Politika

xxx ( 09/06/2009 21:52)
Be no mahita ato fa raha jerena @ reo tgv reo dia i andrywui no tena doma indrindra de manaraka i patrick2002 de i bazylou de essera fa samy doma daho klo fa mpanompo sampy daholo ,i rakaroka moa de ... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 10/06/2009 22:34
xxx ( 09/06/2009 21:35)
raha nandinika ny mpijery dia i bazylou no mpanao politika misy saina sy feno fahendrena indrindra eto ny tim dia tsy ampy fandinihina . VIVE BAZYLOU !... tohiny
novalian'i tgvravalo ny 09/06/2009 22:45
bazylou ( 09/06/2009 21:04)
nilaza hono ry leronyfa tsy hisy fihaonana izany intsony raha tsy eo i le8 !! anio anefa dia nizity teny aminn'y carlton ry tim fa hiady hevitr amnistie hoe!!! :-D :-D :-D :-D mila ranondranona a... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:30
tgvravalo ( 09/06/2009 20:59)
sniff tcroufff de zay zany fa miandry ny rariny otran ny vahoaka marobe fa feno censsure ato :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 16:13
halloween ( 09/06/2009 20:34)
mody niova kely tgvravalo lery !!! hanohy ny asa ratsiny ato ndray leio fa mailo ihany rahery a... tohiny
novalian'i general ny 10/06/2009 08:41
andrywui ( 09/06/2009 20:19)
HA HA HA !! iza ndray ny manaraka hampidirina eto M/car hamotika ny Tanindrazana malala amin'ny Bombe sy ny napalm (grenade mandoro) fa toa nitsefotra sy hitsefotra ndray ty comesa nadrandraina ty e! ... tohiny
novalian'i essera ny 10/06/2009 09:29
Noue ( 09/06/2009 19:48)
rana tena dinihina ity voalaza eto ity dia tena marina mahintsiny ee! [size=70][color=green][b]« La construction de l’hôtel de ville est un des grands projets, défis de Rajoelina quand il éta... tohiny
novalian'i Noue ny 10/06/2009 06:58
sakaymena ( 09/06/2009 19:39)
........le retour de l' ancien président n'est plus à l'orde du jour surtout,le comesa a avouéne pas disposer le moyen militaires pour géres une crise ... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 20:01
zoam ( 09/06/2009 19:09)
mahafinaritra lesy andrywui ,saingy le politika anie lesy tsy kilalao e,oatrany ankizikely letsy ialahy ,very andro manisa eto fotsiny ,na izany aza dia mila an elahy ny eto amin'ny serasera politika ... tohiny
andrywui ( 09/06/2009 17:52)
Ko raha tsy zay ahafaly anao no ataon'ny olona lava eo kou !! eny e ! tsy koà raha faly ianao fa mba niadana ny vahoaka !! mety zay ! fa ianao faly nefa ny pokna jihatry ny hanoanana !! ----z... tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 00:06
sitlo ( 09/06/2009 16:47)
Ara-tafika no vahaolana hoy ny fivondronan'ny firenena afrikanina tatsinana. Tsy niandry ela lafrantsa dia nitsipaka izany. Mino aho fa hanangana VETO nihitsy io firenena io ao amin'ny Nations U... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:54
nyavo2000 ( 09/06/2009 16:41)
mapmé leitsy élà ra andrywui fozatay: mba jereo leitsy ny PV n'ny comesa, visible ao amin'ny:[url]http://www.madatimes.com[/url]: dia ahoana ny classementn'i RAVALOMANANA ao amin'ny PV ary inona n... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:27
bazylou ( 09/06/2009 15:02)
Ny olan'i Ravalo ilay izay diso zatra ny hoe: "raha vao tsy manaiky izao ialahy ataoko 4 mi, ary tena vitany ilay izy " . Ankehitriny dia tatrin'ny tody , tsy mba mitovy @ filoha rehetra taloha mba mi... tohiny
novalian'i bazylou ny 09/06/2009 22:42
bounany ( 09/06/2009 14:31)
resaka HAT HAT HAT aza kianina ny vitany fa manaova mba ho hitany !!! teo i anona tsy poince ! teo i anona tsy poince ! teo dada: monopolisation no mba sitrany hatao am gasikara ! ka tsy aleo vempi... tohiny
novalian'i reeves ny 10/06/2009 08:27
xxx ( 09/06/2009 14:13)
Tamin'ny 10 Avril 2009 teo no tonga teto Majunga ny menaka sy vary avy @ TGV. Tamin'izay dia 3L isantokatrano sy 3kg (vary) no azo. Tapak'andro dia lany. Iray volana aty aoriana, tonga indray ilay men... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 10/06/2009 08:01
bazylou ( 09/06/2009 14:06)
aiza ilay TETIKA I, II, ... fa toa tsy hita intsony, sa ve raha vao ny zanak'i le8 no manao tetika dia tsy mety daholo? aiza ilay TETIKA fa toa tsy hita intsony, sa ve efa resy ny tolon'ireo lali... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/06/2009 17:13
ndaty ( 09/06/2009 12:20)
Ho avy hono ty miaramilan'ny COMESA, hiarake @ RAVALO, le salaud, ilay mpamadika tanindrazana eh bien qu'ils viennent avec son frère bob (Robert Mugabe) Mais tandremo an, tsy ankadositra i... tohiny
novalian'i Noue ny 09/06/2009 18:18
tsimati ( 09/06/2009 12:05)
Misy ny milaza fa afaka ny jadon'olon-tokana ary hivelatra amin'izay i Madagasikara. Ao koa no mahita fa tafiditra anatin'ny kizo ny firenena noho ity tolona tsy mitondra any amin'ny fandrosoana ity f... tohiny
novalian'i rodro ny 10/06/2009 13:20
sakaymena ( 09/06/2009 10:51)
araky ny fitarainan'ny gasy maro nandalo na tonga tany dia mahatsapa ny rehetra fa misy toetra ratsy ny gasy ao lafrantsa ao;zany enefa tsy mba hita aty an-toerakafa fa dia mifampanptany hoe avy aiza ... tohiny
novalian'i sakaymena ny 10/06/2009 15:42
Noue ( 09/06/2009 10:43)
Inona no atahoran'rajoelina fa toa hita oe lasa atao aingana ny fifidianana ? [size=70][color=red][b]«Elle (l'élection présidentielle) pourra se tenir avant la fin de 2009», a confié Andry... tohiny
novalian'i endrika01 ny 11/06/2009 05:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.2076