nao ka cyril toy , iha kahe socryl ne tsy fale re
1. xxx
(
09/06/2009 09:25)
Omeo ahy re valiao zay ho minoko atoy re kah socryl cyril toy fa tsy midegidegy vata ambe toy avao re ,neh tsy omeo re dralako amao ane zay re socryl ? valiao nengako amiko atoy re ampijaliako impolo ne matonaly re ,masaky raho kah fa tokatrano areo kah fa rava koahe ,ne tsy omeo koa re dralako nenganao tamiko zay re,atao azo koah dralako tsy omeo kah lahy gege toy ,miambe azo raho kahe ,
ondatybey
ondatybey
novalian'i tgvravalo ny 09/06/2009 20:26
2. essera
(
09/06/2009 09:39)
Dia iza izany io izao rahery ? Ampiasao aza ilay fahaizanao am zay fa fantatrao ilay xxx
3. essera
(
09/06/2009 09:46)
Ary mangataka manokana an'i Hery hamoaka hoe iza ny mpandefa sary porno ato izany fa raha ohatra tsy fantatray izay d fantatry raHery ihany ilay tohiny fa autorisé ny pokna rehetra.
Izahay no tsy mahita Rahery hoe iza ilay xxx fa ianao mahita tsara moa ? Ka avoahy ho fantatry ny namana rehetra eto izany hoe iza ilay izy mba ho mari-toerana tsara ny kianja fa tsy mitongilana.
Izahay no tsy mahita Rahery hoe iza ilay xxx fa ianao mahita tsara moa ? Ka avoahy ho fantatry ny namana rehetra eto izany hoe iza ilay izy mba ho mari-toerana tsara ny kianja fa tsy mitongilana.
4. xxx
(
09/06/2009 09:48)
kobon'i hery io mandefa xxx io ry oay an aza matahotra elahy fa mbola nety nisy zavatra nataoni lery ,sur aho fa mety i salopard na bazylouio
5. hery
(
09/06/2009 09:58)
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] (xxxy)
Aza matahotra fa efa jereko daholo ny IP rehetra dia hoteneniko eto
Aza matahotra fa efa jereko daholo ny IP rehetra dia hoteneniko eto
6. essera
(
09/06/2009 09:59)
Misaotra anao am le fandraisana andraikitra fa asio liste ampamoaka mihitsy rangah fa simba le site.
7. xxx
(
09/06/2009 10:03)
dia tokony mba hisy fanajana ny ps-ny hafa koa eto fa nahoana kosa no ataon'ny sasany hoe socryl na sokril ny ps-ny ee ?
8. hery
(
09/06/2009 10:18)
nosakanana i xxxy namoaka sary porno teto.
Anisan'izany koa i ravalotgv izay xxxy ihany.
Misy ps iray hafa izay xxxy ihany koa fa tsy dia mi-forum matetika. Efa arahi-maso
Anisan'izany koa i ravalotgv izay xxxy ihany.
Misy ps iray hafa izay xxxy ihany koa fa tsy dia mi-forum matetika. Efa arahi-maso
11. mmmhh
(
09/06/2009 11:23)
Hery:
nosakanana i xxxy namoaka sary porno teto.
Anisan\'izany koa i ravalotgv izay xxxy ihany.
Misy ps iray hafa izay xxxy ihany koa fa tsy dia mi-forum matetika. Efa arahi-maso
de possible zany ny ananan\'ny olona samihafa ps 1?
toa we mbola misy xxxy hafa koa?
sa tsy te hanonona an\'le ps i Hery de hatao we xxxy?
12. andrywui
(
09/06/2009 13:06)
hay ve ravalotgv sy xxxy le mamely mafy an'i CYRIL lava eto io e !!
--ary hitako efa mifitsaka be ery cyril raha vao ry zalah reo no tonga eo !!
-- soa aloha fa izy samy TIM ihany reo ka aleo hifamely ao !sady antoko efa rava io kou na hifamono ao aza !! ha ha ha ha
--ary hitako efa mifitsaka be ery cyril raha vao ry zalah reo no tonga eo !!
-- soa aloha fa izy samy TIM ihany reo ka aleo hifamely ao !sady antoko efa rava io kou na hifamono ao aza !! ha ha ha ha
13. tgvravalo
(
09/06/2009 20:26)
any zany voadona i ravalotgv fa traingo ihany
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
lasa nivadika palitao lery de traingo niaraka @ i kidoropamba
sniff
tcroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
lasa nivadika palitao lery de traingo niaraka @ i kidoropamba
sniff
tcroufff