Politika
Noue
(
12/06/2009 18:53)
Asa raha tadidinareo ireny halatra rehetra nataon'i Alain Ramaroson ireny ?? ilay lzaina fa « Cellule tactique » ?? Lazaina fa perquisition nefa dia halatra vary raraka no nanaovana ny olona !
...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 21:17
sakaymena
(
12/06/2009 18:25)
rah ho lany andro hifanilika eto isika mianakavy tsy aleo mandany andro midinika zay tokony hatao fa vonjy rano vaky zao mahazo antsika malagasy tsy vaky volo zao fa aza mandany andro mifanebaka mifan...
tohiny
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 21:34
nalison
(
12/06/2009 17:34)
raha nahatsikaritra itsika tato ato ny fanendrena olona ho eo amin'ny toerana ara politika ao amin'ny hat dia olona toa tsy capable ny 2/3 .fa rehefa hoe nitolona tgv dia omena toerana daholo.
hoenti...
tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2009 05:18
bazylou
(
12/06/2009 16:49)
MBOLA NANAKARAMA ANDIA-JANTOVO NANAKOROTANA TAO ANATY SALLE !!!! IRENY HITANAREO NOSIHANAN'NY OLONA SY NOTEZERAN'I RAOUL TEO @ DEVANT-GAUCHE NY SCENE IRENY; REHEFA NENTIN'NY SERVICE DE SECURITE NY LA...
tohiny
novalian'i bibilax ny 12/06/2009 22:10
bazylou
(
12/06/2009 16:22)
fa olona tsy misy papsa daholo sady kalndy e!! ze ambasady kely io ve rangahy no mba hizestiavanareoa minay kleee!!! andao ho eny mahamasina fa eny malalaka e!! tsy sahya kory ry gtt!! ny baolina ane...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:41
xxx
(
12/06/2009 16:17)
Fa miseho an'azy hoe inona koa ireto afrikana ireto e. Tsy ny zavatra misy ao amin'azy sy ny vahoakan'ny no karakarainy raha tena henjana izy. Dictateur mianakavy tenisany. Ataoko fa tany mahaleo-tena...
tohiny
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 21:14
locl
(
12/06/2009 15:49)
Bazylou, andrywi, essera, ary ireo forongona TGV fa naninona kay nareo no tsy tonga nanampy ireny miaramila tao @ ambassade ireny e!
Izao zao ny namanareo miverina maina mody any Dago dia inona indr...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:03
xxx
(
12/06/2009 14:42)
Marina ve hoe mihidy hatramin'ny 22 juin ny ambassade gasy paris?????
Nisy zavatra nampanamboariko tao mantsy (maika) dia amin'ny herinandro zah no tokony haka ilay izy.
Misatra mialoha....
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:51
mibalika
(
12/06/2009 14:40)
mijery ireto andiana miaramila mitondra basy sy casque"tsara tarehy " aho d mahatsiaro ny hiran'ny Mahaleo,
d lasa ny saiko ary raha tsy mitondra ireny basy reny v ianareo d sahy hizesta toa izao?
M...
tohiny
novalian'i sakaymena ny 12/06/2009 20:50
Bazily
(
12/06/2009 13:42)
Tsy iraisako atidoha @ TIM kosa aloha raha ady no ketrehina fa tsy fitakiana ny ara-dalàna e! Ao amin'ny site-TIM ao misy resaka mandreraka be ndraindray fa toa fanomankomana ady, vono sns no hita ao...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:57
essera
(
12/06/2009 13:40)
Tena sur ve Rahery fa site tsy miandany ity ?...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 14/06/2009 04:11
bazylou
(
12/06/2009 13:04)
Madagascar : il y a une justice, tout de méme
N’en déplaise à ces fameux GTT et leurs coups fumeux, Marc Ravalomanana vient d’étre condamné par contumace à quatre ans de prison plus 70 m...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 14:21
halloween
(
12/06/2009 12:54)
Zany raha nisy resaka tao am dinika teny am Carlton intsony ny momba an'i Dada. Miova fijery am zay reto a, akoho maniry nify no andrasantsika rah izao no fandehany....
tohiny
novalian'i xxx ny 13/06/2009 05:03
ifiona
(
12/06/2009 12:42)
efa nanomboka omaly no tsy dia be mpandray anjara!
aiza dahol ooooo...
tohiny
novalian'i Noue ny 12/06/2009 14:32
nyonja
(
12/06/2009 11:41)
Matahotra fifidianana i TGV de atao avokoa ny fika rehetra tsy hahafahan-dravalo milatsaka sy miverina. Aona toko mo izy no tsy hitady ny fika rehetra koa jereo ireny olona bobaka be milahatra an-da...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 12/06/2009 20:46
xxx
(
12/06/2009 09:24)
mitsangna ka masahia ry zatovo
http://www.youtube.com/watch?v=QRhg-Ioik8c
mahereza tohizo ny tolona efa kely sisa ...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/06/2009 04:53
Noue
(
12/06/2009 05:48)
efa nisy dinika nataoko teto oe [b]manomboka miseho ny tsy fankasitrahan'ny , miaramila sns ??[/b]
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a2f8ce87aef5
dia mba henoy kely ity voala...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:25
penguin
(
12/06/2009 05:43)
Malahelo mafy mihintsy ry tia tena tgvendrana satria mijoro daholo ny ankolafiny maro ary manaiky fa samy namono olona sy nahavita ratsy koa ahoana no misy omena Amnistie ary misy tsy izy ? Miezaka ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:15
ravalotgve
(
11/06/2009 23:15)
aiza le isa farany ra wiwi amizao
sniff
tchroufff
...
tohiny
novalian'i essera ny 12/06/2009 11:56
bazylou
(
11/06/2009 23:14)
aza mbola frantsay no manome azy!!!! aiza le usa ??,
pauvre gasy gtt lany bala!!!!!!! :-D :-D :-D tongava ho ano any mahamasina raha milay fa tsy aty no miwawawa eo!!...
tohiny
novalian'i bazylou ny 12/06/2009 20:43
