Politika

essera ( 09/06/2009 09:35)
Lasa lava b le dinika momba an'le resaka foko fa tsotra fotsiny ry zalah. Raha mandinika tsara ianareo d ny merina valovotaka no betsaka noho ny tena foko avy any Mahajanga mipetraka any amin'io farit... tohiny
novalian'i rakaroka ny 09/06/2009 18:50
xxx ( 09/06/2009 09:25)
Omeo ahy re valiao zay ho minoko atoy re kah socryl cyril toy fa tsy midegidegy vata ambe toy avao re ,neh tsy omeo re dralako amao ane zay re socryl ? valiao nengako amiko atoy re ampijaliako impolo ... tohiny
novalian'i tgvravalo ny 09/06/2009 20:26
andrywui ( 09/06/2009 09:19)
Hay tokoa ry Essera tsy fantatrelah ny vaovao omaly ?? nomeko grace omaly letsy Hery fa hitako mampalaelo be lery a !! --sady izy efa nanaiky fa diso tamle teniteny foana nataony de nekeko !! ka a... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:54
xxx ( 09/06/2009 08:17)
Tsy tadidiko r'reto fa nisy resaka momba ilay palitao gris zay tato fa tsy hitako intsony zao ilay izy. T@ gazety t@ faran'ny herinandro iny za nahita ny sariny fa lasa izy hono no prezy ireo solon-te... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:23
patrick2002 ( 09/06/2009 01:43)
Efa hatry ny ela ny rahalahy tanindrana no niahiahy ny merina ho TIA-TENA ,izany dia hita nandritry ny fanjakan`andriana izay tsy nitondra fandrosoana tany an`Indrana fa fangalana fotsiny ny harena t... tohiny
novalian'i milamm ny 10/06/2009 12:41
zandikely ( 08/06/2009 22:51)
Le Comesa, le plus grand marché commun de l’Afrique australe, a évoqué hier au Zimbabwe, la possibilité d’une intervention militaire à Madagascar. Une décision prise à l’issue d’un somm... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:05
bazylou ( 08/06/2009 22:14)
vao resaka androany ity!!! nataoko tamin'ny leadern'ny gtt!! i VR. manakevitra hono ramatoa kelyfa hiala amin'ny gtt fa tsy harany ny fianarany sy ny fiainany. Le8 koa hono efa resy ka aleo mipetraka... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 07:57
bazylou ( 08/06/2009 21:21)
«Hisy zava-hiseho amin’ity herinandro ity» Nanindry mafy sy nampiomana ny «zanak’i Dada» ihany ity mpitari-tolona ity fa tsy hampiady azy ireo amin’ny miaramila akory ny mpitarika ny hets... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:03
cyril ( 08/06/2009 21:08)
Ary mba aiza hoa le mpanisa andro iny zay é, toa tsy heno intsony ha ha ha :-D :-D :-D ... tohiny
novalian'i cyril ny 09/06/2009 21:01
xxx ( 08/06/2009 20:18)
Amiko dia misy ny tsy itovizan izy ireto nefa misy koa ny itovizany Ohatra ny 1 militaire , ny iray civil ny iray self made man (miala tsiny fa tsy hitako ny andikana azy ) ny iray vieux loup éx... tohiny
novalian'i milamm ny 09/06/2009 00:23
locl ( 08/06/2009 18:59)
COMMUNIQUE OFFICIEL PRESIDENCE DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR Victoria Falls, 08 Juin 2009 LA CRISE POLITIQUE A MADAGASCAR EVOQUEE LORS DU SOMMET DU COMESA Le Président de la République de Madag... tohiny
novalian'i essera ny 09/06/2009 05:29
Noue ( 08/06/2009 18:22)
Dia tena mba maloto kosa anie ny tanana zany eee ! Fa natao inona fotsiny ireny fisehoana oe nanadio , nitazona kifafa ireny ee ?? fampisehoana ny tany ivelany ve oe tena matotra anie ny asa ataonay @... tohiny
novalian'i mmmhh ny 09/06/2009 14:27
sitlo ( 08/06/2009 14:59)
Alain Ramaroson Famille Andriamanjato ... betsaka sy bobaka ny olona manodidina ny mpitarika ny 1991 ihany no nitarika ny 2009... tohiny
novalian'i milamm ny 09/06/2009 00:08
kidoropamba ( 08/06/2009 14:18)
Manao antso avo amin'ireo izay mbola milaza azy ho tia tanindrazana malagasy aho mba handoro ny volon-tratrany amin'izay ka hijanona @ extremisme mamono vahoaka sy mamono firenena, ka hanao ny ambo-po... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 09/06/2009 05:46
lemenakely ( 08/06/2009 13:06)
Raha vao mitonona ireo daty ireo dia ao antsaitsika ny voalohany Iavoloha ary ny faha 2 Ambohitsirohitra , ny iraisany dia ny vono olona , izay tsy asiana teny lava ... Fa ny fanontaniana mipetraka... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/06/2009 08:42
rabaradaka ( 08/06/2009 13:06)
Ty ry dadatoa no tena gaigy a, tanora no lazaina fa hoe nivory tao Mahamasina nefa antitra no maro an'isa. Fa hatramin'ny firy taona no tanora e, sa rehefa hoe tanora TGV dia mety foana na dia efa 65 ... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 09/06/2009 04:47
halloween ( 08/06/2009 12:22)
Ny fametrahana ny Lehiben’ny Faritra Amoron’Imania no natrehin’ny Filohan’ny HAT Andry Rajoelina ny fametrahana azy tamin’ny fomba ofisialy. Nohamafisin’ny Filohan’ny HAT ary mbola namp... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 04:50
andrywui ( 08/06/2009 12:04)
Efa hitan'ny firenena rehetra anie fa izy Ravalomanana Marc mihitsy no nanolotra ny Fitondrany , Nidemission, zany hoe niala tsy ho Filohan'ny Malagasy intsony !! fantatry ny firenendehibe rehetra... tohiny
novalian'i nyavo2000 ny 09/06/2009 16:39
kidoropamba ( 08/06/2009 11:16)
Manomana ny terrain izao TGV. Handeha any Addis Abeba ny mpitondra (taloha sy ankehitrio) hanao sonia ny charte ahafahana mametraka ny rafitry tetzamita sy ny fifidianana. Na misy banga aza ny sonia... tohiny
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:12
andrywui ( 08/06/2009 10:54)
MIALA TSINY AHO ALOHA RAMOSE FA MIALOHAN'NY RESAKA DE METY HANOKATRA HEVITRA HAFA AMIN PS [b]HALLOWEEN[/b] NA [b]KALACK[/b] AHO FA IZAHO IHANY IREO A ---ka tsy manomboka ny fety raha tsy miseho e... tohiny
novalian'i milamm ny 08/06/2009 23:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5012