Politika
xxx
(
06/06/2009 13:40)
Plan efa maty paika iny satria efa fantatry ry Andry sy Ratsirahonana fa mpomba azy ilay commandant de bord!Fa raha pro Ravalo ilay mpanamory dia tsy sahy nanao iny fihetsika iny ry TGV!...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/06/2009 20:37
xxx
(
06/06/2009 12:36)
Izao no zavatra voamariko. Vitsy dia visty tokoa ireo mpanohana coup d'Etat mandray anjara ato amin'ny serasera politika kanefa dia mazoto be mihitsy miverimberina toy ny lalan-kitan-kisoa. Izany hoe ...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2009 16:27
bazylou
(
06/06/2009 08:33)
Hay ve Gasy Tia Tena ( GTT) no antsoin'ny fanatika xénophobes, racistes hoe Gasy Tia Tanindrazana?
Nareo Gasy Tia Tena (GTT) mbola mifikitra manohana an'ilay jiolahimboto nandroba ny caisse de l'...
tohiny
novalian'i tazia ny 07/06/2009 14:02
andrywui
(
06/06/2009 08:31)
Ny vahoka nampahantraina , ny tantsaha tsy notsinjovina(vava no betsaka) , ny karama nidina fa tsy niakatra , ny fampanantenana poakaty daholo , ny olona sady efa sahirana no gadragadraina daholo , ny...
tohiny
novalian'i tazia ny 07/06/2009 20:10
xxx
(
06/06/2009 07:28)
- Voalohany : tamin'ny 1896 nandavoana ny fanjakana Malagasy
- Faharoa : tamin'ny 1975 namonoana an-dRatsimandrava...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 08/06/2009 15:07
bazylou
(
05/06/2009 23:40)
Le Président africain déchu, le plus riche du continent. Que va t-il faire de cette somme ? Il compte installer des entreprises de produits laitiers au swaziland.?? non, tirer les petasses du gtt e...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/06/2009 21:48
bazylou
(
05/06/2009 23:21)
teo amin'ny 18h30 ora frantsay teo dia feno crs niaraka tamin'ny ambasadera tao amin'ny ambasady satria nisy namaky ny vitre lehibe eo amin'ny fidirana.. Iza ary hoy ianareo no namaky sy nanalabaraka ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/06/2009 22:05
Noue
(
05/06/2009 18:04)
[size=80][color=green][b]La France est plus que réservée à l’égard d’une candidature d’Andry Rajoelina à la présidence. Nous tentons de le convaincre que ce ne serait pas là son intérét...
tohiny
novalian'i Noue ny 06/06/2009 17:29
locl
(
05/06/2009 17:44)
ujourd’hui, vendredi 5 juin, 40 membres du collectif GTT sont venus comme à l’accoutumée depuis quelques jours, défendre le bastion de la Légalité : l’ambassade de Madagascar, boulevard Suc...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2009 22:41
bazylou
(
05/06/2009 17:14)
andana mody rah amilay ry gtt a!! ka ny olona mure koa anie tsy miady ohatra ny alika eny antsena toa anareo ry gtt e!! :-D :-D :-D ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/06/2009 22:04
sakaymena
(
05/06/2009 16:59)
adala ny tsy manaja ny azy e...
tohiny
novalian'i tazia ny 06/06/2009 08:45
andrywui
(
05/06/2009 15:44)
Tsaratsara angamba raha mba olona sy antoko misaina ihany hianareo ry TIM de ny [b]mamorona na mamolaka na mijerijery olona mba metimety ratsy[/b] eo hasolo an'i dadanareo!!
fa raha ny logique entin...
tohiny
novalian'i ragonza ny 07/06/2009 18:47
Onjakeli
(
05/06/2009 15:03)
Mba nahavariana ahy ity article tamin'ny gazeti ity. Fa inona ary aizany no tena zava-misy ao amin'io fitondrana io. Ilay resaka fisavana angalana ny fananan-dravalo ity matetika no tena saika hitrang...
tohiny
novalian'i rajorina ny 06/06/2009 13:33
nyonja
(
05/06/2009 14:57)
SAlut avokoa,
Te hampiditra hevitra vaovao e!
Misavoritaka ny asan'ny CNME sy ny Cellule tactique ao amin'ny HAT tarihin'Ing. Alain Ramaroson. Ny CNME misy an-dry Comandant Charles. De ireny saika m...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2009 22:32
bazylou
(
05/06/2009 14:43)
GTT trop fort…en crétinerie !
gtt1 gtt
Dès que j’ai vu les photos et regardé jusqu’à la fin la vidéo, je me suis dit : « Non, je ne peux pas rater cette si belle opportunitÃ...
tohiny
novalian'i xxxy ny 06/06/2009 09:10
xxx
(
05/06/2009 14:43)
tsy any dago aty ry hat kely loha fa handana mody a! mamorona ambasady eny amoron-dalana raha mahay! mbola ho aiza é!!
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/expulsion-musclee-de-rinah-ra...
tohiny
novalian'i bazylou ny 05/06/2009 23:52
ari.malala
(
05/06/2009 12:04)
Angaha moa lasa ny "Etat Malagasy" indray no miantoka ny fahavitan'ny laman'ny tanà na? http://www.taratramada.com/
[quote]POLITIKA
Lapan’ny tanà na
Hiantohan’ny Hat
Nidin...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/06/2009 22:21
rdmy
(
05/06/2009 11:57)
Ombay mitady i Jentilisa sao sanatria nisy nanjo azy fa elaela iany izay no tsy tety ambonin tanin ny seraseranterineto...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:09
kidoropamba
(
05/06/2009 11:48)
Hafaliana tsy homby tratra no hilazako anareo eto tapaka sy namana fa hilatsaka ho kandida amin'ny filoham-pirenena izay ho avy ny tenako. Ny soritr'asa ho tanterahina moa dia ho lazaina aminareo mian...
tohiny
novalian'i kidoropamba ny 08/06/2009 11:03
andrywui
(
05/06/2009 11:46)
[b]ZANY HOE TENA NAMELONA ZANA-BARATRA MARINA MIHITSY ZANY NY DADANY !
FA JEREO FOTSINY TATO ANATIN'NY 3VOLANA IRETO TIM VOATSOKA TATO[/b]
[b]jereo fotsiny firy zay TIM efa voatsoka teto ami...
tohiny
novalian'i Noue ny 05/06/2009 17:10
