aza kianina ny vitany fa manaova mba ho hitany !!!

1. bounany ( 09/06/2009 14:31)
resaka HAT HAT HAT
aza kianina ny vitany fa manaova mba ho hitany !!!
teo i anona tsy poince ! teo i anona tsy poince ! teo dada: monopolisation no mba sitrany hatao am gasikara ! ka tsy aleo vempitondra tsy manao monopole toy zay mpitondra homamiadana mangina fa refa lany hy haren'ny gasikara vô samu hidanaka eo !
rah samy hijaly ihany aleo ihany HAT toy izay dada!
:roll: :roll: :*
novalian'i reeves ny 10/06/2009 08:27
2. xxx ( 09/06/2009 14:42)
ka izay vitany tsinn tsy misy tsara mihitsy kou !!! Tam`Dada izahay mbola mba nihinana dobera ihany fa zao ? Dobera maorisiana matsaboka be ohatran`ny menakomby nefa à 20 000 fmg ! Dia mbola hitehaka ihany ve zahay am`zany ?
3. bazylou ( 09/06/2009 14:52)
sao dia nareo kosa no tsy mahay ny tena tsiron'ny dobera!! fa nofahan'ni le8 dobera 6e categorie!!! :-D :-D :-D
4. xxx ( 09/06/2009 14:53)
fa inona hono ty mba tsara vitany oe
5. xxx ( 09/06/2009 15:07)
Dibera sy fromazy Tiko no mampalahelo anareo nefa firy % ny Gasy no mba nahavidy an'izany t@ andron'i dada na dia nitobaka sy nodakan'ny alika aza??? Tena feno fitiavan-tena re izany e!
6. tsiafoi1 ( 09/06/2009 16:09)

Ka io bounany toy ny tantely "Raha nanindrona ka namela mamy, lefin'ny maminy ny tsindro-maheriny", Saingy ity Fitondrana nalaina an-keriny ity, tsisy raha azo avy aminy, fa mangidy mangeroka toy ny tangena...(vaky trano, fandrobana, halatra sy vono olona...) Koa raha tsy adala sy ketrina ny malagasy koa tsy haheno sy hahita ireny @'ny médias samihafa ireny...
7. andrywui ( 09/06/2009 16:19)
resaka HAT HAT HAT
aza kianina ny vitany fa manaova mba ho hitany !!!
teo i anona tsy poince ! teo i anona tsy poince ! teo dada: monopolisation no mba sitrany hatao am gasikara ! ka tsy aleo vempitondra tsy manao monopole toy zay mpitondra homamiadana mangina fa refa lany hy haren'ny gasikara vô samu hidanaka eo !
rah samy hijaly ihany aleo ihany HAT toy izay dada!


bounany marina zay voalazanao !!tena mijery ny lavitra i bounany fa tsy ze hitan'ny masony tahaka ny TIM !! marina mihitsy zany !!

--zao ny olona malalaka manamboatra fromazy dibera mampiasa ronono amin'ny yaourt a boire tsisy managadra tsony fa malalaka tsara !! ny vokatry ny tantsaha tsisy gendarmes manakana eny andalana tsony ka oe tsy maintsy omena ny TIKO na ny Magro ny vokatra fa raha tsy zay ....

--aleon'ny olona marina aloha afapatotra tahaka ny vorona azon'adala teo aloha ee !!

--
8. tsiafoi1 ( 09/06/2009 16:46)

Ra8 lesy ra-Andrywui "Maty namela mamy toy ny tantely". Adinon'ny olona ambanin'ny kaikiny a, ary na manindrona aza afiny ihany, fa ity HAT an'i toi, mba ahoana? MANGIDY MAFAITRA toy ny TANGENA, ka GREVE atsy GREVE eroa no setriny... Tsy atao kabary lava ozy fa ny "TOKY FITAKA fa NY ATAO NO HITA" e!
9. xxx ( 09/06/2009 16:53)
Io HAT io anie ka tokony ho lasa lavitra mihitsy raha voafehiny tsara ny "securité" é; zao ny any @ faritra atsimo iny sady lanin'ny mosary no miferin'aina @ mpanendaka antoandro , ny dahalo efa tsy tenenina intsony.
Koa isika mpanohana an'io HAT io tokony hilofo hisian'ny fandriampahalemana de tsy mila fampielezan-kevitra ho an'ny fifidianana intsony any aoriana.
Ny mahakivy ahy @ ity TGV ity koa anie toa " Atriatriny" eny ihany ny fahaizana fa tsy de mankaiza loatra é. Nijery kabariny @ teny vahiny aho indray andro izay ka toa tsy mifanaraka akory ny feo re sy ny fihetsiky ny molony, de somary miteny irery aho hoe" ka raha ho lasa filoha izany izy ka tsy izy no hitondra ny baolina fa olon-kafa de izay vao ho lasa fitondràna sadasada manan'elatra eo .
Mila mpanolon-tsaina matanjaka izy fa tsy olona hanatanteraka baiko tsy ampiheverana fotsiny. Tadidio fa isak'izay manilika andian'olona na mahakivy olona izy de mitombo ny adversaire-ny .Io no tsy takatry ny saindRavalo t@ fitondràny t@ fanagadràna olona , tsy fantany fa mitombo ny fahavalony isak'izay manilika olona iray izy.
Natao hampieritreritra ny zava-misy na nianatra isika na bado tahaka ahy.
10. andrywui ( 09/06/2009 17:44)
--zao ny olona malalaka manamboatra fromazy dibera mampiasa ronono amin'ny yaourt a boire tsisy managadra tsony fa malalaka tsara !! ny vokatry ny tantsaha tsisy gendarmes manakana eny andalana tsony ka oe tsy maintsy omena ny TIKO na ny Magro ny vokatra
11. andrywui ( 09/06/2009 20:10)
--zao ny olona malalaka manamboatra fromazy dibera mampiasa ronono amin'ny yaourt a boire tsisy managadra tsony fa malalaka tsara !! ny vokatry ny tantsaha tsisy gendarmes manakana eny andalana tsony ka oe tsy maintsy omena ny TIKO na ny Magro ny vokatra
12. Rajakoo ( 09/06/2009 21:39)
Tsisy dobera zany eo fa elah ve leity manofy ratsy
Taloha zay tato nahazo vatsy tsara zao tsy ampy daholo ny kaly ,tsy mahazaka kiraro aza ny bandy sasany ato :evil: :evil:
13. reeves ( 10/06/2009 08:27)
mikaikaika ny tantsaha any Vakinankaratra fa tsy misy mandray ny ronono ary voatery ariana na ahena ny vidiny ! Izany no anisan`ny mahabetsaka ny mpitolona legaliste any Antsirabe !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.501