nitsoaka aty france daholo ny gasy !!!
1. bazylou
(
16/06/2009 10:11)
loooolll,
nefa hono tsy tia frantsay!!! looool
""11h00Beaucoup de malgaches se ruent vers le service du passeport à Anosy. Après avoir été victime de chômage technique, ils cherchent refuge à l’étranger. - 16/06/09""" hoy orange md :-D :-D

novalian'i rodro ny 17/06/2009 12:06
2. Mirananirina
(
16/06/2009 10:19)
Fa iza ry bazylou no tsy tia frantsay an???????
Aleo ho avy aty daholo ny gasy fa mijaly loatra any.

3. hery
(
16/06/2009 10:21)
oudry...
1. Fa angaha étranger = france? Borné indray bazylou eto :-)
2. Inona no antony hitsoahany? Satria tsy mamely ny TGV... manamafy an'izany koa i bazylou eto...
Mba mianara hoa politika fa tsy ampy stratézia mihitsy.

4. Noue
(
16/06/2009 10:36)
sady tsy hitako zay hijanonana any raha toa ka zao fihetsy ny hat zao no hihainana any ! jereo fotsiny fa t@ 5 maraina dia nisambotra olona indray ry zareo !! atao inona ??? dia zao barbarisme sy fanenjehana lava zao ve no mba fiaianana ?? aiza re zany ry bazylou eee !! sa hiandry ny promesse d'ivrogne an'i tgv oe hisy ny vary sy menaka hiainana mandrakizay ?? :^) :^) :^) :^)
5. xxx
(
16/06/2009 12:05)
Tongava aty ry reto a! eto france io.
Aty ange feno GTT e! Gasy Tia Tanindrazana io, nefa tsy tia frantsay. Ny tanindrazana no tiany koa any amin'ny tany tsy tiany izy no mipetraka sy mimenomenona ohatry ny loha-tapaka. Tandremo fa kely sisa dia tsy hisy intsony ny nifin'ny bebean'ny sasany noho io toetra tsy mendrika io.
MODIA raha tena tia tanindrazana ianareo. MODIA. Olona sahy mamohy ny ainy ho an'ny tanindrazana no tena atao hoe tia an'azy. Modia ry reto a! Arovy ny taninao.

6. xxx
(
16/06/2009 12:28)
xxx:

Aza mifanome morale fa samia manao izay reviny ! OK
7. Bazily
(
16/06/2009 13:13)
ils cherchent refuge à l’étrangerTsy hitako hoe nisy nilaza fa hitady kandra any Frantsa ry zareo fa any ivelany. Hay moa tsy azo lazaina fa tany andafy raha tsy mandalo an'i Frantsa ko. Mba henjana koa zany.
Malahelo Bazy-loup fa hitombo ny Gasy hiary harena any ivelany. Aleony mijaly fadiranovana eto Dago ihany toy izay mba mitady ny harapaka any. Nefa mety misy fianakam's lery ao a! :-D
8. xxx
(
16/06/2009 13:54)
Aleo ve mijanona eto @tany ts'isy ahitra,dé ahoana f'efa may ny tanànà.Tiko ny taniko fa ny hafa koa ankafiziko.Fa tony ve olona ahoana é!izay misy sakafo ihany!Ary ny rano?tsy adala ny ireo olona mifindrafindra toerana @fitadiavana.ny ferina mody ihany no ao antsainy!tsy tiany izany ny taniny?mijanona ao fa tia tanindrazana dia diodiovy ny tokotani_pasana.
9. xxx
(
16/06/2009 20:39)
xxx:
Tongava aty ry reto a! eto france io.
Aty ange feno GTT e! Gasy Tia Tanindrazana io, nefa tsy tia frantsay. Ny tanindrazana no tiany koa any amin'ny tany tsy tiany izy no mipetraka sy mimenomenona ohatry ny loha-tapaka. Tandremo fa kely sisa dia tsy hisy intsony ny nifin'ny bebean'ny sasany noho io toetra tsy mendrika io.
MODIA raha tena tia tanindrazana ianareo. MODIA. Olona sahy mamohy ny ainy ho an'ny tanindrazana no tena atao hoe tia an'azy. Modia ry reto a! Arovy ny taninao.
Anjemantsôô !! aiza no haleha ? havia havanana aoriana ,anoloana ambony ambany ny tanàna !! toroy làlana ny malagasy é !! aza mifadainga tsony .... !!!!
:{ :{
10. ravalotgve
(
16/06/2009 22:40)
alefa any france i madagasikara raha izao no mitohy
ny etsy bbekiraro no alefa aloha
sniff
tchrouffff
:^) :^) :^) :^)
ny etsy bbekiraro no alefa aloha
sniff
tchrouffff
:^) :^) :^) :^)
11. rodro
(
17/06/2009 12:06)
ka zay ve no nahatogna anizareo nivarotsa ny tanindrazatsika malagasy
hoe hiverina amilafiratsa ve isika :-D :-D :-D :-D :-D
ataony kozy mamovoka ao :cry: :cry: