artisanale tao Taanjombato (Leader Price ) dia mazava fa ny Tim no ao ambadika, en tout cas responsable direct ou indirect:

-Satria raha sasana lava ny lohan'ny olona hoe: Ny frantsay no manangona harena eto, à gauche à droite dia:

1)Na haniraka olo ny TIM hanao ny operation terrorisme,mba hiala'ny Frantsay
2)na hisy olon-Tsotra adala ka hoentim-po hanao izany (Mbola ny TIM ihany no responsable etoa satria sasana ny lohan'ny Gasy hoe : Ny Frantsay no Mechant, fa ny sinoa , ny karana, ny comorien, ny etc tia antsika nohon'ny masontsika tsara, sy ny vodintsika henjana tsara....

mba eretrereto ry zalahy,,

io resaka adimpoko afafinareo, ny anaran'ny olo sy ny fiakavian'ny CAPSAT io koa, ny adiresiny, laha misy adin'ny samy malagasy, de ny TIM no ho responsable... ary i HERY serasera mana anddraikitra amin'nizany kea, satria tsy mamafa ireny adiresin'olo sy ny anara'ny zanany sy ny etc... afafy eto ireny

responsable ny impact ny zavatra teneniny sy soratany ny rehetra
2. xxx ( 16/06/2009 12:01)
mety ho tim mety tsy ho tim koa anefa fa angaha raha milaza tsy ho tia frantsay ny tim sasany dia hoe TSY MAINTSY tim no nanao an'iny, @ zazakely no handairan'izany lojika zany saingy efa hay loatra ny fikan'ny HAT handotoana ny tolona masina zay atao @ zao fotoana zao! ny kely saina ihany no voarebireby @ zany
3. ndaty ( 16/06/2009 12:17)
mety ho marina ny anao,

Mais le TIM ont creé un atmosphère , et un sentiment anti-vazaha , et que la manipulation de l'opinion publique est telle, qu'au final , le passage à l'acte semble evident pour n'importe quel esprit faible.
4. xxx ( 16/06/2009 12:33)
le olona ary mbola tsy tratra kou tim ny anadahindrenle ndaty be ty, badamena anao! :-D :-D
5. xxx ( 16/06/2009 12:49)
Iha aza koahy ndaty le mivolambola fahatany avao ny fankahalanao ambaniandro io le lako loatse nefa iha le mana amato koso volo avao, lafa misafosafo lohany malama iny iha le halinonao fankahalana io, zaho aloha zanaky tulear fe tsy mankahala olo ,mba nanavotse ny taniko avao aza koahy nahoda iny surtout lalana mbaminay mbao, le vitan' ny nahoda soa bibiky, eny lahy ty aminao fa ka atao mare tsy ho iha avao ro tapaky lalandio koahy :-*
6. poussssy ( 16/06/2009 13:04)
Io indray dia samy mandefa izay interprétation tiany rey olona a. Rehefa tianao hoe mainty ny zavatra iray dia mainty iny aminao na dia mavo aza no fahitan'ny sasany azy. SAMIA MAHATANTY E.
7. xxx ( 16/06/2009 13:12)
ka tsy interprétation ntsony zao no ilaina fa preuve, ary tsy preuve mitongilana na foronina fa ny tena zava nisy no mila fantarina.
8. xxx ( 16/06/2009 13:19)
eny marina ny anao koay,fa misy koa ty marina :dia ny tim ihany izao no tsy misakafo sa ny olo jiaby ?izay ihinanana sy hilaminana no tadiavo fa resakin'ny may volo-tratra izany!ary ny tsy miasa?izahay 'zao mitady raha misy any!
9. essera ( 16/06/2009 13:31)
Na iodina havia ny tim na hiodina havanana MAZAVA NOIR SUR BLANC fa te hanao acte de terrorisme fa efa manomboka mankaleo ny mandany andro ao am MAGRO.
10. tsiafoi1 ( 16/06/2009 14:26)

Karaha Vatolampy osoran-tay izy io, mandalo ny riaka vao maika mangirana, mifofo ny rivotra vao, izy tsy mihontsona
11. xxx ( 16/06/2009 15:07)
Fa gaigy ty raha atoy io zalahy, nao koahy ndaty nanaia iha teo iny?? valionao rehak' olo io zanadahy
12. ravalotgve ( 16/06/2009 15:07)
T ay Inona Marina moa izany zavtra mipoaka izany

sniff
tchroufff

bomba atsy bomba aroa

refavieo tsimaintsy manisy detektera vao mipetraka ao angabone sao mipoaka ao

13. ravalotgve ( 16/06/2009 15:12)
T ay Inona Marina moa izany zavtra mipoaka izany

sniff
tchroufff

bomba atsy bomba aroa

refavieo tsimaintsy manisy detektera vao mipetraka ao angabone sao mipoaka ao

14. Noue ( 16/06/2009 15:28)
zay ny olana oa eee !! raha vao misy degany ataon'ny hat dia ny hafa foana no lazaina fa manao azy :evil: :evil: :evil:
15. ndaty ( 16/06/2009 15:51)
ambilay moa korana ndreky fijo-nareo ay.
Hainareo moa manipulation psychologique zegny izy izao ty.

Anao kony tsy mila manano acte terrorisme direct ay! koragna indirect fô:

Fotony, mi-creer atmosphère de haine contre les vazaha anao, boaka eo , à son paroxysme-ny le sentiment de xenophobie

Misy @ ty gege manao an'i le acte,

on parle de la responsabilité direct, ou indirect, mais responsabilité quand méme

manahake olo mi-manipuler aja (zaza)io, ka lasa manao raty le ajaja, tsy le aja no nanao raty, fale babany na nenene ro raty, ni-exploiter ny faiblesse-ny

mavandivandy avao
16. xxx ( 16/06/2009 16:32)
qui est le plus terroriste? le pays(france) qui a organisé un coup d'état ou TIm qui demande le retour de la legalité?
17. ndaty ( 16/06/2009 17:30)
qui est le plus terroriste? le pays(france) qui a organisé un coup d'état ou TIm qui demande le retour de la legalité?


arréte tes conneries banane, on parle de l'explosion d'une bombe artisanale.

maintenant , ta legalité tu la mets là où je pense .

tu sais que MUGABE zimbabw est president , elu legalement depuis 1980
tu sais que bouteflika algerie est elu il ya 3 mois legalement au 1er tour à 95%

alors ta legalité, mavandivandy avao.....
18. xxx ( 16/06/2009 17:40)
Ndaty boka aia koahy iha toy nahoda??iha tjrs manibatiba olo avao koahy, iha roa mavandivandy avao
19. ravatorano ( 17/06/2009 05:41)
io zany miankina amin'ny fijery sy fiondanan'ny olona iray ary mazava be izany satria raha ny mpirev ra8 zao d milaza fa entina hanasoketana azy ny filazana fa zareo no ati-doha mikotrika an'iny ary laviny izany sady manameloka an'ireny fihetsiakireny ry zareo !
toy izany koa ny andaniny satria azo atao tsara ange ny manao an'ireny sady fomba fiady ireny.Iza no tsy mahalala fa ny grande surface eto amin'ny tanan dia efa misy circuit de securité efa raitra tokoa ary dia hita sy voatana ao avokoa ny miseho sy mandalo rehetra manomboka ny ivohan'ny tsena ka mandrapikatony.Zany hoe azo lazaina ve fa mety olona tsy mirevy tim koa ireny ka manararaotra izao savorovoro izao mba entina handetehana azy reo.
Reefa azo zalahy iny dia ho hita eo ny valiny fa hatramini'zeao aloha dia samia mahay milaza hoe tim na tsy tim iny na koa hoe mùety ho tgv ihany koa ?
Ny fanadihadiana izay sahanin'ny zandary tarihin'ny kolonely ravalomanana no ho hahenotsika ny valiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0811