Politika

penguin ( 08/06/2009 10:20)
Raha ny resaka fampiakarana avo ny resaka Tanora dia anisany tena nankaleo ny sasany aza nandritra ny fitondran-dRavalomanana. Eraky ny Ministera ohatra raha misy fampiaofanana na fiofanana dia tonga ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/06/2009 05:54
xxx ( 08/06/2009 10:07)
Izay miaraka amin'ny amboalambo hoy ny fitenin-drazatsika dia amboalambo. Raha zohina hoe aiza i Ra8 no milafika raha tonga ilay tsy nampoziny. Dia hita fa any amin'ireo olon-dratsin'i Afrika izy no ... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2009 21:19
endrika01 ( 08/06/2009 09:54)
Ajanona kely aloa ny adilahy politika,fa taritina aminity ndray ny saina.Tsy maintsy hisy ny fifidianana filoham-pirenena.Mba tanisao we ny hetahetany tsirairay,aminy adidy tsy maintsy totosan izay fi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 07/07/2009 08:58
endrika01 ( 08/06/2009 09:52)
Ajanona kely aloa ny adilahy politika,fa taritina aminity ndray ny saina.Tsy maintsy hisy ny fifidianana filoham-pirenena.Mba tanisao we ny hetahetany tsirairay,aminy adidy tsy maintsy totosan izay fi... tohiny
novalian'i endrika01 ny 08/06/2009 10:42
mihitsy ( 08/06/2009 05:57)
Ho anareo mpomba andra8 no tena iantefan'ny antsoko. Moa ve ra8 tsy efa nanome fahefana an'miaramila? tsy efa nilaza ve ny ambasadin' Etazonia fa tsy nambanana basy zany ra8 nanome an'io fahefana io? ... tohiny
novalian'i milamm ny 08/06/2009 16:28
sakaymena ( 08/06/2009 05:11)
refa mafana toy zao mantsy ny raharah politika de tadiavina daholo ny atsanga tsy aman'orana rehetra eny hanaratsina zay tsy mitovy fomba fijery aminy hanosorapotaka. ko aiza moa no mba hisy fandrosoa... tohiny
novalian'i sakaymena ny 09/06/2009 20:33
xxx ( 07/06/2009 18:01)
HTRAMIN NY NANANKIANAN I NDEFO NY HAT DIA MISY MAMPIHOROHORO AZY HONO SATRIA TSY TOKONY HANAO IZANY IZY FA ZAVATRA HAFA NO TOKONY NOLAZAINY :( :( :( :( :( ... tohiny
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:26
bazylou ( 07/06/2009 16:41)
dia izay resy ao nany gtt na ry ratsihonana. :-D :-D ... tohiny
novalian'i rodro ny 10/06/2009 07:40
ravalotgv ( 07/06/2009 16:21)
tonga tao france i obama nisakafo tao @ hotely facture nivoaka 300 euros tonga tao france i tgv facture nivoaka 10.000 euro. manambola le boay kely iny kaaa. Raha i ra8 angamba no teo mety ho 50... tohiny
ndaty ( 07/06/2009 14:59)
http://www.dailymotion.com/search/malagasy/video/x9ihm4_fetinny-reny-malagasy-2009_people Ca c'est du kabary firariantsoa @ Fety, tsy misy allusion @ ady politika ,tsy misy allusion @ ny alahelo... tohiny
novalian'i essera ny 08/06/2009 04:49
bazylou ( 07/06/2009 14:48)
milaza azy hoe gtt ireto, nefa ry lerony indrindra no tena mpitsoaka an'i Madagasikara! ireo indrindra le mpankato sy mpanatanteraka ny fananndevozan'i le8!! soa ihany fa teo tgv!! Amin'izao ora han... tohiny
novalian'i essera ny 08/06/2009 04:51
milamm ( 07/06/2009 14:32)
nindramiko io ohabolana malagasy io ho tsindry sofina ho an\' ireo mpitarika antoko politika sy ireo mpanohana azy aby mbola miady fahefana ,fototry rafimpitondrana rehetra manerana ny tany ny hasiny ... tohiny
novalian'i milamm ny 08/06/2009 09:36
bazylou ( 07/06/2009 12:45)
http://www.dailymotion.com/search/malagasy/video/x9ihm4_fetinny-reny-malagasy-2009_people... tohiny
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:18
bazylou ( 07/06/2009 08:07)
Ce sont des malgaches chômeurs les 95%. Ils sont des sans pap's. :-D :-D :-P ... tohiny
novalian'i bazylou ny 08/06/2009 21:49
bazylou ( 06/06/2009 22:39)
na koa ny hetsika ataony nanny fifohana rongony ataon'ireo troupe de chocny!! ialana tsiny indrindra amin'ny any an toerana fa olona mpanara drenirano toy ny trondro maty ireo!! mpanala baraka !! Ale... tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2009 17:21
locl ( 06/06/2009 21:15)
KABARIN’DRAMATOA LALAO RAVALOMANANA FANKALAZANA NY FETIN’NY RENY 07 JONA 2009 Misaotra an’Andriamanitra lehibe ny voalohan-teny amin’ity Alahady 07 Jona fankalazana ny Fetin’ny Reny ity. ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2009 17:58
Noue ( 06/06/2009 18:57)
antoko politika vaovao io ?? zay manko aho vao nahita an'io ! [size=70][color=green][b]Un membre d’une association dénommée MIB ou « Madagascar is back », qui se dit pro-américain, récl... tohiny
novalian'i bazylou ny 07/06/2009 14:27
xxx ( 06/06/2009 15:40)
[url]http://www.youtube.com/watch?v=6hSPFL2Zlpg[/url]... tohiny
novalian'i tafondro ny 06/06/2009 20:50
ravalotgv ( 06/06/2009 14:55)
TSY VOALOHANY INTSONY NIVEAU INFORMATION MONDIALE SEASERA SISA BE VAVA @ GTT SY TGV ARY RA8 HO AVY NY CANDIDAT VEHIVAVY ETO @ SEASERA HO FILOHA MALAGASY SNIFF TCROUFFF MBOLA MITOHY NY FAMON... tohiny
novalian'i ravalotgv ny 07/06/2009 17:50
ravalotgv ( 06/06/2009 14:33)
Tsy misy filoha intsony i madagascar fa lasa filoha daholo ny rehetra h@ mivaroody eny tsaralalana sy ny mpihaninkazo etsy isotry sniff tcroufff =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ... tohiny
novalian'i yuka ny 09/06/2009 05:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3647