Andrio hilika fa tsy maintsy esorina ny TGVendrana
1. penguin
(
16/06/2009 13:37)
Hahaha, Aza miala fa tsy maintsy esorina ny tgvendrana natosiky ny CAPSAT na amin'ny fomba ahoana na amin'ny fomba ahoana. Milaza i LéPety fa manome lesona ratsy raha afahana daholo ny meloka ara-politika rehetra nefa ny nataon'ny tgvendrana no tena loza sy lesona ratsy. Ampidiro faingana ny miaralamila mpampandry tany fa ho avy any izahay handray basy mihintsy hanala ny tgvendrana =)) =)) =))
répondu par Noue le 16/06/2009 15:22
2. karavasy
(
16/06/2009 13:39)
Marin'izany rilay fa esorina ary atao mahamay reo. Hatraty mba hanala ary efa vonona daholo ny tary leobe amin'ireto capsat tgvendrana ireto
3. penguin
(
16/06/2009 14:05)
Amin'izao dia lany andro manao "Politique de Relance Economique" ny fanjakana tgvendrana ary izy indray no sahalan'ny voa mafy tamin'iny krizy politikany iny. Ny Savonerie Tropicale moa dia tsy menatra ny manao "Etat des Lieux" ny fahavoazan'ny orin'asa ka ry zalahy nanejika ny "Exonération" indray no misisika ny hanao izany ankehitriny. Ka rehefa elah tgvendrana izany vé dia mety sa ahoana indray koa ? Mbola sisika moa io ary mahazo manantona ny Ministeran'ny Toakarena izay milaza izany ho diso na manontany ny fikambanam-ben'ny Indostria Malagasy izay tarihin'ny tarika Ramaroson. Tsy maintsy esorina ny tgvendrana satria mpanimba zavatra. Andrio hilika ary esory faingana ny tgvendrana.
4. tsiafoi1
(
16/06/2009 15:02)
Politique de relance économique, promesse atsy sy eroa (asondrotra ny karama e, 10% de remise Jirama e), vahana ny olan'ny la douane, vahana ny olan'ny élèves médecines, mada raid manginy fotsiny sns...... = ireny no atao hoe extincteur... SAUVE QUI PEUT!!!! Fa ny AFOM-PITIAVAN-TANINDRAZANA EFA MANOMBOKA MIJOALAJOALA, ze tratra farany eo no KILA FOREHITRA
5. Noue
(
16/06/2009 15:22)
ny olana anie dia io lainga hafafiny tsisy farany io eee !!! tena ny mahatsara azy oa dia halana teo fa ampy zay eee :^) :^) :^) :^) :^)
